Mila valiny
21. fijo
(
20/02/2008 21:44)
ika an,tandremo fa ny kato koa misy hoe kato romana sy kato ortodoxe.ary samy manana ny papany ireo nefa samy kato.
22. ikaretsaka
(
20/02/2008 22:36)
fa ireo ange ry fijo mba mitovitovy ihany heo samy manao lamesa sns.... ny papa fotsiny no samihafa..
fa ireto isaky ny pasy na fiangonana kartier 1 aza de efa samihafa
fa ireto isaky ny pasy na fiangonana kartier 1 aza de efa samihafa
23. fijo
(
20/02/2008 22:39)
ka samy mifanipaka anie nareo e.tadidiko i joany paoly II rah ahoany rosia,fa maro ny mpino orthodoxa no tsy nanaiky ny ahatongavany tany.
24. ikaretsaka
(
20/02/2008 22:57)
amin'ilay resaka papa fotsiny no maha samihafa azy ..fa ny sisa mitovy.. fa @ izao aza efa miha mifanatona
26. ikaretsaka
(
20/02/2008 23:47)
fijo> resaka olomasina, lamesa komonio sns mitovy ka ... manao komonio koa ny orthodoksa:wink:
27. fijo
(
21/02/2008 21:18)
ekeko hoe le fomba mitovy.iny tsy hiadian ahevitra,fa ny tsy azoko dia hoe nahoan ano manana papa roa??
28. ikaretsaka
(
21/02/2008 21:25)
vokatry ny bloc arabo teo ampovoany (entre an'i jerosalema sy i roma) t@ iznay andro izany
30. ikaretsaka
(
21/02/2008 22:11)
ka misyt tsy manaiky ato fa hoe resaka fivavahana hono ato fa tsy resaka histoire..
sady raha vao misy resaka arabo sy silamo ato dia tsy azo atao fa fivavahana sy finoana =ktianina ihany..
dia atao akory fa vokatry ny fifanajana dia ....:cry::cry: fa efa saika hanazava lavabe an'io tokoa t@ izay andro izay
sady raha vao misy resaka arabo sy silamo ato dia tsy azo atao fa fivavahana sy finoana =ktianina ihany..
dia atao akory fa vokatry ny fifanajana dia ....:cry::cry: fa efa saika hanazava lavabe an'io tokoa t@ izay andro izay
31. niryna
(
22/02/2008 08:29)
ikaretsaka:
niryna .. aminareo sarotra be le mitady fiangonana vokatr'ilay hoe tsy mitovy ny drafitra anaty any @ tanana sy any @ le tany. ohatra hoe samy protestant fa samihafa doctrine sy practice
fa amin'ny kato tonga de mora ka.. mitady fiangonana kato.. ny ary ihany no ary dia ny lamesa ary ihany no atsy
Tsy sarotra fa mahafantatra kosa raha zanak'Atra hoe misy fanahy masina ilay fiangonana ka,tsy ny fiangonana rehetra no misy ny fanahy masina ry ika a.
15 Ary hoy Izy taminy: Mandehana any amin'izao tontolo izao hianareo; ka mitoria ny filazantsara amin'ny olombelona rehetra.
16 Izay mino sy atao batisa no hovonjena; fa izay tsy mety mino no hohelohina.
17 Ary izao famantarana izao no hanaraka izay mino: hamoaka demonia amin'ny anarako izy; hiteny amin'ny fiteny izay tsy mbola hainy izy;
18 handray menarana izy; ary na dia misotro zava-mahafaty aza izy, dia tsy hampaninona azy izany; hametra-tanana amin'ny marary izy, dia ho sitrana ireny. Marka 16
****Ny fiangona izay lazaina fa miaraka na mino an'i kristy dia ny fiangonana*****
-mitory ny famonjena( preach the salvation)
-mampahafantatra ny mpiangona ao aminy fa mila mibebaka sy mangataka famelan-keloka any amin'i kristy ary any aminy irery raha te ahazo ny fanjakan'ny lanitra (6 Hoy Jesosy taminy: Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin'ny Ray, afa-tsy amin'ny alalako. Jaona 14:6
-mitory ny vaovao mahafaly izay voalazan'ny baiboly satria ny tantaran'i kristy dia izay mirakitra ao anaty baiboly,raha milaza izany fa tsy ampy ny baiboly dia .....
-mitory izay voalaza ao anaty baiboly ary tsy misy hafenina izay voasoratra ao eny na dia mandratra ny olona aza ny fahenoina an'izany.
-mampahafantatra azy ireo ihany koa fa tsy ho voavela ny heloka raha tsy mamela ny heloky ny hafa hianao ary dieny mbola velona dia efa manao an'izany fa tsy miandry rehefa ho faty(famontsoran-keloka)
Ireo no santionany ary tsy misy miafina izany rehefa zanak'Atra isika ka miditra fiangonana hafa .
32. ikaretsaka
(
22/02/2008 19:48)
*** fa ny fomba hanatanterahan'i niryna ireo *** no samy manana ny fombany isam-piangonana aby..
misy ny mampitahotra misy ny mangalatra sns sns
misy ny mampitahotra misy ny mangalatra sns sns
33. fijo
(
22/02/2008 21:11)
aza hadino,fa ny finoana dia tsy nisaraka tamin'ny tantara mihintsy.ka mahalian akokoa ary ahazoana mijery amin'ny saina misy fahalalana kokoa ny fanaovan aizany eto
35. LazaDaddy
(
23/02/2008 05:28)
Fody> Aleo valiako ny fanontanian'ise ary e :)
Fody:Ny fiangonan'i Satana :twisted:
Ka mba manontany an’i LazaDaddy hoe: Fiangonana iza na aiza eto Mada no lazainao fa sinagogan’i Satana?
36. Rasiligaoma
(
23/02/2008 06:27)
aza valiana boraingina kosa e!
ohatran'ny hoe akonndro sa voasary: dia valianao hoe voankazo!
tsss
ohatran'ny hoe akonndro sa voasary: dia valianao hoe voankazo!
tsss
38. Rasiligaoma
(
23/02/2008 07:12)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/crazy2.gif[/IMG]
39. Fody
(
28/02/2008 14:55)
LazaDaddy:
Angaha i Satana nanorina Fiangonana?
Ary aiza no misy azy io?
Mandehana araka ny Fanahy ry namana fa aza dia entim-pahankalana fotsiny.
Misaotra!
Ny fiangonan'i Satana.
Angaha i Satana nanorina Fiangonana?
Ary aiza no misy azy io?
Mandehana araka ny Fanahy ry namana fa aza dia entim-pahankalana fotsiny.
Misaotra!
40. ikaretsaka
(
28/02/2008 14:59)
inona tokoa anefa no antony ankahalana sy hanaovana referece an'io foana e?
