Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Jeankely ( 24/10/2007 02:34)
Tapona ny daomy sa maina molotra ny Mpanohatra?
Ny ahasoa ny firenena no zahavina sa ny hifamotika ary samy resitodro marika eo anivon'ny firenena hafa. Raha tsy tafavoaka ny mpitondra tafavoaka ve ny mapnohatra ary mahazo laza any ivelany fa nahay... tohiny
novalian'i Jeankely ny 05/12/2007 15:43
LazaDaddy ( 24/10/2007 00:09)
Tenin'Andriamanitra vs. filozofian'olombelona
[u]Filozofian'olombelona:[/u] "andriamanitra tsy manampy izay tsy manampy ny tenany" Tsy ilay Andriamanitra inoan'ny Kristianina loatra angamba io resahina io satria izao: - Ny fanampian'Andriamani... tohiny
novalian'i JAOANJARA ny 06/07/2015 10:10
tsimiandravola ( 23/10/2007 21:15)
Fampitahàna:Judeo-christianisme sy
[quote=DMassé] L'idéal de l'Hellénisme, c'est le Sage qui s'élève à la contemplation de la Vérité, s'aidant de la Science par l'exercice de la droite raison, et qui, désintéressé, f... tohiny
novalian'i fijo ny 31/10/2007 23:27
fijo ( 23/10/2007 18:03)
mitsara tsara,fa aza mananejika olona
Mpandefa : xxx [ Valio ] 12-10-2007 22:15:58 Lohateny : Re : pretra syny heviny marina ny an'i pissoa. Voalaza teo : ohatra io resaka pretra tokony avela hanambady io;nilaza izy fa momba,nefa... tohiny
novalian'i Fody ny 10/11/2007 11:04
cazal ( 23/10/2007 18:00)
fihainoana radio vazgasy @ pcpocket
misy mihaino radio vazogasy @ pcpocket HTC 3600 par wifi vé? dé mandé vé? nandefa hafatra sy nangataka fanazavana tany @ nga admin hery za dé tsy novaliny ilay izy, nefa mety ho maro no mila ... tohiny
novalian'i Lantoer ny 03/12/2007 23:18
Kwasi ( 23/10/2007 16:31)
Fifaninana mahasoa
[url=http://theapprenticeafrica.com/about.php]Jereo eto[/url], fifaninana mety hahasoa ny namana manam-pahaizana malagasy. Tolotra'asa ahazoana karama 200000$ isan-taona ny loka voalohany. Mandraisa a... tohiny
novalian'i sarobidy ny 03/11/2007 09:52
xxx ( 23/10/2007 15:34)
Lazaina ny toko sy andininy?
Fa hono ho'aho ry reto: tena ilaina ve ny miteny ny référence ny baiboy rehefa miresaka amin'ny olona e? Ohatra ny hafahafa be ny maheno ilay olona isaky ny miteny dia manao foana hoe: efa voalazan'... tohiny
novalian'i fijo ny 30/10/2007 23:22
ravatorano ( 23/10/2007 14:13)
Filohan'ny Antenimeram-pirenena vaovao Ingahy Jacques SYLLA
Araky ny vaovao reko tamin'ny radio RDB teo izany dia nolanian'ny depioté 123 amin'ny 124 ho filohany Ingahy Jacques SYLLA izay voafidy tany Sainte Marie Rahampitso maraina izany no ho fidiana izay... tohiny
novalian'i Jeankely ny 25/10/2007 13:04
nirijimka ( 23/10/2007 13:32)
mitohy ny fety e!!!!!!!!!
izao indray aza e! velesian ny vy dieny mafan , ka rehefa ao anaty ny ambiance de fête ihany tsika de zao indray ny manaraka! araka ny tapaka sy nifanarahana à Association Milasoa , izay mpiara mi... tohiny
novalian'i fijo ny 13/11/2007 22:14
bolida77 ( 23/10/2007 13:32)
resam bakisiny faobe
zao ndray ary eh! manaiky ve nareo @tyle vakisiny faobe ty toa hafahafa ihany aloa e! latsaky ny 5 taona hono na zaza vao 9 volana zany ka navita ny vakisiny 5aloan ny faha heri... tohiny
novalian'i sarobidy ny 05/11/2007 15:16
sokona82 ( 23/10/2007 12:15)
urgent
bjr za re mba mangataka n parole n l hira oe si tu veux le louer any exo ra mba misy manana nareo fa ilako maika be de misotra betsaka @ fanapiny ze manana bisou... tohiny
novalian'i sarobidy ny 27/10/2007 07:30
mpanera ( 23/10/2007 12:00)
VISUAL BASIC 6.0
Mbo mitady site misy cours na tutoriaux visual basic ankoatran'ny developpez.com :evil:... tohiny
novalian'i mpanera ny 08/11/2007 07:57
salmo1 ( 23/10/2007 10:34)
Eritreritra mandalo @ malgache miaraka @ vazaha
[quote=rebika]...Tazako ianao nony taty aoriana [b]niaraka tam'vahiny,[/b] Nahazo "devant" [b]tsy niteny gasy ny harivariva amin'ny dimy[/b], Hay tokoa moa ka izany no izy [b]amin'ny tany moderina[/... tohiny
novalian'i mbaliana ny 24/10/2007 19:38
tsaramaso ( 23/10/2007 09:58)
Jejo !!!!!!!!
http://www.dailymotion.com/video/x329kr_immer-die-madchen hahahahahhahahahaha !!!!!!!... tohiny
novalian'i Bita ny 27/10/2007 17:12
koffman ( 23/10/2007 08:10)
"Faire l'Amour" tsara ho an'ny fahasalamana???
"Faire l'amour : c'est bon pour la santé" Sa ahoana ny hevitrareo ?... tohiny
novalian'i miraymel ny 28/11/2007 15:18
jhari ( 23/10/2007 07:47)
Soa fa teo ianao
Miarahaba antsika rehetra, Izaho mba mitady tonon'ilay hiran'i Groupe Mirentiony (Antsirabe) mitondra ny lohateny hoe Soa fa teo inao. ... tohiny
novalian'i sarobidy ny 23/10/2007 09:45
niryna ( 23/10/2007 06:37)
Inona no asan'ny Fanahy Masina @Fiainana an-davanandro?
Miresaka Fanahy Masina foana isika.Inona tokoa ny asan'ny Fanahy Masina ato anatintsika ary ahoana no ahafantarana fa miaraka amintsika Izy isan'andro?... tohiny
novalian'i niryna ny 03/11/2007 03:46
ari.malala ( 23/10/2007 06:19)
Vaovaon'i Rakaroka
[quote]56. Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 23-10-2007 06:23:03 Lohateny : Re : MALAHELO aho! Nandao antsika omaly hariva t@ fito ora malagasy izy. 'ndriiiiy Lasa ry reto ilay "mpimatimaty" amiko! ... tohiny
novalian'i rakaroka ny 18/12/2007 21:53
salmo1 ( 22/10/2007 23:34)
Mba hampio kely aho ry zalah!
Manana sipakely vao2, vaza-kely, blonde, manga maso... vao volana haingana kely teo no nalalako azy. Efa nihaona izahay tamin'izany. Izy moa miteny fa izaho rery ihany no mba miresaka matetika ao am... tohiny
novalian'i tsaramaso ny 30/10/2007 08:50
xxx ( 22/10/2007 21:18)
blogy
fanahy iniko nanao xxx aloha fa i tess ity an! amin'izay mantsy tsy mivoaka ary amin'ny page d'acceuil ary ny dinika amin'izay ny mpijery forum ihany no mahita no vositona ity aza ilay lien niandr... tohiny
novalian'i kelly13 ny 24/11/2007 15:26
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.7087