Liste des messages
Liste des messages, inserés par Fody, par ordre de date
Fody
(
27/02/2009 12:52)
Izay mino an'i Jesoa Kristy ihany ve no ho voavonjy
[center][b]Izay mino an'i Jesoa Kristy ihany ve no ho voavonjy?[/b][/center]
Misaotra mialoha an'izay handray anjara.
Am-pitiavana be......
suite
répondu par fijo le 18/03/2009 21:56
Fody
(
14/02/2009 23:55)
Andriamanitra sy ny Baiboly
Andriamanitra mpanasitrana!
Andriamanitra mpamaha olana!
Andriamanitra mpanao fahagagana!
Andriamanitra mahery tsy resin'iza na iza ka tena mahery izay manana azy.... sns......
Izay no re et...
suite
répondu par fijo le 06/03/2009 22:03
Fody
(
18/01/2009 22:55)
TENY
[quote=coopsal rehefa avy notanisaina ny zavatra diso maromaro nolazainy]==> Miady hevitra ny amin'ny teny ianao! Tsy teny gasy ny tenin' Andriamanitra ary tsy teny Hebreo sy Grika, fa ny tenin'i KRIS...
suite
répondu par fijo le 06/02/2009 22:21
Fody
(
11/01/2009 18:33)
Pray as you go
Sao mba mahasoa anareo!
[b]Get God on your pod![/b]
Pray-as-you-go combines music, scripture and some question for reflection in a new, ten-minute prayer session every day.
Play it or downl...
suite
répondu par ikaretsaka le 13/01/2009 19:29
Fody
(
08/01/2009 15:37)
Tao Getsemania.
Misy tantara ao amin'ny Evanjely ao, ka izay afaka manaza azy dia mba iangaviana mba hanome fanazavana, satria inoako fa maro no tsy mahazo azy, sy mametraka fisalasalana.
Marihako dia eny mialoha...
suite
répondu par Fody le 23/01/2009 09:08
Fody
(
07/05/2008 17:03)
Misy demony
Ny olona ipetrahan'ny demony ve manota sa tsia ?...
suite
répondu par fijo le 22/05/2008 21:19
Fody
(
26/04/2008 00:15)
Katolika sandoka
Isany toetra mahamenatra eo imason'Andriamanitra ny Lainga sy ny Fisandohana, nefa indrisy fa tsy mba mahamenatra ny sasany milaza ho mpino an'i Kristy. Misy mantsy ny misandoka hoe: efa katolika ah...
suite
répondu par pissoa le 15/05/2008 17:43
Fody
(
18/04/2008 23:34)
Pli vava
Fomba kristiana ve ny pli vava amin'ny Soratra Masina?
Misaotra anao maneho hevitra....
suite
répondu par Ilo le 13/05/2008 05:35
Fody
(
14/04/2008 09:07)
Baiboly tsy Atra, ary tsy mahalaza ny momba an'Atra rehetra
Ny Baiboly dia tsy Andriamanitra.... Mpanompo sampy izay milaza fa Andriamanitra ny Baiboly.
Ny Andriamanitry ny Kristiana dia ilay Andriamanitry voalaza ao amin'ny Baiboly, fa tsy ny Baiboly...
suite
répondu par Kakou le 19/06/2019 14:41
Fody
(
12/04/2008 03:13)
Dialogue fa tsy monologue
Aoka mba ho dialogue no hatao fa tsy monologue.
Misaotra!...
suite
répondu par fijo le 24/04/2008 21:30
Fody
(
08/04/2008 10:14)
Fitsapana!
FITSAPANA! FITSAPANA!... Misy ve ?
Azo lazaina ve fa Andriamanitra dia mitsapa ny olona ? Raha eny satria nahoana ? Raha tsia omeo re ny antony e!
Manasanao indray àry hitafa sy hidinika...
suite
répondu par Fody le 05/05/2008 16:18
Fody
(
03/04/2008 10:44)
Didy folo.
Misy namana moa milaza fa novaina ary tsy mifanaraka amin'ny Baiboly (Soratra Masina) ny Didy Folo voasoratra ao amin'ny katesizy katolika.
ka indreto izy: http://www.vatican.va/archive/FRA00...
suite
répondu par fijo le 23/04/2008 21:00
Fody
(
03/04/2008 09:14)
Soratra Masina
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=JAONA&toko=8&andininy=1-11&dika=
Noraisina manokana ity andalan-tsoratra Masina ity mba iadina hevitra eto.
Misy namana iray izay mantsy milaza fa : "ny ...
suite
répondu par fijo le 17/04/2008 21:30
Fody
(
22/03/2008 10:26)
NY VATANA!
Nanokatra ity lohahevitra ity nyrina: "Ny tenantsika dia tempolin'Atra:ny sigara,toaka,rongony sns?". Nisy fanontaniana roa tonga tao an-tsaiko teo am-pamakina azy io. Saika hapetrako tany ireo fa...
suite
répondu par fijo le 03/04/2008 21:20
Fody
(
21/03/2008 14:20)
ny sampy no voarara fa tsy ny sary sy sarivongana akory (3)
I Jesoa dia manao sarin-teny matetika, ilazana zavatra marina, mba hanampiny ny olona hahazo izay zavatra lazainy.
Ohatra: I Jesoa dia nilaza fa ny fanjakan'ny lanitra dia toy ny voantsinapy http...
suite
répondu par ikaretsaka le 10/04/2008 16:37
Fody
(
16/03/2008 11:24)
Vavaka ho an'ny Jody
Tsy fantatro na efa nandalo teto ity lohahevitra ity na tsia.
Miteraka olana ankehitriny ny hoe: "Kristiana mivavaka ho an'ny vahoaka Jody".
Ahoana no fahitanao an'io.
Mety ve sa tsy mety?
Ra...
suite
répondu par fijo le 28/03/2008 22:28
Fody
(
10/03/2008 11:23)
adihevitra, dinika....?
Somary mahavarina ihany ny fomba fiadiantsika hevitra ato, ary somary mahamenatra ihany indraindray. Ataoko fa tsara raha mba asina fibebahana kely izany amin'izao fotoana fihomanana amin'ny Paka izao...
suite
répondu par cutie le 15/03/2008 23:42
Fody
(
28/02/2008 17:40)
Dikan-teny!
Somary mahavarina ahy ilay resaka dikan-teny ity:
[quote]36. Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 19-02-2008 21:22:33
Lohateny : Re : Jesosy irery fotsiny ihany dia ampy :)
Fody> [u]Jereo eto[/u] fa r...
suite
répondu par fijo le 05/03/2008 22:47
Fody
(
28/02/2008 14:39)
Hataon'Ilehio ahoana re no fanome ny nofony hohanintsika?
[b]- Jesoa: "Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Raha tsy mihinana ny nofon'ny Zanak'olona sy misotro ny rany hianareo, dia tsy manana fiainana ao aminareo".
- Fariseo: "Hataon'Ilehio ahoana ...
suite
répondu par fijo le 05/03/2008 22:49
Fody
(
19/02/2008 20:19)
Mila valiny
Nisy an’ity reaka ity koa mba tiana hangatahina fanazavana, na valiny mazava.
[quote]Mpandefa : arialy [ Valio ] 18-12-2007 20:12:20
Lohateny : resaka secte
Za manana olana be, misy olona...
suite
répondu par ikaretsaka le 28/02/2008 14:59
