NY VATANA!
1. Fody
(
22/03/2008 10:26)
Nanokatra ity lohahevitra ity nyrina: "Ny tenantsika dia tempolin'Atra:ny sigara,toaka,rongony sns?". Nisy fanontaniana roa tonga tao an-tsaiko teo am-pamakina azy io. Saika hapetrako tany ireo fanontaniana ireo, nefa sao HS ka manahirana. Dia aleoko nanokatra lohahevitra vaovao.
Izao àry ilay fanontaniana:
1 - Ianao ve no Vatanao, sa hoe Anao ny Vatanao? Inona no mety vokatry ny filazana fa "ny vatanao dia ianao" na koa ny hoe: "ny vatanao dia anao"?
2 - Ho an'ny Kristiana, inona no ilaina ny Vatana?
Manampy amin'ny fandrosoana mankany amin'Andriamanitra ve sa sakana? Raha eny mba hazavao, raha tsia satria nahoana?
Misaotra mialoha amin'ny valin-tenintsika.
novalian'i fijo ny 03/04/2008 21:20
2. rakaroka
(
22/03/2008 11:16)
Ianao ve?
Une partie de moi tant que il y a encore
ny saina sy ny fanahy.
Anao ve?...:roll:8O:?:Driiiiy
Fa ho an'iza indray aza:roll::?:
Ao tokoa aloha ireo tsy tompon'ny tenany intsony fa toa entin-javatra izany e!
Dia tsy hoe ahy irery koa fa mety un élément de notre société na ny univers manontolo aza, ao anatin'izany ny "concepteur de l'univers".

3. todisoa2
(
22/03/2008 12:37)
1.raha ara-teolojika dia hianao tsy tompony, fa hianao no Izy. Ianao no vantanao fa tsy hoe Anao ny vantanao.
2. Ny vantana baba arin'Atra. Isika dia ary vantana, saina ary fanahy.Ilaina ny vantana hoenti-manompo sy manatanteraka ny irak'Atra. Dia lasa tempolin'Atra avy hatrany izany izy.
2. Ny vantana baba arin'Atra. Isika dia ary vantana, saina ary fanahy.Ilaina ny vantana hoenti-manompo sy manatanteraka ny irak'Atra. Dia lasa tempolin'Atra avy hatrany izany izy.
4. Fody
(
22/03/2008 13:47)
todisoa2:
Ka izao no tsy azoko:
Ianao milaza fa "ianao no vatanao, fa tsy hoe anao ny vatanao".
Nefa avy e indray ianao milaza fa : "ilaina ny vatana hoenti-manompo sy manantateraka ny irak'Andriamanitra".
Izany ve tsy mifanohitra be ihany?
Ny voalohany dia manamafy fa "izaho no vatako", fa tsy hoe: "ahy ny vatako"; ny faharoa kosa dia manamafy fa ny vatana dia toy ny fitaovana... Izany hoe tsy izaho indray fa ilaiko hanompoana an'Andriamanitra, sns...
Raha diso ny fandraisako azy dia mba hazavao misimisy azafady!
Misaotra.

5. rakaroka
(
22/03/2008 14:31)
todisoa2:
1.raha ara-teolojika dia hianao tsy tompony, fa hianao no Izy. Ianao no vantanao fa tsy hoe Anao ny vantanao.
2. Ny vantana baba arin'Atra. Isika dia ary vantana, saina ary fanahy.Ilaina ny vantana hoenti-manompo sy manatanteraka ny irak'Atra. Dia lasa tempolin'Atra avy hatrany izany izy.
Heu....:-w:-w:-w:-w tsy voatery hi-partage ny fijeriko ara- pijery "théolojika" aloha aho.Du faite que samy manana ny hamaritany ny antsoina hoe vatana
angamba.
6. soanja
(
22/03/2008 14:57)
Fody:
Nanokatra ity lohahevitra ity nyrina: "Ny tenantsika dia tempolin'Atra:ny sigara,toaka,rongony sns?". Nisy fanontaniana roa tonga tao an-tsaiko teo am-pamakina azy io. Saika hapetrako tany ireo fanontaniana ireo, nefa sao HS ka manahirana. Dia aleoko nanokatra lohahevitra vaovao.
Izao àry ilay fanontaniana:
1 - Ianao ve no Vatanao, sa hoe Anao ny Vatanao? Inona no mety vokatry ny filazana fa "ny vatanao dia ianao" na koa ny hoe: "ny vatanao dia anao"?
2 - Ho an'ny Kristiana, inona no ilaina ny Vatana?
Manampy amin'ny fandrosoana mankany amin'Andriamanitra ve sa sakana? Raha eny mba hazavao, raha tsia satria nahoana?
Misaotra mialoha amin'ny valin-tenintsika.
Raha amin'ny fomba fisainako dia tsy misy ilay hoe Zahako na hoe "Izaho" na "ianao" na hoe fanana hilaza hoe "ahy" na "ahiko" raha resaka ara-batana, satria sela be dia be mitambatra no manome ny vatana ary ireo dia mifandraika amin'ny zavamisy ao anaty natiora izay mahatonga antsika hiaina na tsia na manamora ny fiainantsika na tsia.
Raha ianao no resaka dia tokony tsy hiova iny fa ianao iny ihany saingy miova ny mahaolombelona: mihaantritra ary hofaty. Raha ahiko indray dia tsy mitombina satria rehefa maty dia izay misy eo. Ka aiza ilay fananana, tavela ve sa mandeha miara-lo sa ahoana?
Tsy afaka mandeha irery ny vatana, tsy misy ny saina raha tsy eo ny vatana. Ny fahany moa izany mazava ho azy mampiray an'ireo roa ireo ary io no mampiodina antsika satria io no aina.
Raha io ny aina dia ahoana tokoa? Ao anatin'io fanahy io daholo izany no mitombina ny zava-drehetra.
Raha teraka isika dia nomena anarana mba tsy hampifangaroana amin'ny hafa. Fa raha ny tena izy dia mitovy amin'ny zava-drehetra misy ao anaty natiora isika. Samy manana ny mahaizy azy nefa koa samy mifandray, mifampiditra, mifanaraka ara-piaina na mifampiankina amin'ny hafa; dia ny fitambaran'ny elements ao anaty natiora rehetra.
Ka na hiakatra ho any an'ny Universe aza isika ohatra dia mbola ahita fa misy zavatra itovizana ananantsika sy ny ananany. Satria iray ihany no fototra. Io ilay iray hitambarana.
Iray isika sy ny tontolo misy antsika. Azo lazaina fa seho iray isika ary isan-karazany ny fisehony amin'ny tsirairay.
Saingy izao no tadidio, miovaova, mifandraika, mifandipatra, mifangaro ary mifampiankina avokoa amin'ny zavamisy, tsy maharitra ary mizotra mamonjy ny fahafatesana avokoa ary hoteraka vaovao indray.
Ireo kintana sy volana ary ny rehetra ny habakabaka: ny tontolo misy na universe dia miovaova ary mizotra amin'ny fahafatesana avokoa ary teraka ho zava-baovao indray. Mandalo fahafetesana aloha mba hiova hamonjy hifandray ary hiforona ho zava-baovao.
Ny fomba iray anefa ahafahana miaritra izany fiovaovana izany dia ny faharetan'ny fanahy. Io no hany ahafahantsika mioitra ary manaiky sy mitombina ao anatin'ity lalana lalovantsika ity. Ka ny faharetana ao anaty filaminana, fitoniana, ary firindrana maharitra no hahatongavana amin'izany tanjona mitombina izany.
7. rakaroka
(
22/03/2008 15:37)
Fody:
todisoa2:
Ka izao no tsy azoko:
Ianao milaza fa "ianao no vatanao, fa tsy hoe anao ny vatanao".
Nefa avy e indray ianao milaza fa : "ilaina ny vatana hoenti-manompo sy manantateraka ny irak'Andriamanitra".
Izany ve tsy mifanohitra be ihany?
Ny voalohany dia manamafy fa "izaho no vatako", fa tsy hoe: "ahy ny vatako"; ny faharoa kosa dia manamafy fa ny vatana dia toy ny fitaovana... Izany hoe tsy izaho indray fa ilaiko hanompoana an'Andriamanitra, sns...
Raha diso ny fandraisako azy dia mba hazavao misimisy azafady!
Misaotra.
^:^^:^^:^miombon-kevitra!
8. cutie
(
22/03/2008 15:48)
1 - Ianao ve no Vatanao, sa hoe Anao ny Vatanao? Inona no mety vokatry ny filazana fa "ny vatanao dia ianao" na koa ny hoe: "ny vatanao dia anao"?
anao ny vatanao satria anisan'ny part avy aminao io.
Tsy mety ny filazana we ny vatanao de ianao satria mbola betsaka ny azo faritana mahatonga ny tenanao ( feno) hilaza fa ny vatanao de ianao :)
Fijery Xtiana ndray de tsy anao ny vatanao :)
itovizako hevitra @ todisoa etsy ambony :)
9. rakaroka
(
22/03/2008 17:16)
Tsapako lasa filozofika be ny fiheverana ny vatana, arakaraka ny "concept" isan-karazany. Ao ireo mi-néglige ilay izy rahateo mihevitra fa tsy tompony rahateo. Ao indray ireo mahatsapa fa "tompon'ny tenany" . Donk responsable amin'izany.
Amiko tant que quelqu'un est en vie et en état de conscience " : tompon'ny tenany izy:idea:. @ fahafatesana na ny incoscience no tsy tompon'ny tenany intsony ny être iray.
Amiko tant que quelqu'un est en vie et en état de conscience " : tompon'ny tenany izy:idea:. @ fahafatesana na ny incoscience no tsy tompon'ny tenany intsony ny être iray.
11. pissoa
(
22/03/2008 18:14)
Ahy ny vatako fa tsy ahy irery ! Misy co-ownership izany :-D:-D:-D
Ny hoe izaho = vatako kosa aloha toa ... be :-D
Ny hoe izaho = vatako kosa aloha toa ... be :-D
14. Rasiligaoma
(
23/03/2008 05:09)
dia raha manao izaho mino tokoa izany:
dia ahoana marina?
manalasala ihany : izaho iza? Toubi ornot Toubi , dat is ze question
dia ahoana marina?
manalasala ihany : izaho iza? Toubi ornot Toubi , dat is ze question
15. rijadolly
(
23/03/2008 10:01)
fody:
1 - Ianao ve no Vatanao, sa hoe Anao ny Vatanao? Inona no mety vokatry ny filazana fa "ny vatanao dia ianao" na koa ny hoe: "ny vatanao dia anao"?
cuite:Manao test antsika marina angamba i Fody fa fantany ihany zao ny tena valiny marina:wink:
mahita sampona koa i fody:-D:-D:-D:-D
rakaroka:Mitovy hevitra amin'rakaroka koa aho.Ianao(fanahy) no mibaiko ny tenanao hanao ratsy.
Amiko tant que quelqu'un est en vie et en état de conscience " : tompon'ny tenany izy.
Tsy mahatsindry(resy)indray anefa ianao(fanahy) noho ny filan'vatanao dia ny vatanao no tomponao amin'izay(ianao no vatanao).
:arrow: Ahy ny vatako(fahafahana)
Firy sur firy ny notiko Fody=))=))=))
hitohy an'ilay 2 -
16. rijadolly
(
23/03/2008 10:16)
Fody:Afaka maka roa an!
2 - Ho an'ny Kristiana, inona no ilaina ny Vatana?
Manampy amin'ny fandrosoana mankany amin'Andriamanitra ve sa sakana? Raha eny mba hazavao, raha tsia satria nahoana?
1) Manampy amin'ny fandrosoana mankany amin'Andriamanitra satria raha tsy eo ilay nofo dia tsy afaka testena ny fanahinao hoe efa ok! sa tsy(tsy mivadika amin'Andriamanitra tahaka ireo anjely 1/3 teo amiNy).
2) Sakana satria mbola mitafy fahalovana isika raha tsy mahatohitra ny filany(vatana,nofo),mandritra ny test omena antsika.:arrow:ilaina ny miambina andro aman'alina mba tsy eo amin'ilay fiovanao iny no tonga ny Mpampiakatra(andro ririnina aminao).
Firy sur firy indray iny de firy sur 20 ny naotiko
17. Fody
(
23/03/2008 21:13)
Firy sur firy ny notiko Fody
hitohy an'ilay 2 -
adihevitra no atao fa tsy hifanome notes ry namana sao diso adresy ianao!
Ary aoka hiteny eto izay olona nomeko notes teto. Raha hitanao fa tsy mamely ny hevitrao dia raiso ny an'ny hafa, fa raha hitanao fa tsara kosa dia tohano hatrany.
Izao indray àry no mba hevitro:
1 - Ny filazana fa: "izaho dia ny vatako" dia mampiditra hevitra hafahafa maromaro.
Ohatra: ny hasambarana ho ahy amin'izay fotoana izay dia izay hahitan'io vatako io fahafaham-po: fahafinaretana, fahasalamana,... Ny zavatra rehetra atao amin'izay fotoana izay dia ho an'ny vatana ihany.
Ary sarotra ny hino fa mbola hisy fiainana aorian'izao fiainana izao raha ohatra ka "izaho dia vatako" ihany, satria iny vatako iny dia holevona.
Donk, izaho tsy momba ny hevitra milaza fa "izaho dia ny vatako". Ny fanahy no olona hoy ny "fahendrena malagasy".
2 - "Ka ahy ve ny vatako?"
Ratsy tokoa aloha ny hoe: olona tsy tompon'ny tenany e! Io dia ilazana ireo olona tsy mba mahafehy ny tenany intsony.
Saingy mbola miteraka zavatra hafahafa maro koa ny filazana fa "ahy ny vatako". Raha ahy mantsy izy dia azoko atao amin'izay itiavako azy: Amidiko, ampanofaiko, ampiasaiko amin'izay maha diavolana ny saiko sns...
1) Manampy amin'ny fandrosoana mankany amin'Andriamanitra satria raha tsy eo ilay nofo dia tsy afaka testena ny fanahinao hoe efa ok! sa tsy(tsy mivadika amin'Andriamanitra tahaka ireo anjely 1/3 teo amiNy).
Ho fitaovana itestena ny fanahy fotsiny ve izany no ilaina azy? Mba hazavao misimisy raha azo atao!
Misaotra!
18. rijadolly
(
23/03/2008 22:30)
Manao azafady an'sé aho aloha raha naha tezitra an'sé ilay vazivaziko teo é! zay Fody a!
Fody:
2 - Ho an'ny Kristiana, inona no ilaina ny Vatana?
Manampy amin'ny fandrosoana mankany amin'Andriamanitra ve sa sakana? Raha eny mba hazavao, raha tsia satria nahoana?
rijadolly:.
1) Manampy amin'ny fandrosoana mankany amin'Andriamanitra satria raha tsy eo ilay nofo dia tsy afaka testena ny fanahinao hoe efa ok! sa tsy(tsy mivadika amin'Andriamanitra tahaka ireo anjely 1/3 teo amiNy)
Ho fitaovana itestena ny fanahy fotsiny ve izany no ilaina azy? Mba hazavao misimisy raha azo atao!oh ilay nahazo an'Joba http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=JOBA&toko=1&andininy=9-12&dika= dia avy eo indray http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=JOBA&toko=2&andininy=3-10&dika=
19. Rasiligaoma
(
24/03/2008 03:00)
Rasiligaoma:
dia raha manao izaho mino tokoa izany:
dia ahoana marina?
manalasala ihany : izaho iza no tiana ambara eto izany? Toubi ornot Toubi , dat is ze question
tsy mbola nisy namaly o