TENA MISY TSY MAZAVA ITY SITE SERASERA ITY
24. diamondra27
(
16/09/2006 08:45)
xxx: mahazo resaka tsara aho,
fa refa mandeha ampahamarinana ianao na de lazain'olona hoe: mamo miantso police aza de lazaina foana rehefa misy tsy mazava.
aleo manontanitany foana toy izay manaonao foana
xxx :fa oviana indray i cazal no nanomboka nisotro toaka? vaovao indray izany ko!sa efa nahita azy nisotro ianao?
za alou na de avantage-ko aza ny zavatra refa tsy marina de tsy maintsy miteny aho e!
"sambatra izay mandeha @ fahamarinana, car ils verront Dieu"

25. diamondra27
(
16/09/2006 08:48)
ary i xxx kay no tsy mahazo resaka an
Nisy robot (mba tsy hilazana hoe olona fantatra tsara amin'ny alalan'ny IP) manana pseudo maromaro (sera08, sera09,... hatramin'ny sera17, dia mbola misy pseudo hafa koa m..., s... fa izaho sy izay nanoratra azy no mahafantatra azy) nanome bizoroka bedabe ho an'olona iray tamin'ny voalohan'ity volana ity (5 sept)... kay i cazal ilay victime (mba tsy hilazana hoe nahazo tombony ).
26. Fiffi
(
16/09/2006 09:28)
Tokinao:Tokinao: :wink: hummm! andraso hoe jeren'ny robot koa raha marina ireo na tsia ? :roll: sa tianao zaraiko anao izy ireo ? omeko anao daholo raha ohatra ka tianao an! :-D:-D:-D:-D
ary mba aôna aloha oa ireo pts be de be-n'i Fiffi ireo e? hihihi(l)(l)(l)(l) hihihihi
30. miangalyandria
(
17/09/2006 14:28)
fa ahoana moa no anaovantsika hoe tsy maintsy i cazal no manome bizouroka ny tenany e ! tsy haiko aloha fa hoy aho mba mety misy mpankafy manokana ao e ! nareo koa : ao fa omeko mamy kely daholo, avy aty amin'i Miangalyandria, iangaliako tsara mihitsy : :* :-* :* :-* :* :-* ampy angamba izay ô ! aza tomany sy taraina 'ntsony an :-*:-*
32. Fiffi
(
17/09/2006 17:44)
miangalyandria: zany an ? ao fa omeko daholo koa raha izany :-D:*:*:*:*:*:*
34. diamondra27
(
18/09/2006 06:41)
za tsy mba misy manome bizoroka izany fa tsy raharahako
olona 2 fotsiny no nanome ahy t@ity volana ity.
Sady za koa tsy mahay mamaly an'le izy de bofff tsy important izany.
Tsy aleo ve bizoroka réel e:*:* :-*:-* :-D:-D:-D:}:}:-P;-)
olona 2 fotsiny no nanome ahy t@ity volana ity.
Sady za koa tsy mahay mamaly an'le izy de bofff tsy important izany.
Tsy aleo ve bizoroka réel e:*:* :-*:-* :-D:-D:-D:}:}:-P;-)
37. nolalaina
(
18/09/2006 14:09)
Poussy zah fa HS an!! :wink:
Ary raha mba ovaina daka tsy hita maso ndray lé biz oroka é?? @zay ngamba za mety mahazo bdb :°)
Poussy oà aaaaaa!! :^)
Ary raha mba ovaina daka tsy hita maso ndray lé biz oroka é?? @zay ngamba za mety mahazo bdb :°)
Poussy oà aaaaaa!! :^)
39. nolalaina
(
18/09/2006 18:52)
Io ndray booboo !! hihihihihi
sa efa daka tsy hita maso no nahazo an'i cazal io zao?? :-P
sa efa daka tsy hita maso no nahazo an'i cazal io zao?? :-P