adihevitra, dinika....?
1. Fody
(
10/03/2008 11:23)
Somary mahavarina ihany ny fomba fiadiantsika hevitra ato, ary somary mahamenatra ihany indraindray. Ataoko fa tsara raha mba asina fibebahana kely izany amin'izao fotoana fihomanana amin'ny Paka izao.
Raha miteny an'io aho dia tsy midika fa lafatra izay nataoko, ka arahonareo. Tsia, tsy izany velively no tiako hatongavana (fa na izaho koa aza mba mila mibebaka).
Tsy hitanisa ny zava-tsy nety fahita eto aho fa ny tsirairay dia mahalala an'izany. Ny hangatahina dia hoe: inona no hanatsarantsika azy ity, mba ho tena adihevitra no atao, ary mba hisy tanjona ny resaka fa tsy ho.... sanatria?
Misaotra anao

novalian'i cutie ny 15/03/2008 23:42
5. rijadolly
(
10/03/2008 16:46)
Amiko kosa aloha ry Fody dia mila tenenina ny tsy mety ataoko an!Izay ny antony iray hiadiko hevitra eto.Na mila fantarina koa le tsy mety ataon'sasany mba tsy atao koa amin'manaraka.Fa raha tsy tenenina mantsy dia ny eo ihany no miverimberina.
6. pissoa
(
10/03/2008 16:54)
:-D:-D:-D
Ny fahitako azy dia tsy mitovy isika mpandray anjara eto, ary tsy mitovy ny ataontsika sy mahaliana antsika eto.
Ao ireo mivanitika lava otran-dry Pissoa :-w:-D:-D:-D
Ny sasany indray tsy ny ady hevitra fa ny resaka HS no tena mahafatifaty azy
Ny hafa tsy "hiady hevitra" hono no alehany eto fa "hitory" (Traduction: na inona lazainy na inona lazainao dia ny azy ihany no marina - ary tehaka ho an'i Jesosy)
Ao ireo teny miady hevitra tokoa.
Noho ireo dia sarotra be ny hamaritra hoe izao no tena fiady hevitra tokony atao eto. Ary raha hovoafaritra ilay izy dia sarotra ny hanaraka sy hampanaraka azy. Ny hany azo atao angamba dia hoe rehefa tsy ady hevitra intsony dia dakana :-D:-D:-D

7. rijadolly
(
10/03/2008 17:31)
Pissoa>>>;-);-);-)
Izay aho zao vao afaka mandini-tena kely no sady mahita ny tsy mety ataon'Pissoa,ihihihi.Kay sé ty ka mpandaka olo oh zany?

10. ikaretsaka
(
10/03/2008 20:08)
Ny hafa tsy "hiady hevitra" hono no alehany eto fa "hitory" (Traduction: na inona lazainy na inona lazainao dia ny azy ihany no marina - ary tehaka ho an'i Jesosy)
Ao ireo teny miady hevitra tokoa.
hay tokoa moa misy io:-D..
fa samihafa fotsiny ny definition antsika sy i pissoa amin'io.. ny ahy nataoko hoe hoe "diso na tsy ampy pilipitra"
12. ikaretsaka
(
10/03/2008 20:25)
hafa indray izay... fa misaotra fa tsary hitako
le diso tsy mahatsapa ny tenany hoe diso dia ilay 1 no mibebaka

13. cutie
(
10/03/2008 20:36)
le diso tsy mahatsapa ny tenany hoe diso dia ilay 1 no mibebaka
ie ka in no olana @ zany
hibebao izy hahatsapa tena we diso e lol
18. pissoa
(
10/03/2008 22:17)
ikaretsaka:
hum.8) moramora ihany nareo dahy e
za mananihany fa Ika koa ... :twisted::-D:-D:-D
20. nandrianina1
(
11/03/2008 04:17)
de tokony mibebaka ku v ra manisy sira we ra-an nanao anzao de ra-an manao an-zatsy:oops: