Pli vava

41. fijo ( 30/04/2008 21:41)
ka mbola manokatra vava ko
42. ikaretsaka ( 30/04/2008 22:17)
aiza e?
43. cutie ( 30/04/2008 23:13)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
sali fijo :wink:
44. ikaretsaka ( 01/05/2008 17:34)
Ave cutie! :wink:
Demonis Tecum :twisted:
45. cutie ( 01/05/2008 18:32)
nidiran'ny demony nga sa te hanao pli vava =)) =)) =)) =)) =))
46. ikaretsaka ( 01/05/2008 18:36)
odry! za ary mamaly ny sali anao ko.... :-D :-D :-D :-D
47. fijo ( 02/05/2008 21:08)
hihi hi nareo anaka isany.
48. ikaretsaka ( 05/05/2008 16:31)
fa le fanontanian'i fody ange tsy mbola nahazoana ny avis an'ireo "mpanao pli vava ny soratra masina" hatramin'izao e
49. Ilo ( 07/05/2008 11:59)
Raha nalain'ny devoly fanahy izao Jesoa tany an'efitra, teny avy ao @ baiboly avokoa no namaliany azy. Ataoko angamba fa tsy nanao "pli vava" Izy t@ zany, fa tena miaina mihitsy ny tenin'A/tra.
Fa ny devoly koa anefa mba mampiasa koa ny tenin'A/tra hakana fanahy sy hamitahana Azy.
Ka ny tsirairay no tokony handinin-tena oe tena miaina tokoa ny tenin'A/tra ve aho sa manao tsianjery ... fotsiny.
Sal 119 : 11 : (l) (l) (l) "Ato am-poko no hiraketako ny teninao mba tsy hanotako aminao" (l) (l) (l)
50. ikaretsaka ( 07/05/2008 20:55)
ka iza no nanao pli vava voalohany nahatonga an'i jesoa hanao pli vava kay ry Ilo?
51. Ilo ( 08/05/2008 06:02)
Hay zany Jesoa koa manao pli vava aminao? 8O
52. Ilo ( 08/05/2008 06:45)
T@ Jesoa nalaina fanahy io anie ka Izy no ni-citer andinin-tsoratra masina voalohany e! avy eo dia nalain'ny devoly tahaka. (Matio 4 : 1-11)
Ka tsy azoko tsara ilay fanontanianao.

Marina koa anefa fa ny tenin'A/tra dia ampiasain'ny devoly hamitahana antsika, indraindray somary amboariny sy ahodiny kely..., efa hita izany nanomboka t@ namitahany an'i Eva. (Gen 3)

Fa ny Tenin'A/tra koa dia fiarovana ho antsika.
Efesiana 6:17 "Ary raiso ny famonjena ho fiarovan-doha sy ny tenin'Andriamanitra ho sabatry ny fanahy"

53. xxx ( 10/05/2008 14:16)
. Mpandefa : Ilo [ Valio ] 08-05-2008 08:02:35
Lohateny : Re : Pli vava
Hay zany Jesoa koa manao pli vava aminao?
=)) =)) =)) =)) =)) =))
54. ikaretsaka ( 10/05/2008 20:58)
fa jesoa t@ alaina fanahy tsy nanao heo vakiatsika ny nolazain'i jesosy ao @ romanina toko faha izao sy izao !

taovy serieux... sady tsy notenenina io fa nosoratana, sady tsy i jesosy io fa paoly!
55. Ilo ( 13/05/2008 05:35)
sady tsy i jesosy io fa paoly

Izany hoe ianao izany tsy manaiky fa tenin'A/tra ny baiboly fa ny olona no namorona izay voalaza ao ? :roll: Mampalahelo ianao!!!
IIPetera 1:21 : "fa tsy nisy faminaniana avy tamin'ny sitrapon'ny olona tany aloha rehetra; fa avy tamin'Andriamanitra no nitenenan'ny olona araka izay nitondran'ny Fanahy Masina azy."
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0548