Pray as you go

1. Fody ( 11/01/2009 18:33)

Sao mba mahasoa anareo!

Get God on your pod!

Pray-as-you-go combines music, scripture and some question for reflection in a new, ten-minute prayer session every day.

Play it or download it from our site with one click, or subscribe to the free podcast. Use it at home, at work, or on the move whith your MP3 player.

www.pray-as-you-go.org

Am-pitiavana be!
2. dadasy ( 11/01/2009 22:29)
manampy tokoa io. Za mampiasa azy. Andramo ka zahao fa mahasoa ! :)
3. ikaretsaka ( 12/01/2009 01:59)
Manampy tokoa io..indrindra ho an ireo sady mianatra teny angalisy.efa niha nivoatra koa fa taloha dia tsy mbola nisy podcast
4. ari.malala ( 12/01/2009 08:57)
indrisy tsy afaka mihaino satria tsy misy fahafahana manao izany ny ordi ampiasaiko!:(
5. orchidah ( 12/01/2009 09:51)
Ahoana kay no fidirana amin'io fa bado be za eeee!!!!
6. orchidah ( 12/01/2009 11:15)
Misaotra betsaka fa efa tafiditra aho fa za mintsy no dondrona sy nikarokaroka eee!!!! miala tsiny.
7. fahamarinana ( 12/01/2009 12:13)
:arrow: orchidah : tsy misy mafy tsy laitry ny zoto hono e !
fody : misaotra betsaka tamin'ilay rohy..
(l)
8. niryna ( 13/01/2009 07:38)
misaotra fody a
Raha tsy afaka mijery fa tena hianatra anglisy dia feno website ka afaka mihaino soratra masina koa hianao na koa mihaino ireny fanontaniana manitikitika ny olona ireny .

http://intouch.com
http://www.joelosteen.com/Pages/Index.aspx
http://joycemeyer.com/
9. ikaretsaka ( 13/01/2009 19:29)
Ny anisan'ny maha samihafa kely io @ le nomen I niryna dia @ io dia ianao ihany no mandinika ny tenanao sy mamorona ny toriteninao araka ny soratra masina.. fa tsy misy imput n'olona hafa nasisika any andohanao.. any sahady afa tsy ny fomba entinao mandinika izany
Anankiray hafa koa dia ireo vakiteny ireo raha mpamonjy lamesa isan'andro ianao dia tsy hafa fa ilay henonao any ampiangonana ihany,na fiangonana aiza io na aiza
Efa nohamariniko io tao Afrika atsimo.Uk. singapore.maurice. canada sy usa. Ary frantsa Fa mitovy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0552