fihainoana radio vazgasy @ pcpocket

1. cazal ( 23/10/2007 18:00)
misy mihaino radio vazogasy @ pcpocket HTC 3600 par wifi vé? dé mandé vé?
nandefa hafatra sy nangataka fanazavana tany @ nga admin hery za dé tsy novaliny ilay izy, nefa mety ho maro no mila fanampiana @ zany!!!!!
ny pccket hafa mety mandé fa izay mampiasa io htc 3600 io, ary Wifi!!! nefa ny mahagaga dia mandé tsara ny TV direct, sa ny radio vazogasy no tsy mandé @io?


merci
novalian'i Lantoer ny 03/12/2007 23:18
2. tataholy ( 23/10/2007 20:39)
Bonsoir!
Eto za fa tsy haiko aiza ny miditra ao amin' le miresaka fa sendra hitako fotsiny ty d novaliako.Fa maninona ra avy d manokatra session hotmail messenger?Efa misokatra ny session-ko d efa ao ny adresse-nao.


3. Riffeur ( 24/10/2007 10:07)
slt.
patche-o ao @ forum xda-developper (http://www.xda-developers.com/)ny htc 3600. Trinity ny anaran'ny HTC 3600 ao. Voalohany, patch hide-simlocke-vana azy. Faharoa, mbola patche-na ndray ataovy tonga windows mobile 6. Alohan'zany rehetra zany desactive-o daholo ny code PIN fa manabloque an'le patch. Vakivakio tsara le sujet ao @ "xda" fa azavainy tsara.

Farany: Esory ny carte mini-SD fa tonga dia bye bye daholo ny ao anatiny!

Mazotoa
4. Riffeur ( 24/10/2007 10:09)
Adinoko, resaka wifi. Ohatran'ny mi-rajouter ny laptop ihany io , atsofohy anaty routeur ny adresse MACn'lé HTC. Raha sendra Hotspot moa nareo dia connection gratos dia miainga io.
Ny ahy aloha mandeha tsara ny HTC, afaka misurf tsara sy mihaino radio @ lecteur misy ao!
5. cazal ( 24/10/2007 12:19)
slt: efa nataoko io fa tsy mety! hadinoko fa mobile5 no ampiasaiko !

ary ataoko anaty carte memoire ilaay izy fa manavesatra memoire pccket raha ampidirina ao daholo zao rehetra zao!!!
6. cazal ( 24/10/2007 23:22)
ary iza manana msn messenger version pccket compatible @ htc 3600
mba alefaso eto lien hahazoana azy
merci
7. sarobidy ( 25/10/2007 14:17)
za klou tsy mihaino e:oops::wink:
8. Riffeur ( 26/10/2007 06:12)
Ampiakaro Windows Mobile 6 dia misy windows messenger avy eo anaty programmes @ demarrage ao.
http://forum.xda-developers.com/showthread.php?t=331418
Rehefa tsy mety le 3.6 dia ataovy 3.4 fa io aza dia efa complet dia aza adino manao MAJ ny version radio
Jerevo io article ambony io. Mahagaga ahy zany hoe tsy tafa wifi,etc nareo nefa efa nijery sy namaky le forum.
Ny ahy sy zay haiko fa manana HTC aloha dia mety daholo e! Resaka kandra koa angamba dia tsy maintsy natao meme version daholo ny anay!
9. Riffeur ( 26/10/2007 06:18)
Momba ny HTC 3600 ny zavatra ataon'i FAMAN dia fiable sy mety foana fa polio tsara le forum dia araho de A à Z fa mety io. Charge-o à 100% ny batterie fa somary elaela le mi-patcher an'io ho lasa windows mobile 6.
Msn messenger @ io efa voatester-ko na en wifi na mampiasa 3G fa mandeha tsara tsisy kianina
10. Riffeur ( 26/10/2007 06:19)
farany: lol
misy adino kely foana!

Aza atao anaty carte miniSD le MAJ fa ataovy anaty memoire interne fa zay angamba ny tsy mampety ny anareo
11. Rasiligaoma ( 26/10/2007 06:28)
amin'ny ipod (raha misy base wifi eo akaiky eo ) sy ny iphone io dia tonga dia mandeha ho azy ka
12. Lantoer ( 03/12/2007 23:18)
zah klou mihaino rvg ihany, fa ny tsaratsara angamba dia aleo ariana any an gabone ilay pcpocket fa managinina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2636