TENA MISY TSY MAZAVA ITY SITE SERASERA ITY
1. cazal
(
15/09/2006 07:34)
ASA RAHA MBA TSIKARITRAREO FA NAHAZO BIZOROKA BETSAKA AHO TEO ALOHA DIA GAGA AHO FA TOA LASA 21 SISA NEFA EFA 70 MAHERY NO HITAKO FARANY TAO. Ary nisy koa ireo namana tsy afaka miditra intsony eo amin ny serasera dé nanoratra hono izy fa tsy misy valiny foana . Inona no anton izany ho anaraeo izay efa tratran izany koa.
répondu par xxx le 19/09/2006 23:21
3. hery
(
15/09/2006 08:36)
Oupsss... ary hay an'i cazal le bizoroka bedabe tsy ara-dalana tao anaty base de données :-w
Nisy robot (mba tsy hilazana hoe olona fantatra tsara amin'ny alalan'ny IP) manana pseudo maromaro (sera08, sera09,... hatramin'ny sera17, dia mbola misy pseudo hafa koa m..., s... fa izaho sy izay nanoratra azy no mahafantatra azy) nanome bizoroka bedabe ho an'olona iray tamin'ny voalohan'ity volana ity (5 sept)... kay i cazal ilay victime (mba tsy hilazana hoe nahazo tombony :-)).
Ho an'izay voakasik'ity resaka ity:
Tsy hitako mihitsy hoe inona no tombontsoa hisolokiana eto. Mbola zavatra kely tsy andraisam-bola aza izany dia efa izany no mitranga... dia ho azo itokisana ve ianao amin'ny zavatra lehibe?

4. hery
(
15/09/2006 08:40)
Adinoko. Azon'i cazal omena ve ny ps-n'ireo namana tsy tafiditra? :-) (mino aho fa ireo voalazako etsy ambony ireo)
Mazava tsara ity site serasera ity ka... (mazava loatra indray aza) Raha manao kimaizimaizina dia hitany :-)
Mazava tsara ity site serasera ity ka... (mazava loatra indray aza) Raha manao kimaizimaizina dia hitany :-)
9. Fiffi
(
15/09/2006 10:28)
fa mba mampalahelo kosa zany le olona tokony tena nahazo biz'oroka bdb ara-dalana raha izany an!
10. xxx
(
15/09/2006 11:02)
Ka nataonao sorabaventy ilay izy dia lasa nihena kooo:-D sady efa fantatrao ange zany ny isany e no8)8)8) e
15. kiali
(
15/09/2006 13:06)
iza koa aza io olona miafina ambadika ny xxx io ! refa tsy sahy miseho de aza manoratra
16. diamondra27
(
15/09/2006 13:23)
xxx: de tsy hiteny izany ianao raha enao no eo @ toeran'i cazal ve?
Tsy aleo ve izy hiteny de mba hita fa hoe: misy olona manaonao foana ao izany , de @izay refa fantatra de tsy sahy intsony
hafa fijery xxx
Tsy aleo ve izy hiteny de mba hita fa hoe: misy olona manaonao foana ao izany , de @izay refa fantatra de tsy sahy intsony
hafa fijery xxx
17. xxx
(
15/09/2006 13:48)
kiali:chacun a son droit de preserver son intimité alors NO comment
iza koa aza io olona miafina ambadika ny xxx io ! refa tsy sahy miseho de aza manoratra
19. xxx
(
15/09/2006 21:17)
xxx:
mitomany bizoroka cazal nefa zahay aza tsy mba mahazo (xxx)
diamondra27:
xxx: de tsy hiteny izany ianao raha enao no eo @ toeran'i cazal ve?
Tsy aleo ve izy hiteny de mba hita fa hoe: misy olona manaonao foana ao izany , de @izay refa fantatra de tsy sahy intsony
hafa fijery i xxx
Ianao angamba ry diamondra27 no tsy mahazo resaka. ra vakiana manko ny resaka eto de izao : namorona ps bedabe i cazal mba ahafahany mandefa bizoroka maro ho azy ( io no dikany matoa izy tsy sahy mitanisa ireo ps voasakana. ananan'i hery daholo mantsy ny adiresy IP-n'ireo PS ireo ).
Ka ra izaho aloha ny teo @ toeran'i cazal de tsy niteny aho satria efa fantatro ny anton'izany zavatra rehetra izany e ( fihenàn'ny bizoroka, sy ny fanakanana ps ). Ary tokony ho efa nampoiziny ny valintenin'i hery.
20. Fiffi
(
15/09/2006 22:11)
ka i cazal hono no hoe mamo miantso polisy de zay angamba no namoahany an'le dinika ! (hummmm nefa tena fantany tsara fa fisolokohina le izy)