Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i cazal, milahatra araka ny daty
cazal ( 04/03/2008 12:40)
ary nakaiza lé TDM tato!!!
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=2160 Politique Partis politiques Six nouveaux en un an Entre 2006 et 2007 soit en l’espace d’un an, si... tohiny
novalian'i aloalo ny 08/03/2008 03:48
cazal ( 04/02/2008 13:38)
RDM 2009
Tour Du Monde miainga eto Paris. taona 2009 Mitady namana izay vonona hanao Tour du Monde amiko manomboka ny volana Sept 2009 miainga Paris! Azo hifanakalozan-kevitra ny lalana aleha !!! [b]Fana... tohiny
cazal ( 23/10/2007 18:00)
fihainoana radio vazgasy @ pcpocket
misy mihaino radio vazogasy @ pcpocket HTC 3600 par wifi vé? dé mandé vé? nandefa hafatra sy nangataka fanazavana tany @ nga admin hery za dé tsy novaliny ilay izy, nefa mety ho maro no mila ... tohiny
novalian'i Lantoer ny 03/12/2007 23:18
cazal ( 02/08/2007 12:21)
mitady tonokira
Ny mpihira azy tsy fatatro fa ny nahitako azy t@ izany fotoana izany dia ny AMAF no toa nihira azy NY MARINA TSY RESY FA MIARINA Dia misaotra tompoko ô... tohiny
cazal ( 15/09/2006 07:34)
TENA MISY TSY MAZAVA ITY SITE SERASERA ITY
ASA RAHA MBA TSIKARITRAREO FA NAHAZO BIZOROKA BETSAKA AHO TEO ALOHA DIA GAGA AHO FA TOA LASA 21 SISA NEFA EFA 70 MAHERY NO HITAKO FARANY TAO. Ary nisy koa ireo namana tsy afaka miditra intsony eo amin... tohiny
novalian'i xxx ny 19/09/2006 23:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0279