Tenin'Andriamanitra vs. filozofian'olombelona
81. soanja
(
31/10/2007 03:54)
LazaDaddy:
fijo:raha tsorina io teninao io dia misy mpihatsaravelatsihy aminay milaza fa "mpino" eto. Mampalahelo tokoa fa ifonako aminao raha naha-tohina anao.
mampalehelo ny mpino sasany eto,fa tena mifanohitra ny hinoany sy ny fihetsiny
Tsy azo atao hoe Mpiahatsaravelatsihy kosa amiko ny Mpino sasany fa ny tenin'Andriamanitra mihitsy aminy no mbola tsy mazava aminy.
Betsaka ny olona no manana learning disability raha io resaka finoana kristianina io, ny antony dia misafotofoto be ny manoloana azy tokony hakany ilay tena fianarana sy fahaizana.
Raha IRAY ihany mantsy isika rehetra....!
82. LazaDaddy
(
31/10/2007 04:11)
soanja> raha toa kosa ve isika ohatra mitabataba hoe "mba tolerant" kanefa ny fihetsika aseho tahaka io ambaran'i fijo io dia tsy mpihatsaravelatsihy fa inona? Na ohatra hoe "aza mandainga" kanefa ataontsika toerana famafazana lainga eto...dia avy eo mihafina ambadiky ny hoe "lainga masina"
83. soanja
(
31/10/2007 04:19)
Marina izany. Nefa koa anie ry LD nahoana no nisy ny fihatsarambelatsihy? Nahoana no nasiana ny safidy? Nahoana no nasiana ny fijaliana sns...? tsy fifanomezan-tsiny intsony izao amiko fa fandraisana andraikitra. Ataovy izay hampiray antsika! :-*:-*
84. LazaDaddy
(
31/10/2007 04:26)
Nahoana?
=> Satria isika tsy miankin-doha tanteraka @ Fanahy Masina. Na izany na tsy izany aza anefa hain'Andriamanitra ny mampiasa ireny ahatonga saina antsika hiroso @ "sanctification process" :-*
=> Satria isika tsy miankin-doha tanteraka @ Fanahy Masina. Na izany na tsy izany aza anefa hain'Andriamanitra ny mampiasa ireny ahatonga saina antsika hiroso @ "sanctification process" :-*
86. ikaretsaka
(
31/10/2007 05:21)
amiko raha miakin-doha tokoa amin'ny fanahy masina isika dia tsy samy manao be loha ary raha tena nazavainy dia tsy ny niala no vahaolana fa niteny hoe tsy mety izao ataonareo izao dia niara nitady an'iny
ohatran'ny mpianakavy eio e. tsy hoe mamolava akory dadanao sanatria dia iny ianoa no hiala, fa ampiana i dada mba ho tonga saina...
amiko raha tena hoe FM dia izay
ohatran'ny mpianakavy eio e. tsy hoe mamolava akory dadanao sanatria dia iny ianoa no hiala, fa ampiana i dada mba ho tonga saina...
amiko raha tena hoe FM dia izay
87. Mandefitra
(
31/10/2007 05:44)
ikaretsaka:
tsy ny niala no vahaolana fa niteny hoe tsy mety izao ataonareo izao dia niara nitady an'iny
Papa aza infaillble ko ... :)
88. ikaretsaka
(
31/10/2007 15:00)
aisiko ohatran'ny fianakaviana ilay izy, satria efa fianakaviam-be moa ny fiangonana
Dadanao foana i dadanao ko, ilaina ny manaja an'i dada na maninona izy na maninona..
na sorana @ dadanareo ianao fa voakapoka be dia nitsoaka.. dia tsy hifandevi maty ve sy hoe tsy zanak'i dada intsony?

89. pissoa
(
31/10/2007 16:04)
Papa aza infaillble ko ...
Mila hadihadiana ny atao hoe infaillibilite papale.
Tsy tahaka an-dRavalo io hoe rehefa te hanome didy eny ampanidinana eny izy dia ekena fa marina foana ny teniny. Tsia, tsy izany ny Infallibilite Papale !
Fandinihana be no tao aloha ... :-D:-D:-D
90. fijo
(
31/10/2007 23:15)
ka papa kosa rehefa miteny hoe tsy mila mampiasa kapoty,na dia efa hita be izao aza fa mirarakopana ny sida dia tsimaintsy arahana izay amin'ny mpino katolika.ka azo toherina ve izy izany ry pissoa keliko
91. pissoa
(
01/11/2007 13:53)
ka papa kosa rehefa miteny hoe tsy mila mampiasa kapoty,na dia efa hita be izao aza fa mirarakopana ny sida dia tsimaintsy arahana izay amin'ny mpino katolika.ka azo toherina ve izy izany ry pissoa keliko
=))=))=))
Ny Katolisisma ry Fijo tsy voafehin'ny anti-kapaotisma a ! Tsy resaka mandeha mitokana io. Rehefa tsy mamela ny fampiasana kapaoty ny Papa (noho ny antony mari-pototra izay hodian'ny sain-tsex tsy hita) dia nanolotra kosa vahaolana ... vahaolana efa nomen'i Kristy rahateo fa i Kristy moa tsy tian'ny sasany noho ny kapaoty :-D:-D:-D
93. rabilabila
(
01/11/2007 19:04)
Te-hiverina kely amin\'ilay siozé aho .
Tenin\'andriamanitra:
Na andriamanitr\'iza na andriamanitr\'iza ,ny zavatra hita dia izao :
Samy mampiasa ny tenin\'andriamaniny aby ireo mpino rehetra hilazàna fa ny azy no marina fa ny an\'ny hafa tsy izy .
Inona no vokatr\'izany ?
Ny fizarazaràn\'ny olombelona amin\'ny alàlan\'ny ady samihafa (izay mbola mitohy mandrak\'androany ).
Ny mahagaga anefa dia voalaza ao amin\'ny boky masin\'ny rehetra fa izy dia fitiavana ( dieu de la paix ,dieu d\'amour , dieu de la miséricorde ,de la charité .....).Nalefa nankaiza daholo ireo tenin\'andriamanitra ireo ? natao tany anaty coffre dia nariana ny lakilé ?.
Izay foana no nilazako hoe :
-\" C\'est un manuel politique et de guerre \"
- Tsy ny Mikea na ny bushmen mihitsy akory no handeha hanangana ady hi-imposer -na ny vision-ny ,tsy izy mihitsy akory no handeha hamorona ny croisades na ny inquisition .
Raha ny resaka filosofian\'olombelona indray dia arak\'ilay teny hoe filosofia moa = sagesse na koa fahendrena dia maro tokoa ireo nandalina izany fa tsy reduit amin\'ireo lazain\'i LD ireo akory ilay izy .
Ho an\'ireo manaiky hoe efa elabe no nisian\'ny sarintsarin\'olona ( hominidés) na genre homo dia efa nisy ny atao hoe fahendrena izay nipoiran\'ny lalàn\'ny fiaraha -monina fa tsy niandry an\'i Moise akory vao nahalala izany .
Efa nilaza aho ,tany amin\'ny pejy hafa tany , fa misy toko sy andininy vitsivitsy ao anatin\'ny boky masinareo milaza ireo fahendrena ireo saingy ireo zavatra lazainy dia tsy mànana caractère divin akory fa purement humain ,ary efa betsaka ireo manam-pahendrena talohan\'i JK no efa nilaza azy ireo ,maro ireo olon-kendry grika nandinika ny mpiara-belona aminy ka afaka nanome torohevitra na ara-pitondran-tena izany na ara-tsosialy talohabe n\'ny nanoratana ny baiboly .
Raha ilay resaka fiandoham-pahalalàna nolazain\'i Prime indray dia tokony hametraka fanontaniana angamba isika amin\'ny hoe :\" inona no atao hoe fahalalàna ? \"
Efa misy ampahany nosoratako amin\'ny paragraphe-ko farany io .
Am-pitiavana ,\'Zay fotsiny !!

96. fijo
(
01/11/2007 21:17)
ie,kapoty aloha izao no vahaolan atsara hiarovana ny sida,ka ianareo aza mampiasa fa mameleza amin'izao,fa izahay hisarona kapoty
98. cutie
(
02/11/2007 01:04)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 01-11-2007 22:17:38
Lohateny : Re : Tenin'Andriamanitra vs. filozofian'olombelona
ie,kapoty aloha izao no vahaolan atsara hiarovana ny sida,ka ianareo aza mampiasa fa mameleza amin'izao,fa izahay hisarona kapoty
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
bedin'ny papa eo fa ataovy
99. Jeankely
(
02/11/2007 11:54)
Papa kosa ve hanabedy ny tsy ao anaty valany fa aza dia mandainga e. Na ny Muslim tsy mihinana kisoa ny amy ao anatiny no mahamay raha tratra fa tsy misakana anao tsy hinana izy. Azonao atao amin'ny kakazo dia atao haingotrano ny Kapoty raha tianao=))=))=)).Tsy misy azon'i Papa atao amin'izany.
100. prime
(
08/11/2007 10:29)
rabilabila:... ny lazainao tsy diso satria izany no fahalalàn'olombelona araka izay nampitain'ireo olo-kendry nanao fikarohana momba ny fahalalàna, fahendrena, fahamarinana... ny nolazaiko tsy hevitro fa izay fanambaràn'Andriamanitra mikasika ny atao hoe fahalalàna, fahendrena, fahamarinana...
Raha ilay resaka fiandoham-pahalalàna nolazain'i Prime indray dia tokony hametraka fanontaniana angamba isika amin'ny hoe :" inona no atao hoe fahalalàna ? "
Ny ambiny dia safidy sy finoana hoe iza no tena izy... raha ny fahitako azy, ny hevitr'olombelona dia mbola ampahany ihany eo amin'ny fahalalàn'Andriamanitra...