Tenin'Andriamanitra vs. filozofian'olombelona
41. ikaretsaka
(
24/10/2007 18:52)
ndry no kamo tsy mamaky ny ao ambony ko:-D
scroll up dia mazava e..
ohatran'ny mandrehitra jiro ihany io .. pihina miakatra dia ... mazavaaaaa!:-D
scroll up dia mazava e..
ohatran'ny mandrehitra jiro ihany io .. pihina miakatra dia ... mazavaaaaa!:-D
42. xxx
(
24/10/2007 19:24)
Tsotra io ry LD, tsy misy asam-pamonjena ho tanteraka eo rah tsy misy ny fiaraha-miasa eo @ Andriamanitra sy ny olombelona. Tsy Andriamanitra mihitsy no hanery anao rehefa tsy hahavita ianao.
Ka marina dia marina io voalaza io.
Ny finoana dia tsy maintsy arahin'asa. Mangataka Aminy ianao dia tsy maintsy miasa en mm temps fa tsy miandry mana latsaka avy any an-danitra.
Raha tsy mino moa ianao dia mivavah fotsiny fa aza manao n'inona2 fa ho hitanao rah hanampy anao Izy.

43. fijo
(
24/10/2007 19:55)
ao ambadimbadika ao misy milaza hoe"tsy tonga eto aho hanampy fa handrava sy aninona moa??"mba avereno eto le izy ry zalahy fa tsy tsaroako
44. rabilabila
(
24/10/2007 21:14)
i Fijo koa tsy nianatra soratra masina mahintsiny an!!!
Raiso ty baiboly dia aoka isaka hamaky ao amin'i Matio toko faha-folo ,andininy faha -34 ,mbola azo ampiana kely satria tena "délicieux" ilay tohiny:
32 Ary amin'izany na zovy na zovy no hanaiky Ahy eo anatrehan'ny olona, dia hekeko kosa izy eo anatrehan'ny Raiko Izay any an-danitra.
33 Fa na zovy na zovy no handà Ahy eo anatrehan'ny olona, dia holaviko kosa izy eo anatrehan'ny Raiko Izay any an-danitra.
34 Ary aza ataonareo fa tonga hitondra fiadanana ambonin'ny tany Aho; tsy tonga hitondra fiadanana Aho, fa sabatra.
35 Fa tonga Aho hampifandrafy olona amin'ny rainy, ary ny zanakavavy amin'ny reniny, ary ny vinantovavy amin'ny rafozanivavy;
36 ary ny ankohonan'ny olona ihany no fahavalony.(Mik 7.6)
37 Izay tia ray na reny mihoatra noho ny fitiavany Ahy dia tsy mendrika ho Ahy, ary izay tia ny zanani-lahy na ny zanani-vavy mihoatra noho ny fitiavany Ahy dia tsy mendrika ho Ahy.
38 Ary izay tsy mitondrany hazo fijaliany ka tsy manaraka Ahy dia tsy mendrika ho Ahy.

45. rabilabila
(
24/10/2007 21:26)
Jeankely:
Ny tenin'Andriamanitra no nakan'ny olombena sy nisainany ary nahitany Filozofia tsara. Aza adino fa misy ny Filozofia tsy mamely ary mitarika any @'ny tsy izy ka tsy ireny no tiako lazaina. Ny mpanao Filozofia no tena mino an'Andriamanitra fa ny fomba filazany azy no hafa. Ohatra @'izany ireo malaza rehetra tsy tanisaiko nianaran'izay niantra tany ampianarany.
Ny filozofian'ny olombelona sasany dia tsy ny fahendrena tanteraka no katsahina fa izay mahafaly azy eto ambonin'ny tany. Tsy tia ahalala izay mety sy tsy mety izy fa rehefa ahazoany tombony dia ataony na hamonoana olona aza. Mandeha ny lainga, ny fitaka rehetra mba ahavitana izay tiana hatao. Tsy misy izany fa mandrara ny fanaovana izany ny tenin'Atra.
Tokony hiverina hianatra kely ilay atao hoe filozofia ( ireo grika talohan'i jk toa an-dry Lucrèce , Democrite ,Leucippe , Epicure.....eny fa na ireo tany aoriana aza ,maro dia maro izireo ),ny tantaran'ny soratra (ecriture), ireo fahendrena hafa avy amin'ny tany hafa toa ny any Asie ,fa tsy manao réduction be toa an'io ka mi-ignorer tanteraka ny 3/4 de l'humanité izay tsy kristianina .
Tadidio tsara fa betsaka ireo filozofy tsy nianarana tany am-pianarana fa notanisaina fotsiny fa tsy novelabelarina (anisan'izany ireo notanisaiko ireo )satria ny famelabelàrana ny hevitra entin'izireo dia atahoran'ireo mpitondra ,izay matetika eo ambany fahefan'ny fiangonana,hitondra saina hikarokaroka ka hihena ny ampaha-folony.
Misaotra
46. cutie
(
24/10/2007 22:30)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 24-10-2007 20:52:43
Lohateny : Re : Tenin'Andriamanitra vs. filozofian'olombelona
ndry no kamo tsy mamaky ny ao ambony ko
scroll up dia mazava e..
ohatran'ny mandrehitra jiro ihany io .. pihina miakatra dia ... mazavaaaaa!
be resaka be any ambony any koa:-D
47. cutie
(
24/10/2007 22:34)
Tenin'Andriamanitra vs. filozofian'olombelona
tonga de raisiko eny antenantenany zany izy ty :-D
iza no nanoratra an'reny teny ao anaty baiboly reny fa nga tsy olombelona ihany :roll:
48. Jeankely
(
25/10/2007 04:02)
I Rabilabilaka ve no maniraka ahy hianatra Filozofia sa efa niaina na niaraniaina t@ olona aty Asia Rabilabilaka? Tsy resaka kristiana ihany ny resaka Andriamanitra tompoko ooo. Nanenjika kristiana ve Mao tany China sa finoana inona ireo noravana? Fa Andriamanitra Jesosy ve no hivavahan'ny Indian?
49. rabilabila
(
25/10/2007 05:37)
Olona nianatra filozofy ve dia hiteny hoe : FILOZOFIA TSY MAMELY" ? Raha indray hoe "tsy miady amin'ny tsenako " dia d'accord !fa ilay filazàna hoe tsy mamely dia mba tena réducteur tokoa .
Efa niara-niaina ......? Eny indrindra tompoko .
Efa niara-niaina ......? Eny indrindra tompoko .
50. rabilabila
(
25/10/2007 05:44)
Ary ny fanovàna ny anaran'olona toa izao dia fanambaràna ny foto-pisainana tsy dia milamina loatra ,satria milaza ny tenany ho ambony ka mametaveta ny anaran'ny sàsany.
Misaotra
Misaotra
51. Jeankely
(
25/10/2007 05:50)
Asa tsy ampy ny fiainanao t@'ireo mpandala ny finoana akoatran'ny Kristiana ka tsy fantatrao ny atao hoe Andriamanitra. Miresaka Andriamanitra sy Demony daholo ireo ary milaza manenjika demony daholo. Ny sasany aza mipetraka mihintsy ny sarin'ny demony matiny. ny fanamasisam-peo na "accent" angamba no tsy hainao. Misy ny manao filozofia tsy mamely ary tsy mifanaraka @'ny zavatra hataon'ny be sy ny maro. Ohatra @'izany ireo mihevitra fa tsy ilaina ny mitady harena fa ny fanahy sy izay ahatongavana any andanitra no himasoana. Tsy manao sahalan'ny Christian ireo olona ireo fa tena mampijaly tena mihintsy ary miala @'ny fiankaviany. Resaka Andriamanitra izany Rabilabilaka. Ny tena Filozofia mamely dia izay afaka hampiarina @'ny fiainana sy ny fampandrosoana ny saina sy ny fanahin'ny olombelona fa tsy misavoana. Tsy fianarana filozofia no resahiko ary tsy nianatra izany manonkana aho. Ny ahy hiainako ary hatr@'izao mbola miara-miana @'ny olona mandala finoana akoatran'ny Christian sy Muslim aho. Hitako ny ataony sy ny fiainana fa tsy nianarako tamin'ny boky na nojereko t@ Internet.
52. niryna
(
25/10/2007 06:43)
ikaretsaka:
" Raha misy olona milaza azy ho manam-pinoana, nefa tsy manana asa, inona no soa ho azony? Moa hahavonjy azy va izany finoana izany? Raha misy rahalahy na anabavy tsy manan-kitafy sy tsy manan-kohanina isan'andro,ka ilazan'ny iray aminareo hoe: Mandehana amim-piadanana, mamindroa sy mivokisa, nefa tsy omeny izay ilain'ny vatany, inona no soa azony amin'izany?
ENY,mahavonjy tokoa ny finoana,taiza ary ika izany?Efa im-piry io no voalaza ao amin'ny baiboly?"By the grace,we are saved,it is gift of God,it is not from ourselves, not from our work so no one can boast it"
Ny Famonjena no nanavotana antsika, tsy avy tamintsika anefa izany fa fahasoavana avy tamin'Atra,tsy avy amin'ny asa fandraho hisy hirehareha.
Io no voalohany dia avy eo miasa manampy ny finoana.Ampio amin'izay ny rahalahinao.Mino aloha dia izay vao afaka manampy fa tsy hoe tsy manana finoana dia iny hanampy.Na manampy na tsy manampy tsy mahavonjy izany fa izay finoana an'i Kristy ihany no voalohany.Mino fa Izy no mpamonjy,mino fa nitsangana tamin'ny maty izy,mino fa ny rany no nanavotana ahy.Mino,mino,have faith on HIM.Izay aloha no tadiavina dia ho voavonjy. Paoly taty aoriana na i Petera no nampianatra ny hampiroborobo izany finoana izany.
53. Mandefitra
(
25/10/2007 12:04)
Raha dinihana ny fanazavana entin'ireo mpanohana ilay filozofian'olombelona, de misy teny tsara kokoa ao @ Soratra Masina mahalaza ny hevitra tiana ambara :
Salamo 37:5 ankino amin'i Jehovah ny lalanao, ary matokia Azy, fa hataony tanteraka
Ohabolana 16:3 ankino amin'i Jehovah ny asanao, Dia ho lavorary izay kasainao.
Salamo 37:5 ankino amin'i Jehovah ny lalanao, ary matokia Azy, fa hataony tanteraka
Ohabolana 16:3 ankino amin'i Jehovah ny asanao, Dia ho lavorary izay kasainao.
54. pissoa
(
25/10/2007 12:31)
Mazava be ilay soratra masina nentin'i Mandefitra ! Tsy haiko fotsiny na ny sasany no mpanohana ilay filozofian'olombelona na ny hafa no manakona ny teny sasany rehetra mamaky, ka lasa lazainy hoe an'olombelona ilay filozofia :wink:
:-D:-D:-D
Salamo 37:5 ankino amin'i Jehovah ny lalanao, ary matokia Azy, fa hataony tanteraka
Ohabolana 16:3 ankino amin'i Jehovah ny asanao, Dia ho lavorary izay kasainao.
:-D:-D:-D
55. cutie
(
25/10/2007 12:40)
very tanteraka e
tsy misy afaka manazava mitsy ve e lolllllllllllllllll
tsy misy afaka manazava mitsy ve e lolllllllllllllllll
57. fijo
(
25/10/2007 20:36)
kay kay kay ,io fa navoakan'i rabilabila le resaka mampiseo hrisetra be nataon'i lery.misaotra aky an
jean kely.aza miteny hoe "filozofia tsy mamely"ataovy hoe "filozofia tsy mety amiko"satria aminao ireo no tsy mety,fa aminy manao sy mampihantra azy dia io no lalana tsara.izay le hoe tohero nefa hajao ny hevitra sy finoan'ny sasany.hianaro io fa aza henjana be loatra sao mora tapaka

58. rabilabila
(
25/10/2007 22:15)
Amiko ,mazava ho azy ,raha nanaraka ny zavatra nolazaiko hatramin'izay dia TSY MISY ANDRIAMANITRA ,Izany akory tsy manakana ahy tsy handinika ny vokatry ny finoanareo na Jiosy ,na Kristianina,na Silamo (raha ny monothéiste no jerena ),na i Vishnou , na i Masoandro , na i Volana ,na i....fée clochette sy ny andriamanitra rehetra izay mety ho foronin'ny zanak'olombelona.Tonga dia antinomiques aza ireo zavatra roa ao anatin'ny lohateny ireo satria ny filozofia dia mitsikera hatrany , ary amin'ny fomba tsy miangatra ireo heverina ho fahalalàna (na ny fivavahana izany ,na ny siansa , eny fa na ny filozofia akory aza ),ny filozofia izany dia miala amin'ny fandinihana ,ny tenin'andriamanitra kosa dia nilatsaka avy any an-danitra amin'ny alàlan'ny revirevy sy ny profeta isan-karazany .
60. Jeankely
(
26/10/2007 02:53)
Rabilabilaka koa ve tena nahavitabe tamin'ity fiainana ity sa be resaka amin'ity filozofia ity e. Ny asan'ny finoana nahavitabe ary nitondra soa sy fanambinana ho an'ny mpino koa tsy misy tokony hanozongozonana ny finoan'olona an'Andriamanitra. Ny finoana dia ilaina ary tsara fa ny olona mpino no mamorona zavatra izay mifanaraka amin'ny sainy ary izay no miteraka olana. Mba halefaso hiankatra sy ho re manerana an'izao tontolo izao Ny FILOZOFIA RABILABILA fa aza be resaka nefa mpianatra sy mpanarak'efa.