Pli vava

1. Fody ( 18/04/2008 23:34)



Fomba kristiana ve ny pli vava amin'ny Soratra Masina?


Misaotra anao maneho hevitra.
novalian'i Ilo ny 13/05/2008 05:35
2. ikaretsaka ( 18/04/2008 23:57)
tsia...
na tsy kristianina aza mahay pli vava
ny demony ohatra..
donko tsy fomba kristianina mihitsy ilay izy amiko fa fomba kristianina novolena ... mba hizestiavana amin'ny manodidina fa mahay sy mpamaky soratra masina ny tena.

ho'zy ilay rangahy teolojianina jesoita izay hoe tsy ny fahaizan pli vava ny lesona no porofo hoe maitriser-nao ny lesona... fa ny fahaizana mampihatra azy @ ataonao
3. razaordira ( 19/04/2008 03:22)

fa inona koa nefa no dikan'izany hoe "pli vava" izany kay ?

Fody:
Fomba kristiana ve ny pli vava amin'ny Soratra Masina?
Misaotra anao maneho hevitra.



4. rijadolly ( 19/04/2008 05:40)
Fody:
Fomba kristiana ve ny pli vava amin'ny Soratra Masina?

"Pli vava":atao tsianjery maimbo fotsiny fa tsy miorina ao am-po.Raha izao ny dikany dia tsy fomba Kristianina satria ny an'Kristinina dia iainana sy raisina amin' fo torotoro.
"pli vava":hitenenana ny olona tiana haratsiana nefa tsy fantatrao akory ny ao anatiny na miraikitra am-pony na tsy ilay teny.Raha oh ka mandray am-po ilay olona dia indramiko ny tenin'Ika hoe:"fomba n'demony" hampihembotra ny olon'Andriamanitra tsy handroso be loatra fa mihevaheva tsy mangatsiaka tsy mafana satria mahamenatra tokoa izany ataon'olona hoe manao "pli vava" izany.
5. pissoa ( 19/04/2008 11:31)
:-D :-D :-D :-D :-D
6. pissoa ( 19/04/2008 11:34)
Mety fantatra ihany rehefa manao pli vava ka ! :-D :-D :-D :-D :-D
7. rijadolly ( 19/04/2008 12:00)
Marina ny an'sé fa mety ihany fa tsy voatery ho fantatra
8. ikaretsaka ( 19/04/2008 13:01)
amiko le term hoe "manao pli vava" raha mandray anazy hoe anarana fanesoana sy zavatra ratsy ianao, dia ianao ihany no mahatsapa azy hoe tsy mety ilay izy. Tsy misy hafa amin'ny hoe "mpivarotra anana" io amiko. Raha raisin'ilay olona hoe fanesoana le izy de aminy izay.. raha mpivarotr'anana anefa no asany hamelomany tena sy hivelomany ko maninona? mainka aza mahafaritra ny sokajin'asany sy maha proud azy izay!

momba ilay filazako heo "fomban-demony" ka mahatonga ny olona hiemotra hoy i RD, raha tena izany kosa ve no mitranga ka tenenina aseho masoandro le izy, sady voaporofo rahateo fa ry zareo no manao ilay fomba ... na mampihemotra olona aza saingy mahatonga azy ho tonga saina kokoa kosa hoe toa tena iznay tokoa... honnettement , inona no mahadiso azy?
9. pissoa ( 19/04/2008 17:32)
Rijadolly : marina :-D :-D :-D
10. prime ( 21/04/2008 13:36)
fody:
Fomba kristiana ve ny pli vava amin'ny Soratra Masina?
... Tsy fomba kristiana ny fahaizana na fahalalàna soratra masina fa fiainana mihitsy... sady tokony hay sy fantatra fa mialoha izany rehetra izany dia iainana sy ankatoavina ary tiana...

Raha vao fomba izy dia mazava ho azy amin'ny mahafomba azy fa "péjoratif" b hoe tsy tena izy fa fomba fotsiny...
11. ikaretsaka ( 21/04/2008 13:58)
sao fomba-demony kosa ry prime ilay hoe:
sady tokony hay sy fantatra fa mialoha izany rehetra izany dia iainana sy ankatoavina ary tiana...


satria toa lasa izay tiatiana sy metimety @ saina ihany matetika @ io no ankatoavina fa izay tsy azoazo dia any izany..misy aza tena odiana fanina be mihitsy .

nefa raha izay tiatiana ihany hono no ankatoavina fa izay tsy azoazo dia any izany... dia tsy A/tra intsony no inoana @ izay cas izay fa ny tena
12. pissoa ( 21/04/2008 15:39)
Prime kosa hoa dia :-w :-w :-w mihitsy ! Ny "Pli vava" no anontanian'i Fody ka ny "fahaizana na fahalalana" no avalin'i Prime azy ! :-D :-D :-D :-D :-D
13. ikaretsaka ( 21/04/2008 15:55)
io tsy misy hafa @ le pasitera nasaina namelabelatra le tenin'i Md Paoly ao @ 1kor7 .. dia ny jenezy 1 no nasesisesiny... satria oainina be izy raha le 1 no voasany!
14. pissoa ( 21/04/2008 18:35)
:-D :-D :-D :-D :-D
15. bilakarenjy ( 22/04/2008 18:00)
Ika > :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Sady le olona mpanao pli vava ireny efa manana teny ho entiny mandresy lahatra anao izany ,nefa mandeha any @ tsy falehany indraindray .

Hoatran'ity mpanompon'Andriamanitra iray ity .
Nanontany ora izy ,dia namaly ilay olona nanontaniana .
Dia avy eo novaliany hoe : misaotra an'ny Tompo .
Dia gaga be ilay nanontaniana .Efa lasa pli vava sisa .
16. fijo ( 22/04/2008 20:31)
mety tsy fomba kristianina io,saingy ita matetika amin'ireo milaza fa kristianina kosa.ary maro no mampiasa an'io
17. cutie ( 22/04/2008 20:31)
:-D :-D :-D :-D :-D
18. fijo ( 22/04/2008 20:33)
izany ko
19. ikaretsaka ( 23/04/2008 00:01)
marina ny an\'i lefijo
20. fijo ( 23/04/2008 19:51)
ary izay ohatra itan'ny olon aizay no mampisintaka ny maro koa amin'ilay finoana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0454