Tapona ny daomy sa maina molotra ny Mpanohatra?
1. Jeankely
(
24/10/2007 02:34)
Ny ahasoa ny firenena no zahavina sa ny hifamotika ary samy resitodro marika eo anivon'ny firenena hafa. Raha tsy tafavoaka ny mpitondra tafavoaka ve ny mapnohatra ary mahazo laza any ivelany fa nahay kokoa sy tokony hiverina na hitondra? Rehefa ny tariky ny mpitondra daholo no mahazo vahana @ rehetra tsara izany satria raha tsy tafavoaka dia efa nanana ny lalana rehetra noho izany hita fa tena tsy mahay. Raha tafavoaka dia ny firenena iray manontolo no mahazo soa. Tampona ny daomy ve sa mbola manana vato ny mpanohitra?
novalian'i Jeankely ny 05/12/2007 15:43
2. xxx
(
24/10/2007 02:45)
Aleo izy ho any fa aza tedavina intsony e! Efa nandresy izany ny mpitondra knou. :-D
4. Sambilokely
(
30/10/2007 15:44)
poteho mihintsy izy fa aza avela hipoitra mba hanjakatsika. zany ry Jeankely an!! ze mitady hamorona eo tonga de aterina ery am ambony andrefana!!
5. Jeankely
(
31/10/2007 02:40)
Angaha izaho no mamotika azy fa tsy ny mpifanandrana aminy. Izao manao ny asako tsara fotsiny dia ampy ahy izay.=))=))=))
6. mamsoo
(
05/12/2007 13:36)
Amiko tsy credible intsony ny mpanohitra.Efa lasa daholo ny vato rehetra teny antanany nefa tsy niala izy. Izany hoe tsy misy nefa tsy miala e. Sady tsy double 6 no tsy 1 sy fotsy. nefa ny point tsy nomena azy. Izao indray mitady olombaovao(toa an-dRa8 t@ mairie 1999 sy presidentiel 2001)ny sasany koa liana ny lalan`i 8riche dia roboka(mba mandrasa aloha @ 5 taona manaraka ry Namana a, fa manaova action dia ny izao)Ampanaovy cours gratuit ihany alohany mpanala exam officiel fa poince @ 2012.
Raha tsy hoe hifaninana amiko aindray amin`izay. Dia mbola ho sahirana ihany izy amin`izay. Hi Hi hi
Raha tsy hoe hifaninana amiko aindray amin`izay. Dia mbola ho sahirana ihany izy amin`izay. Hi Hi hi
7. Jeankely
(
05/12/2007 15:43)
Ny sain'ny Mpifidy tsy nokolokolina @'izany fa taritaritina fotsiny ka sahirana @ fifidianana. Izay lany lany fa ny vahoaka sady tsy TIM no tsy Arema.
