adihevitra, dinika....?
21. prime
(
11/03/2008 12:34)
Fody> hevitra tsara sady tena mety tokoa amin'izao vanim-potoana izao...=D
22. ikaretsaka
(
11/03/2008 14:46)
pissoa:
:-D:-D:-D
Ny fahitako azy dia tsy mitovy isika mpandray anjara eto, ary tsy mitovy ny ataontsika sy mahaliana antsika eto.
Ao ireo mivanitika lava otran-dry Pissoa :-w:-D:-D:-D
Ny sasany indray tsy ny ady hevitra fa ny resaka HS no tena mahafatifaty azy
Ny hafa tsy "hiady hevitra" hono no alehany eto fa "hitory" (Traduction: na inona lazainy na inona lazainao dia ny azy ihany no marina - ary tehaka ho an'i Jesosy)
Ao ireo tena miady hevitra tokoa.
Noho ireo dia sarotra be ny hamaritra hoe izao no tena fiady hevitra tokony atao eto. Ary raha hovoafaritra ilay izy dia sarotra ny hanaraka sy hampanaraka azy. Ny hany azo atao angamba dia hoe rehefa tsy ady hevitra intsony dia dakana :-D:-D:-D
dia ny fahaizana mi s'adapte en fonction an'ireo izany no tena izy e
23. rijadolly
(
12/03/2008 16:33)
pissoa:Ahoana moa ny tsy handiniako an'sé=))=))=))
ny tenanao dinihana fa tsy tenako !:-D:-D:-D
Tsy mety marina izany pissoa?Tokony hoe arahina ny ataonao na tsy arahina,kony ô!
Raha tsara ny lazainao iny fa manaraka,fa raha tsy mety iny aho no mivily.Fetsy za an! toray voninkazo aloha za ry pissoa à!
24. cutie
(
12/03/2008 17:24)
dia ny fahaizana mi s'adapte en fonction an'ireo izany no tena izy e
mi s'adapte ndray nga fa tsy hibebaka:-D:-D:-D:-D:-D
25. pissoa
(
12/03/2008 17:50)
pissoa:Ahoana moa ny tsy handiniako an'sé=))=))=))
ny tenanao dinihana fa tsy tenako !:-D:-D:-D
Tsy mety marina izany pissoa?Tokony hoe arahina ny ataonao na tsy arahina,kony ô!
Raha tsara ny lazainao iny fa manaraka,fa raha tsy mety iny aho no mivily.Fetsy za an! toray voninkazo aloha za ry pissoa à!
zay mitsy ! tsy mety ny mandinika ahy satria za na dinihanao eo fona aza tsy hiova mitsy fa manja be foana :-P:-D:-D:-D
29. rakaroka
(
12/03/2008 20:41)
Hummmmm:-wIzany ny hoe adihevitry ny tsy misy handatsahana mihitsy fa mahay miresaka BBBbhe dôly=D=D, dé inn tsouny moa no lazaindRakaroka fa tsy:-@:-@:-@:-D:-D:-D
32. fijo
(
12/03/2008 21:29)
za moa tsa mahay zao mibebaka izao ko;
za indray tsy mino fa te hiantso ps n'olona.
za indray tsy mino fa te hiantso ps n'olona.
