mitsara tsara,fa aza mananejika olona
1. fijo
(
23/10/2007 18:03)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 12-10-2007 22:15:58
Lohateny : Re : pretra syny heviny
marina ny an'i pissoa.
Voalaza teo :
ohatra io resaka pretra tokony avela hanambady io;nilaza izy fa momba,nefa raha tsy manaiky ny fiangonana dia izay aloha no arahina.ary toa efa bedin'ny fiangonana tokoa hono lery,fa dia izay e,mitana ny heviny izy na dia tsy mitsipak any fiangonana aza
Izay no ilazana fa manao fiheno diso ianao. Raha nanaraka tsara izay voalazany ianao dia naheno tsara fa: tsy hoe mamela ny pretra hanambady izy, fa araka ny heviny dia tokony azo ho hamasinina ho pretra ny olona manam-bady. Samihafa araka izay lazainao io.
Izy tenany aza dia mahatsapa fa tsy ilaina ny manam-bady raha efa pretra ny tena.
Voalaza teo :
niresaka io kapoty io aloha dia navahany hoe raha izy "tenany "dia izao no heviny
Ahona ilay heviny? Nilaza izy fa tena d'accord amin'ny fampiasana kapoty? Raha ny fanarahako izay nambarany dia tsy mankasitraka ny fampiasana kapoty izy. Saingy manolona ny zava-misy kosa dia tsy mety ny mandrara be fahatany, tsy misy fitarihana ny tanora amin'ny lalana tena izy (dia ny hananany olon-tiana tokana ihany).
Mbola tsy misy fanefitra tena mahomby ny sida hoy izy, ka ialana amin'ny fahafatesan'ny tanora maro tsy mahafehy tena dia mety aminy ny fampiasana an'io aloha.
Midika io fa tsy momba ny fampiasana ny kapoty velively izy.
Voalaza teo :
mitana ny heviny izy na dia tsy mitsipak any fiangonana aza
Raha mamaky ity zavatra lazainao ity dia ohatra ny hoe: miaritra ny maimbo ao amin'ny fiangonana ranamana io. Nefa tsy izany mihitsy. Vakio kely ilay boky nosoratany hoe: J'ai choisi d'etre pretre Jereo eto Io ny famintinana azy.

novalian'i Fody ny 10/11/2007 11:04
2. fijo
(
23/10/2007 18:10)
jereo anie ,fa misy mitsara,nefa dia mamerina sy manamafy ny zavtra hitsarany.ka sao dia lasa fanenjehana olona le izy ka ratsy.
ny hevitra re ampiadiana,fa isika aoka ho namana ihany e

4. Fody
(
23/10/2007 19:17)
Mba vakio tsara kosa aloha le zavatra ry fijo fa tsy misy resaka fanenjehana ao na kely aza e! Manitsy ny zavatra nolazainao diso no nataony.
1 - Tsy mitovy mihitsy ny hoe: avela manambady ny pretra sy ny hoe: azo hamasinina ho pretra ny olona efa manam-bady
2 - Tsy mitovy koa ny hoe: momba ny fampiasana kapoty tanteraka izy sy ny hoe: noho ny antony tsy azo anoharana (vonjy rano vaky hoy ny gasy) dia manaiky ny kapoty aloha izy. Ary raha tena manaiky ny fampiasana kapoty io pretra io dia tsy nasongadina mihitsy ny tsy fitovian-kevitr'izy sy ilay ramatoa mpilalao X iny taloha
3 - Ny fomba filazanao io farany io dia toa milaza fa tena miaritra ny maimbo tokoa io olona resahana io ka izay no nahatonga an'i xxx hanome an'io référence io.
Fanamarihana:
Raha misy ny olona tena mpanenjika sy mpanendrikendrika ny hafa eto dia ianao. Antony:
a - Ny atao hoe manenjika dia ny manao izay fomba haminganana ny hafa amin'ny fomba rehetra: Efa impiry moa ianao no nanao izay nanafitohana ny hafa teto? Angamba ianao hiteny efa an-taonany maro aho no teto fa tsy nisy an'izany. Ary fiteninao ny hoe: ianareo angamba le olona tsy mba azo toherina rehefa miteny....
Diso loatra ianao. Toy ny inona ny fanimbazimbanao ny finoan'ny hafa eto. Ianao izay milaza fa 14taona dia niala tamin'ny fiangonana dia milaza fa mahalala ny fiangonana sy ny olon'ny fiangonana. Ny endrikendrika hataonao amin'ny mpitondra fivavahana tsy lazaina intsony: toy ny resaka kardinaly, ny resaka pastera mampanala zaza, ny pretra lazainao mijery site tia vetaveta,... raha hanananao porofo ireo dia asehoy...
b - Efa impiry koa no nolazainao fa zaza sary i Jesoa ary i Maria dia vehivavy janga? Manana porofo ny amin'izany ve ianao io? Isaorako manokana eto i gasynamana nanatsikafona ny hadalanao ary tsy tantinao mihitsy na dia mahita fotsiny ny anarany aza ka nohendrikendrehanao fa secte koa izy.
Mandiniha tena fa aza maika miteny ny hafa.

6. fijo
(
23/10/2007 20:49)
hoadray,
raha hafaka hanamasina olona efa manambady ho pretra enao,tsy efa mamela ny pretra hanambady ve izany.sa iny rehefa voahasina tsy pretra no anarany hiantsoana azy fa rapasy????
sa hoe izay hiditra oui fa izay efa ao non?tsy mitombona raha izay
raha mamela hampiasa kapoty aloha izao.tsy efa manaiky ve izany.????
tadidio fa ny papa koa anie ka nahalala fa hiarovana ny tanora io kapoty io,fa dia nolaviny e.izay no atao hoe manda.torak'izany koa ny fanambadiana.ary aza hadino fa ny ohatra noraisiny dia hoe"i st pierre aza anie nanambady e"inona no handraisana io ohatra io raha manohitra???eo le resaka

7. xxx
(
23/10/2007 20:54)
fiovana taty aoriana angamba leisy no nahatonga an'io ra-fijo, rehefa hita fa tsaratsara kokoa ho an'ny tsy manambady ny fitondrana ny Fiangonana noho ny manambady. Malaza anie hoe ny zanaka pasitera no maditra indrindra e, izany izao mety ho endrik'io hoe tsy afaka miaraka ny fitandremana sy ny tokantrano fa mety hifanipaka, tsy midika anefa izany fa mifanipaka foana ary tsy maintsy mifanipaka, fa mety hoy aho, mety hifanipaka ary miankina amin'ilay olona.
8. Fody
(
23/10/2007 21:06)
Saint Pierre tokoa no ohatra nalainy. I Saint Pierre izay olona efa nanambady talohan'ny naha apostoly azy. Fa tsy hoe efa apostoly vao nanambady. Rehefa nanara-dia an'i Jesoa izy dia nilaozany ny vady aman-janany. Izay nahatonga azy nanontany an'i Jesoa ny aminy sy ny namany indray andro, ka nanazavan'i Jesoa tamin'izy ireo hoe: tsy misy na iray aza mahafoy vady na zanaka na zavatra hafa amin'izao tontolo izao noho ny fanjakan'ny lanitra ka tsy handova zato heny ety an-tany sy any an-danitra (dikan-teny malalaka io).
Tsy mitovy mihitsy ny hoe: olona efa manam-bady (na efa nanam-bady) no hamasinina ho pretra sy ny hoe olona efa pretra no avela hanam-bady indray.
Ivereno vakina fa nomarihan'i xxx tsara fa io pretra io aza mahatsapa fa tsy ilaina ny manam-bady rehefa pretra ny tena.
Mba mandiniha ihany aloha vao manoratra fa aza dia maimaika loatra e!

9. fijo
(
23/10/2007 21:11)
non,tsy niteny izy hoe tsy ilaina ny manambady rehefa pretra ny tena.ny tenako hozy no tsy mila manambady.izy no resahany.
ka valio ary aho.ny olona seliba hamasinina antsoina hoe pretra ok.dia anstoina hoe inona raha efa manmbady no hoazo hamasinina.io tsy hoe hanary ny vadiny fa efa manambady izy.mba valio kely io

10. pissoa
(
23/10/2007 21:12)
Ny fazahoako an'i xxx nolazain'i Fijo dia tsy niteny izy hoe mitombina na tsia ny hevitr'ilay mopera, na hoe marina araka ny mahaKatolika an'ilay mopera na tsia sns ankoatra ilay andalana farany ! Fa fotsiny hoe tsy tena ilay nolazain'i Fijo no nolazain'ilay mopera.
Rehefa miteny hoe "niteny an'izao i ranona" dia tsara raha ezahina hoe araka izay noteneniny fotsiny fa tsy ampiana ny hevitry ny tena manokana ! Eto ohatra mantsy i Fijo izao dia manisy toy ny hoe :
- Ka ny Papa anie toy izao fa izao ...
- Ka maninona no nanao ohatra raha ...
Izany hoe mety efa misy lojika voavolavola ho azy avy amin'ilay tenin'olona ... dia mety izay no voatatitra rehefa miresaka. Tsy ifanomezan-tsiny satria izay no asan'ny saina ! Saingy aleo kosa rehefa tahaka izao dia mba mody atao hoe "Araka ny nazahoako azy" ... :-D:-D:-D
Mbola averiko ihany ny teniko tary ambadika hoe ilaina vakiana ilay boky !

11. pissoa
(
23/10/2007 21:14)
Hadinoko indray ilay saika noteneniko iray :oops::-D:-D:-D
Tsy hitako nazava ilay tian'i Fijo notenenina tamin'ilay hoe " mitsara tsara,fa aza mananejika olona " :oops:

12. fijo
(
23/10/2007 21:27)
ka mitsara izy hoe diso le nolazaiko,nefa io amariny io le izy;
fody,raha nilaza izy hoe "ekeko ny hanamasinana olona efa nanambady ho pretra ,ka hanary ny vadiny izy avy eo"izay indray de ekeko ny voalazanao.fa rah aizao fotsiny tsy ekeko

13. Fody
(
24/10/2007 10:23)
Raha ohatra ka azo hamasinina ho pretra ny olona manam-bady dia pretra ihany no iantsona azy, satria rehefa nandray ny sakramentan'ny filaharana izy dia mendrika ny antsoina amin'izay anarana izay.
pissoa: ka izay lazainao izay mihitsy no olana. Raha te hanao tatitra amin'izay lazain'ilay olona izy dia tokony izay nambarany marina no teneniny, fa tsy ny fahazoany azy. Raha ny fahazoany azy mantsy dia efa mivilana tanteraka satria tsy objectif intsony fa subjectif. Rohitiny amin'izay mahametimety azy ilay resaka, fa tsy araka izay tian'ilay olona ampitaina intsony. Hany ka mampiteny izay tsy nolazain'ny hafa.
fijo: Tsy misy resaka manary vady kosa aloha eto e. Io hevitra vohiziny io mantsy dia tsy hoe vao izao vao nisy fa efa hatramin'ny taona 80 tany no efa nisy eveka maromaro nilaza azy io. Ary ho an'ny fiangonana dia masina ny fanambadina ka tsy azo ravana.
Ilay pretra miresaka eto koa dia tiana ny manamarika fa nandalina manokana ny resaka Droit Canonique, ka mahalala tsara ny resaka lalana ao amin'ny fiangonana.
Tsy manaiky be fahatany ny fiangonana izy fa mahita sy mahatsapa kosa fa tsy diso ny hevitry ny fiangonana, izay no anarahany azy.

14. fijo
(
24/10/2007 20:03)
ka izay,rehefa tsy misaraka dia manaiky fanambadiana izany.ny atao hoe manda,dia toa ny nataon'ny papa.tsy ekena ny .....izay no atao hoe manda,fa raha vao hoe ekeko aloha satria...dia efa manaiky izay.
io pretra io anie wa manaiky ny firafitry ny eglizy e,efa nolazainy io,fa mitanany heviny koa izy;ireo asehony ireo.ka asa fa toa efa nahazo hafatra avy any amin'ny eglizy izy io raha tsy diso aho

15. fijo
(
24/10/2007 20:08)
araka ny hevitr'i fody ary.
amin'ny eglizy ve,manaiky ireo heviny ireo ny eglizy????
manaiky ve ny eglizy fa tokony hoekena aloha ny fampiasana kapoty????raha tsia ny valiny dia mifanipaka amin'ny hevitr'i lery izany.
manaiky ve ny eglizy fa tokony hoazo hamasinina ny olona efa manambady?raha tsia ny valiny de mifanohitra amin'ny azy koa izay.
ary raha mitana ireo heviny ireo izy,fa toa hoe namoak aboky.mitanany heviny mihoatra amin'ny fiangonana ve izy sa tsia?ireo no mila valiny.

16. ikaretsaka
(
25/10/2007 03:53)
fijo:
hoadray,
raha hafaka hanamasina olona efa manambady ho pretra enao,tsy efa mamela ny pretra hanambady ve izany.sa iny rehefa voahasina tsy pretra no anarany hiantsoana azy fa rapasy????
sa hoe izay hiditra oui fa izay efa ao non?tsy mitombona raha izay
raha mamela hampiasa kapoty aloha izao.tsy efa manaiky ve izany.????
tadidio fa ny papa koa anie ka nahalala fa hiarovana ny tanora io kapoty io,fa dia nolaviny e.izay no atao hoe manda.torak'izany koa ny fanambadiana.ary aza hadino fa ny ohatra noraisiny dia hoe"i st pierre aza anie nanambady e"inona no handraisana io ohatra io raha manohitra???eo le resaka
ny olona efa nanambady ka maty vady no afaka amasinina ho pretra ry fijo an.. fa tsy ireo vita mariazy tany ampiangonana ka nisaraka.
nyany @ mairie tsy haiko fa tsy nianatra mairilogy za fa Marylogy no nianarako!
17. Fody
(
25/10/2007 09:00)
Fijo:
Mbola katolika ve io pretra io, sa efa nitsipaka ny maha katolika azy?
Moa efa nanangana fiangonana vaovao ho azy manokana ve io pretra io?
Amin'ny anarany manokana ve no nanoratany an'ilay boky niarahany tamin'ilay vehivavy mpilalao X sa amin'ny maha pretra katolika azy?
Manaiky zato isan-jato ny fampiasana kapoty ve izy? Raha eny no valiny, nahoana no asongadina fa isany tsy mampitovy hevitra azy amin'ilay ramatoa io ity resaka kapoty ity?
Ireo koa no mila valiny.
NB: mahaiza manavaka ny hoe: tolo-kevitra. Tolo-kevitra toy ny tolo-kevitra rehetra ny azy, ary matoa izy milaza an'io dia manana raison mazava. Nefa tsy midika izany fa marina ny azy, na tsy maintsy ho ekena. Fomba fijery manokana ny azy, nefa amin'ny maha olon'ny fiangonana azy dia tsy afaka misaraka amin'ny fiangonana izy, satria izay no safidiny. Ary hitany fa nanao safidy tsara izy.

18. ravatorano
(
25/10/2007 10:44)
ny katolika sia tsy manohana ny fampiasana ny kapoty, ny pretra katolika dia tsy afaka manambady izany mihitsy ary tsy azo hamasinina ho pretra raha olona manambady noho izany amiko mety efa tsy katolika intsony io mitonona ho pretra lazainareo eto io !
19. xxx
(
25/10/2007 17:13)
Hadinoko indray ilay saika noteneniko iray
Tsy hitako nazava ilay tian'i Fijo notenenina tamin'ilay hoe " mitsara tsara,fa aza mananejika olona "
Ny tiany lazaina dia hoe: aza toherina ny zavatra lazainy fa tsy tiany izany e!
Izy mantsy no tsy mahatanty toherin-teny mihitsy. Ary rehefa toherina na diso izay lazainy dia eo no miseho izay tena maha izy azy:
1 - Manao bontolo hoy piste sy ny sasany izay, ary manao toton'omby bory kosa hoy gasynamana
2 - Rehefa manitsy na milaza ny hadisoany ny hafa dia haratsiny: ataony hoe secte (gasynamana), na tery saina tsy mivelatra, manenjika ny hafa (xxx eto).
Dia hamafisiko ilay teny ery ambony ery hoe: mandinihana tena aloha vao miteny olona e!
20. fijo
(
25/10/2007 20:56)
za tsy miteny hoe aza toherina,fa raha manohitra dia porofo hafa aseo,fa tsy izay nolazaiko no hamafisina.de misehoa koa fa hevitra no miady eto fa tsy olona,aryfomba bitika hifanajana ny mifankahalala na PS aza.
ravato,mbola heviny io,fa tsy hoe efa io no ampihariny.
ika,azoko mihintsy hoe raha efa nanambady ka maty vady dia azo hamasinina,fa ny heviny dia hoe na mbola manambady aza di atokony ,averiko "tokony"ary io no mampihavaka ny heviny amin'ny mpitondra katolika.aza hadino ,fa mbola ny heviny io,fa tsy hoe io no toriany any ampiangonana.
izay anie no nahatonga ny ady hevitra e.rah ahoe efa maty vady tsy nisy le ady hevitra.
mbola katolika i lery io,ary toa mbola mitondra fiangonana .
ny anarany no to anampiasainy tamin'ilay boky,fa tsy mbola itako aloha.nefa le hevitra no zavadehibe.
le hoe manaiky 100% ny fampiasana kapoty ve izy.izay tsy haiko,fa amiko aloh any atao hoe manda,dia toa ny nataon'ny papa.na fantatra tsotra izao aza fa mandripapa ny aretina dia lavina.izay no atao hoe manda.
aza hadino,fa raha misy halatra,ka enao no nitondra fiara,nefa tsy momba ilay halatra,defa ao koa izay.