mitsara tsara,fa aza mananejika olona

21. Fody ( 26/10/2007 08:59)
Porofo hafa toy ny inona moa no tadiavinao mihoatra noho ireo nomen'i xxx ireo ry fijo amin'ny hadisoan'ny zavatra nolazainao?

Mitovy izany aminao ny hoe: "avela manam-bady ny pretra" sy ny hoe: "Olona manam-bady na efa nanam-bady no hamasinina ho pretra"?
Raha mitovy ireo inona no mbola nanamafisany fa raha ho azy manokana, izay efa pretra, dia tsy ilaina ny manam-bady?

Ny zavatra tsy mbola fantatrao angamba dia ny hoe: na dia teboka iray aza dia efa manova ny hevitry ny teny lazaina. Eny fa na dia mifamadika fotsiny ny toeran'ny voambolana dia efa miova koa ny heviny.

Eto dia novanao tanteraka ny resaka ka nahitsin'i xxx amin'ny tena izy. Ianao moa miezaka manamarina ny teninao hatrany amin'ny resaka hafa, izay tsy misy ifandraisany intsony amin'ny lohahevitra, nefa hita sy tsapa ihany fa na ianao aza dia efa mandiso tsikelikely izay nambaranao teo aloha (natombokao tamin'ny anaran'ilay pretra moa io), fa miezaka ny midohika fotsiny.

le hoe manaiky 100% ny fampiasana kapoty ve izy.izay tsy haiko

Tsy hainao satria manohana ny hevitr'i fiangonana izy, dia ny fandavana tanteraka ny fampiasana kapoty. Ny hany hitanao dia ny fanomezany tsiny ireo hafa mandrara be fahatany fotsiny. Ny fitanisany ny loza ateraky ny sida, ny mbola tsy nahitana fanafana ny amin'io aretina io,... Tsy hitanao kosa ny ezaka ataony manampy ny tanora amin'ny fanabeazana azy ireo tsy ho voagejan'ny filan'ny nofo fotsiny.
Milaza izy fa ny kapoty dia isany fiarovana amin'ny sida. Manaiky izany aho. Fa ny tsy azonao kosa dia zao: Ho azy ny tena fiarovana tsara indrindra dia ny fahaizana mifehy tena ho an'ny olona tokana ihany. Io ny hevitry ny Fiangonana ka tohanany 100 isan-jato.
Tsy mampirisika ny tanora mihitsy izy hampiasa ny kapoty, na dia manaiky aza fa io no fiarovana mba azo antoka ho an'izay tsy mahafehy tena.

Dia vakio ilay boky fa mora ihany ny vidiny. Rehefa voavakinao ilay izy manokatra lohahevitra vaovao miady hevitra. Salamà!
22. fijo ( 26/10/2007 21:37)
ka ny ahy ny valiny no jereko.

averiko ihany,raha manambady ve no hamasinina,dia tsy pretra no hiantsoana azy???

izy tenany tsy te hanambady,azy iny ry akama an,safidiny izany.za ohatra mety tsy toia foot fa manohana mpilalao foot.azo atao izany.

le resaka kapoty,efa nomeko ohatra roa ianao.
i papa izay nanda ny fampiasana sy io olona io,izay manaiky.
aminao,raha mitovy saina amin'ny papa izy,naninona no nasiana resaka ny heviny????matoa io nasiana resaka dia misy fitsipahana ny lalana fototra arahany.
23. fijo ( 26/10/2007 21:38)
ary asehoy eto hoe taiza aho no nilaza fa mamporisika ny tanora hampiasa kapoty izy????mitsara tsara wa fa aza ny olonano henjehana
24. Fody ( 26/10/2007 21:59)
Tsy misy manenjika anao eo e!
Ianao no tsy mahazo resaka dia manao bontolo na toton'omby bory fotsiny.

Ivereno vakina tsara aloha ny voalaza dia diniho izay vao mamaly fa manahirana be!
25. fijo ( 26/10/2007 22:05)
ka valio wa,
ny pretra manambady hamasininan ve rah ametyizany ,inona no hiantsoana azy?????
ary aminao io,inona no atao hoe fandavana.ny nataon'i papa sa ilay hoe laviko fa ekeko raha???
26. fijo ( 26/10/2007 22:06)
de avohay le nilazako hoe "mamporisika ny tanora hampiasa kapoty"fa toa hodiana fanina.
de ny olona miteny ho e"tsy misotro toaka aho fa raha tsy misy rano hafa tsy io de sotroiko"misotro sa tsy misotro?
27. Fody ( 26/10/2007 22:18)
Ny fanontanina napetrakao dia efa voavaly efa ela be ery ambony ery jereo ny valiny.

Izaho koa tsy niteny hoe: ianao nilaza fa nampirisika ny tanora hampiasa kapoty izy, fa ny tsy fampirisihany ny tanora hampiasa an'io dia midika fa tsy momba an'io izy.
Manda ny kapoty tokoa izy, saingy ny fomba fandavany no tsy mitovy amin'ny an'ny hafa. Izay no nohazavaiko io ambony io. Tsy misy hoe: "raha"... izany eo na kely aza, aza mamorona.
28. fijo ( 26/10/2007 22:21)
fa ahoan ano tsy ahitanao hoe "raha"????mba hiarovana ny tanora amin'ny aretina dia ekeko aloha.tsy mideka ve io hoe "ekeko raha io no lalana hiarovana"????sa nareo boloky ka izay voateny ihany no azo averina...fody anie fa tsy boloky no misersera amiko izao e;
ary misotro toaka ve wa ny olona mila za hoe tsy misotro aho,fa raha tsy misy jus de hisotro ihany???
29. fijo ( 26/10/2007 22:25)
valio le resaka mpisotro io rafody de milamina an.
30. niryna ( 27/10/2007 03:59)
fijo:

ka mitsara izy hoe diso le nolazaiko,nefa io amariny io le izy;
fody,raha nilaza izy hoe "ekeko ny hanamasinana olona efa nanambady ho pretra ,ka hanary ny vadiny izy avy eo"izay indray de ekeko ny voalazanao.fa rah aizao fotsiny tsy ekeko

Izany ve ry fijo dia atao hankarary fo.Tsy ho voatery hanaraka ny tenintsika daholo ny olona ,toy hianao tsy mety miaiky ny fisian'Atra.Ka inona no olana amin'izany?
Aleo maka izay tandrifiny avy :D

31. Fody ( 27/10/2007 09:24)
Raha olona mandinika sy misaina dia hahita ny maha samihafa ny zavatra nolazainao sy xxx, rafijo a!

Ny resaka lazainao eto indray dia bontolo be fotsiny na toton'omby bory. Inona no nampitovy ny hoe: olona manam-bady no hamasinina ho pretra sy ny hoe: olona efa pretra no avela hanambady? Ny hevitra izay nolazain'ilay mikasika an'io dia mbola manafy tsy mitovy mihitsy ireo dia ny hoe: raha izy tenany, izay efa pretra, dia mahatsapa fa tsy ilaina ny manambady. Midika izany fa tsy momba ny fanambadin'ny olona efa pretra izy. Ampiasao kely ny saina ry namana.

Ny resaka kapoty dia mazava: tsy mandrara ny fampiasana kapoty, nefa koa tsy mampirisika ny olona hampiasa kapoty. Mampianatra sy manentana ny olona kosa izy hahay hifehy tena, ka tsy hiaraka afatsy amin'ny olon-tokana ihany.
32. fijo ( 30/10/2007 22:58)
ka raha efa manambady ve wa no hamasisina dia tsy pretra fa rapasy????
raha misy olona manambady iray miteraka ,dia fianakavian airay izay.

raha olona iray tsy mbola nanambady no manambady olona efa nisaraka,dia mbola fianakavian aihany koa.fa tsy hoe izay samy tsy mbola nanambady ihany no mivady vao fianakaviana.mitovy amin'io io resaka pretra efa nanambady vao hamasinina io raha misy io.amiko io mitovy.
ka rehefa tsy mandrara ry akam ade manaiky an.totra be izany.misy baombao eo.misy zaza 2 taona.na ianao mandrara azy tsy ihinana na ianao tsy miteny de maka izy .de manaiky izay.
33. tsiafoi1 ( 31/10/2007 11:04)
Fa inona anefa no olana raha mamela manambady izy na tsia, Ka tsy tso-dranon'Andriamanitra ve ny we. Mihabetsaha de mamenoa ny tany. Ka rehefa nomena sexe de tokony hampiasaina izany hampitomboan-taranaka ny zavaboarin'Andriamanitra.

Mino aho fa tsy ho contre an'izany Andriamanitra, fa izy no namorona ny sexe, fa raha tsy natao ampiasaina io tsy nasiany. Ny science koa tsy mifanohitra amin'izany.
34. Fody ( 31/10/2007 11:19)

Fijo: Averina indray: raha olona mandinika sy misaina dia hahita soa aman-tsara ny fahasamihafan'ny zavatra lazainao sy xxx.

35. fijo ( 31/10/2007 23:32)
za nandinika ary naka ohatra fa mitovy ireo.ny tsy te hampitovy ihany no tsy mahita ny mampitovy azy.

tsiafoi,ka za anie manaiky,fa le sasany no manda e.
36. Fody ( 01/11/2007 19:17)

Fijo: Averina indray: raha olona mandinika sy misaina dia hahita soa aman-tsara ny fahasamihafan'ny zavatra lazainao sy xxx.
37. fijo ( 01/11/2007 21:11)
za milaza ny mifanohitra amin'io lazainao io.satria ny olona mijery indray mitopy no mahita fa tsy mitovy ireo,fa raha mandalina kely fotsiny dia miseo no mampitovy azy.
38. Fody ( 10/11/2007 11:04)

Ho an'ny mpanao toton'omby bory sy ny mpanao botolo dia miezaka manamarina ny zavatra efa hita fa diso foana, manamporofo zavatra amin'ny ohatra tery vay manta. Raha raisina tsirairay izay mba ohatra lazainao dia tsy misy mitohaka na iray aza, fa terena fotsiny.

Tor-hevitra mahasoa: andehana miverina kilasy fagatelo (3eme) aloha mianatra ny atsoina hoe: fanadihadina sy famakafakan-kevitra e!

Vita!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9792