Tenin'Andriamanitra vs. filozofian'olombelona
101. rabilabila
(
08/11/2007 12:26)
Prime>>>
Betsaka tokoa ny sivilizasiona nanana ary mbola manam-pahendrena hatramin\'izao .Ary marina ny anao fa mbola ampaham-pahalalàna ilay izy (satria mbola maro tokoa ny zavatra mbola tokony tadiavina )saingy:
hoy ianao:
Ataoko hoe tsy maninona raha toa ilay safidy sy finoana ilay \"tena izy \" dia tazomina ho an\'ny tena ary iainan\'ny tena sy ampitaina amin\'ireo olona miankina amin\'ny tena toa ny zanaka sns..(ampitaina hoy aho fa tsy imposer-na).
Ny zavatra mitranga matetika nefa dia ny tsy faharetan\'ny tena hiatrika ny \"tena izy\"n\'ny hafa.Ka eo foana no mpipetraka ny olana.
Raha mbola izay foana mantsy no hitondrana azy dia mametraka foana ireo mihevitra fa nahita ilay \"tena izy \" ho ambonin\'ny hafa !!
==> dia raikitra foana ny fitiavana te-hizara io \"tena izy \" io na hi-imposer azy amin\'ireo hafa heverina hoe mbola tsy nahita ilay \"tena izy \"
==> Izany hoe mitsara ireo sàsany mbola tsy nahita ilay \"tena izy\" ireo mitompo teny fatratra hoa nahita .
==> sns........sns.........
Dia hiverina amin\'ilay nolazaiko etsy ambony hoe :gidragidra ,fizarazaràna isan-karazany sy ny vokatr\'ireo amin\'ny fahandriam-pahalemana.
Amiko (izay tsy mino ) tokony ho-definit-iavana aloha ny atao hoe fahalalàna , fahendrena ,fahamarinana sns... eo anivon\'ny fiarahamonina mba hilamina ny tany ,tokony ho-capable hanao \"cohabitation pacifique\" ireo tsy mitovy hevitra fa tsy hi\'imposer ny azy ...Avy eo samy manana ny fomba hiatrehany an\'izany : ireo mino moa dia ny famelan-keloka sy ny fiainana mandrakizay no mety mivohy azy , ny an\'ny hafa mety ny fitiavana ny \"eto sy ny androany \"fotsiny !!!Asa?

Ny ambiny dia safidy sy finoana hoe iza no tena izy.

102. prime
(
08/11/2007 13:06)
rabilabila> Andriamanitra dia fitiavana... tsy Andriamanitra no mampianatra ny fiziriziriana sy ny fanamarinan-tena, fa ny fitiavana sy fandeferana ary ny famindrampo...
Kristy efa nampiomana ny mpianatra fa ho halan'izao tontolo izao izy ireo ary mety hihatra aman'aina aza izany finoana sy fitiavana Azy izany... ka raha misy ny olana eo amin'ny tsy fisian'ny "tolérance" dia toa tsy avy amin'ny mpino no tena mitoetra... (ny tia-kambara hoe mpino eto dia ireo izay tena nibebaka sy natao batisa ary nandray an'i Kristy ho velona sy hiaina ary hanapaka ny fiainany)...
Ka raha miteny ianao hoe misy olana miteraka "gidragidra" dia sao diso fiantefa ny fanamarihanao...
Raha iverenana ny tian'i LD ahatongavana dia hita ho feno fitiavana raha mampiambina ny mpino eo ambany fiahian'ny fanahy masina hahay hanavaka tsara ny avy amin'Andriamanitra marina sy ny tsy avy aminy...

103. rabilabila
(
08/11/2007 14:22)
ka raha misy ny olana eo amin\'ny tsy fisian\'ny \"tolérance\" dia toa tsy avy amin\'ny mpino no tena mitoetra
Fa avy aiza ? Avy amin\'ny \"tsy mpino \" ve ? Sa avy amin\'izay manana finoana hafa ?
Amiko ny intolérance dia avy any amin\'izay rehetra \"tsy manaiky ny hafa \" fa mi-imposer ny azy ,na i Kristy io , na i Mahometa , na i Vishnou , na i Baal , na i ...fée clochette ,na koa ireo tsy mino lasa dogmatika.
Tant que ireo antokon\'olona ireo mametraka fa ny azy no fahamarinana fa ny an\'ny hafa \"tsy mamely \" dia mipetraka foana ny olana .
Tant que tsy manao ianao hoe: Eny ary ! Izay no fahitànao azy ? hajaiko izay fijerinao izay ,na tsy zaraiko aza izany .dia raikitra foana ny olona .Satria ianao ,amin\'ny maha-sûre anao amin\'ny hevitrao ,dia manana tendance hanakiana ny hevitr\'ilay iray foana .
Ny finoana mantsy ,amiko , dia conviction personnelle aby ,noho izany aoka hijanona ao amin\'ny cercle perso na familial .
Omeko ohatra ianao : Mifanena isika ,dia mety mahafinaritra anao ny fihetsiko , ny zavatra teneniko sns .....dia lasa mpinamana isika ! OK?
Miova ve ny fijerinao ahy raha fantatrao fa tsy mino aho ,na manana andriamanitra hafa ?
2 ihany ny attitudes ( raha ny fijeriko azy ):
- Tazominao ho namana foana aho ,inona no dikan\'izany ? Izaho no tianao ,ary ekenao satria mahafantatra ahy ianao nefa tsy nitsara ahy:Tolérance.
- Ataonao izay hiovako hirona any amin\'ny hevitrao satria tsy mahatoky ianao hoe : Tsy possible raha olona tsy mino na manana andriamanitra hafa no hanana toetra ohatra ny ahy .Dia eo indray na:
a)Hiezaka ahafantatra ahy sy ny fomba fijeriko ianao ary hanaja izany.
b)Tsy hanaiky ianao fa hihizingizina ny hanova ahy ho any amin\'ny valanao.dia lasa ho tsy mpinamana intsony isika.Intolérance.
Ohatra ny ahy io an!!
104. soanja
(
08/11/2007 15:50)
rabilabila:

Ekeko tanteraka ny tenin-dRabilabila nefa kosa raha misy olona mitady sy manakatra. mila fanampiana na mangataka vonjy na manontany ahy ny zavatra hitany ka manaitra azy sy tiany mba hiainana dia eo no miasa ny FITIAVANA ny hafa, IZAY ASAN'NY FINOANA.
Ny hatsarana any aminao dia tsara raha aparitakao any amin'ny hafa RAHA TOA KA hitany FA TSARA IZANY ka ILAINA ary IRINY ny hanana izany.
Eo ampianarana sy mandray azy eo izy no ahafantatra na izay ilay lalana tiany arahina na tsia zany hoe mbola misy SAFIDY koa ao anatin'izany fizarana izany refa avy eo na hanaraka na tsia.
Fa raha vao hitsara sy hanome tsiny azy sns hoe efa nampianariko sns ianao efa nandray sns de manesika sy miforcer ny safidin'iray dia efa tsy FINOANA no manjaka fa Fitiavan-tena indray.
Ny fanomezana fahalalahana ny SAFIDY no tanjon'Andriamanitra voalohany indrindra.
105. rabilabila
(
08/11/2007 16:21)
raha misy olona mitady sy manakatra. mila fanampiana na mangataka vonjy na manontany ahy ny zavatra hitany ka manaitra azy sy tiany mba hiainana dia eo no miasa ny FITIAVANA ny hafa, IZAY ASAN'NY FINOANA.
Misy demande izany fa tsy mi-imposer ,D'accordoche!!
Ny fanomezana fahalalahana ny SAFIDY no tanjon'Andriamanitra voalohany indrindra.
Amin'ny tsy maha-mpino ahy moa dia ovaiko kely ilay izy hoe: Tanjon'ny OLONA AFAKA
108. rabilabila
(
09/11/2007 11:36)
:):):) latsaka fahefany ka!! Fa tsy maninona ange ilay fahefany tsy mitovy e!:wink:
109. prime
(
09/11/2007 13:04)
rabilabila> ny tena votoatin-kevitra dinihana etoana fa sao mivaona loatra ny resaka eto dia ilay fandinihan-tena tarihan'i LD... ka mila itandremana mafy ho an'ny mpino...
Ny tari-kevitra resahinao mikasika ny "tolérance" dia adihevitra hafa mihitsy... ny azoko ambara ary amafisiko dia tsy ny mpianatry Kristy no karazana olona lazainao io... ny mpianatr'i Kristy dia manaja sy mankato ny tenin'i Kristy ary miaina izany am-pahalalahana eo ambany fiahian'ny fanahy masina... ny didy ambony indrindra ho an'ny mpianatr'i Kristy dia ny FITIAVANA satria ilay inoany dia fitiavana rahateo... tsy ny mpianatr'i Kristy mihitsy no "hi-imposer" anao hoe izao no tsy maintsy atao...
Tsy amin'ny finoana ihany fa amin'ny fiainana mihitsy ny mpianatr'i Kristy no didin'Andriamanitra hiaina araka ny fitarihan'ny fanahy masina... ary ny asa sy ny vokatry ny fanahy masina dia tsy indray mandeha na indroa izay no ambaran'ny namana etoana ary tsy hita ao velively ny hoe fiziriziriana, fanamarinan-tena, tsy fihainoana ny hafa... sns...
Averiko fa tsy maninona, fa toy izao no voasoratra amin'ny anaran'i Kristy :
"22 Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa, fahamarinana,23 fahalemem-panahy, fahononam-po; tsy misy lalàna manohitra izany." Galatiana 5:22-23
Hafa ny hoe mi-"imposer" lazainao, hafa ny hoe manambara ny finoana sy ny fahamarinana araka an'Andriamanitra... ny mpianatr'i Kristy dia baikoana mihitsy hanambara izany fa "jamais" nomena fahefàna hanery na hanao an-katerena... ary am-pahafantarina anao fa na ny fandresen-dahatra aza dia tsy asan'ny mpianatr'i Kristy fa asan'ny fanahy masina... manambara no andraikiny, mivavaka no andraikiny, mitory no andraikiny, manampy sy miasa no andraikiny, mananatra sy mampianatra no andraikiny araka ny nataon'i Kristy taminy... fa tsy manana anjara akory fandresen-dahatra na dia kely aza fa asan'ny fanahy izany fa tsy asan'olombelona...
Ka aiza ho aiza amin'izay no misy "intolérance" ambaranao? izay no lazaiko hoe sao diso fiantefa ny resakao?

110. prime
(
09/11/2007 13:32)

111. JAOANJARA
(
06/07/2015 10:10)
Miarahaba ô!mahafinaritra ilay adihevitra,fa misy tsy dia mazava loatra indraindray,azo oharina amin'ny herin'Andriamanitra ve ny Filozofian'olombelona