Mila valiny
1. Fody
(
19/02/2008 20:19)
Nisy an’ity reaka ity koa mba tiana hangatahina fanazavana, na valiny mazava.
Mpandefa : arialy [ Valio ] 18-12-2007 20:12:20
Lohateny : resaka secte
Za manana olana be, misy olona akaiky ahy tafalatsaka anaty ny secte, izany 3F izany ao Antananarivo, fa tena niova tanteraka, lasa tsy mety miditra amin'ny fiangonan'ny sasany, manao teny tsy voahevitra tena mampalaelo sy ny sisa.
Lasa olona hafa mihitsy, raha mba misy manana hevitra afaka hampiova azy ireo de mba ampio rey olona ô
3. Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 19-12-2007 00:05:23
Lohateny : Re : resaka secte
1) Tsy miditra ny fiangonan'ny sasany ahoana aloha? Sao kosa dia tsy fiangonana fa sanatria "sinagogan'i Satana"?
Raha izaho manokana ohatra, raha vao eo an-tokonambaravaran'ny "trano" fiangonana iray no asiana mikasika na miankohoka @ sampy dia tsy hiditra ao mihitsy aho.
Mazava tsara ny voalazan’i arialy hoe: FIANGONANA. Ary ny Fiangonana resahana dia eto Madagasikara.
Ka mba manontany an’i LazaDaddy hoe: Fiangonana iza na aiza eto Mada no lazainao fa sinagogan’i Satana?
novalian'i ikaretsaka ny 28/02/2008 14:59
5. rabingogilabanga
(
19/02/2008 21:19)
fody:
Ka mba manontany an’i LazaDaddy hoe: Fiangonana iza na aiza eto Mada no lazainao fa sinagogan’i Satana?
Na misy io na tsy misy, efa efa nofaritany ilay hoe fiangonan'ny satana
lazadaddy:
no asiana mikasika na miankohoka @ sampy dia tsy hiditra ao mihitsy aho.
misy ilay izy dia io zany ka mitandrema
tsy misy dia, inona ny olana, lasa hifanditra @ zavatra tsy important
ny important: dia ny hamaritantsika ny hoe secte, sy ny hanampiana ny naman'ny arialy, sa...
Mba mi-cadrer ny debat fotsiny aho, sa...
7. ikaretsaka
(
19/02/2008 21:43)
mba tian'i fody hotaperina hatr@ farany iznay ilay affirmation fa tsy vita tsara ny film araka ny fahitany azy e
8. booboo
(
19/02/2008 21:54)
fa maninona no tsy ilay taloha no notohizana fa manao vaovao hafa indray ? :roll:
12. lamie
(
20/02/2008 08:44)
tsy valiny ty fa tantara marina mety azaoana hevitra:nisy ankizy lahy tafalatsaka tao @ secte, fetsy sy mahay mandambolambo tokoa ny mpitondra io secte io,mpivady, manan-janaka vavy ry zareo,babo ty tvlhy ary, fa kosa tsy niteny ratsy, lasa anjely latsaka an-tany e! niaraka t@ ra zazavavy moa izy, fa lasan'io fianakaviana io daolo kosa ny fananana,tsy nifankahazo t@ ray aman-dreniny tsony izy,natao daolo zay azo natao hanalàna azy fa resy ny fianakaviana,hatao mariazy ny bavin-drazazalahy, protestanta moa ry zareo, tsy maintsy mpandray ny fanasan'ny Tompo vao hamasinina ny mariazy, noresahin'ny rainy izy dahy fa miaraka tokanana ho mpandray ary,nandà mafy razazalahy satria efa vita batisa tany @ secte izy dia tsy mety aminy io, noteren'ny rainy dia natao sy vita ny fanokanana, vao nivoaka ny fiangonana dia nisava ny lohan'nity zazalahy,niova ny fijeriny ary gaga izy hoe secte ve no hiderana ny fiainany,nisaraka t@ ilay zazavavy izy,tsy nierika intsony taminy sy ny secte-ny,naharesy Andriamanitra!
14. prime
(
20/02/2008 11:20)
Inona no tena olana? ilay olona lasan'ny "secte" sa ilay terme hoe synagogan'i satàna???
Mitovy hevitra amin'i rabingogilabanga aho eto (sarotra koa izany raha ps...:)) tokony recadrer'na ilay tena olana...
Mitovy hevitra amin'i rabingogilabanga aho eto (sarotra koa izany raha ps...:)) tokony recadrer'na ilay tena olana...
15. ikaretsaka
(
20/02/2008 14:07)
samy manana ny ny fandraisany ilay terme tokoa izy iznay..
fa rehefa tsy nanimba ny maha olona dia izay ny zava dehibe
misy fiteny @ teny angalisy izay manao hoe:
"a family who prays together stays together"
fa dia misaotra an'i lamie. betsaka tokao io takom-pijery io rehefa tratran'ilay lambolambo saronana fivavahana ka... matetika @ io voa sy mahantra vao mihilana

16. pissoa
(
20/02/2008 18:18)
:-D:-D:-D:-D:-D
Izaho aloha hatramin'izao mbola tsy miova ny hevitro amin'ny fanontaniana tahaka izao : i Jesoa tadiavina dia ataovy ampy izay. Ataontsika inona moa ny sinagogan'i Satana ... Toa efa fantampantatra rahateo fa na haniry nify aza ny akoho (satria efa ho ritra ny ala atsinana) dia tsy hahazo valiny mivantana avy amin'i LazaDaddy (tahaka ny fomba fitenenana atsy ambadika ohatra hoe "sampyle" ... sy ny hafa efa hita teto amin'ny forum). Tsy haiko ny antony, na tsy azony antoka ny fahamarinan'ny lazainy, na menatra ny zavatra inoany.
Amen :-D

17. niryna
(
20/02/2008 18:38)
Sarotra marina ny hanazava an'izany
Fantatra fotsiny dia mitady an'i kristy isika,ka raha miditra fiangonana tsy mampianatra ny tenin'Atra fa mivoana ilay izy,dia anjarantsika no miala.Efa sahy nanandrana nitsidika fiangonana maro ve hianareo sa dia nijanona tao fotsiny ihany?misy mantsy antony ohatra hoe nifindra toerana dia tsy afaka ny hiverina any amin'ilay toerana niangonana intsony dia nitet fiangonana ary hita sy tsapa fa tsy misy fanahy masina mihitsy ao amin'ilay fiangonana.Hianao ihany dia mety mahatsapa an'izany.Araho ny toriteniny,vereno vakio ny baiboly milaza izay nomeny na ref nomeny raha tsy miteny ny ao anaty baiboly izy fa manao izay ahafaly ny olona fotsiny dia ao raha.
Hevitro io an,ary experiences hitako tamin'izao nitady fiangonana

18. ikaretsaka
(
20/02/2008 19:11)
niryna .. aminareo sarotra be le mitady fiangonana vokatr'ilay hoe tsy mitovy ny drafitra anaty any @ tanana sy any @ le tany. ohatra hoe samy protestant fa samihafa doctrine sy practice
fa amin'ny kato tonga de mora ka.. mitady fiangonana kato.. ny ary ihany no ary dia ny lamesa ary ihany no atsy
fa amin'ny kato tonga de mora ka.. mitady fiangonana kato.. ny ary ihany no ary dia ny lamesa ary ihany no atsy
19. rijadolly
(
20/02/2008 19:43)
Za moa re olona dia tsy tia an'io mitonina atoko io,tsy haiko hoe inona ny antony ilazana hoe sekta sa isika tsy miangona any dia lazaina fa sekta.Raha mbola hitako fa misy tsy vitako ny asa ataony na ny fikelezan'ainy dia tsy hiteny an'izany aho,ny taloha za nanenenana.Andao aloha resena amin'tsara izy é,dia ho voasarika miverin-dalana eo izy raha hita fa tsy sitrapon'Andriamanitra ny any.
Isaino anie ity é http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=MARKA&toko=9&andininy=38-40&dika= Aleo hazava fa Jesoa fa tsy atoko a!
Raha hiverina any amin'ilau lohahevitra indray aho dia,za koa Prime mitovy hevitra amin'Rabingogilabanga

Hoy i fody:
Ka mba manontany an’i LazaDaddy hoe: Fiangonana iza na aiza eto Mada no lazainao fa sinagogan’i Satana?
Na misy io na tsy misy, efa efa nofaritany ilay hoe fiangonan'ny satana
Hoy i lazadaddy:
no asiana mikasika na miankohoka @ sampy dia tsy hiditra ao mihitsy aho.
misy ilay izy dia io zany ka mitandrema
tsy misy dia, inona ny olana, lasa hifanditra @ zavatra tsy important
ny important: dia ny hamaritantsika ny hoe secte, sy ny hanampiana ny naman'ny arialy, sa...
20. ikaretsaka
(
20/02/2008 20:12)
ka ny tsy azoko maninona no menatra foana ilay olona rehefa lazaina hoe sekta...
ny sasany izao tsy menatra rehefa heo ffkm na katolika na tsy haiko abyt
ny sasany izao tsy menatra rehefa heo ffkm na katolika na tsy haiko abyt