RDM 2009

1. cazal ( 04/02/2008 13:38)
Tour Du Monde miainga eto Paris. taona 2009

Mitady namana izay vonona hanao Tour du Monde amiko manomboka ny volana Sept 2009 miainga Paris! Azo hifanakalozan-kevitra ny lalana aleha !!!

Fanamarihana : Ireo namana mameno fiche + sary ara-dalana ihany no aoka hamaly eto. Aoka tsy handany fotoana eto ireo tsy manakatao sy mpandany andro !!!
2. xxx ( 04/02/2008 15:23)
vady ve no tadiavin'ise sa anao tour du monde? Inona ny idiran'ny sary @zany? Raha tsy misy atao izy ity ko,asa ra iantohanao ny frais ko ,mety ho dakoro ihany,fa ilay toetsaina fotsiny ndray no tsy tafa
3. XxxX ( 04/02/2008 15:31)
cazal:

Fanamarihana : Ireo namana mameno fiche + sary ara-dalana ihany no aoka hamaly eto. Aoka tsy handany fotoana eto ireo tsy manakatao sy mpandany andro !!!
zao v leisy no mba lazain'lahy d hisy hiaraka @ lahy klé!:roll::roll::roll::roll:


4. kiadi ( 04/02/2008 15:32)
mety fidifidin'ilery angamba zay tiny hanao tour du monde miaraka aminy :-D:-D:-D
5. kelly13 ( 04/02/2008 17:08)
RDM=repoblika demokratika malagasy :°)

ary toa TDM d ato toa RDM, iza no izy?
6. kiadi ( 04/02/2008 17:16)
tonga de manin hono eh? :-D:-D:-D
7. ainaheri ( 04/02/2008 19:45)
Mahalatsaka lesy elà ty ka,kozy e:-D:-D, Iny ndray no tsy hitako ;hoy ilay jamba:-D:-D
8. ainaheri ( 04/02/2008 22:21)
Keliterezy,tondé RTDM zany =))=))
9. Papoose ( 05/02/2008 03:10)
fa nanin no nasorina ny zvt nosoratako eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee
10. kiadi ( 05/02/2008 15:46)
in akia no nosoratanjy ry papoozy?:lol::lol:
11. mitia04 ( 06/02/2008 07:28)
Ka zay tonga eto mba handany fotoana sy handany andro kou! aona mintsy!!!!!:-w=))
12. ari.malala ( 06/02/2008 09:58)
mitia04,:-D:-D:-D:-D:-D:-D
13. mitia04 ( 06/02/2008 11:37)
ari.malala:

mitia04,:-D:-D:-D:-D:-D:-D


za kosa hoa dé mémézan-jy fona, inn zao no mampmé an-jy amzany?
14. ainaheri ( 07/02/2008 19:42)
mitia04:
za kosa hoa dé mémézan-jy fona, inn zao no mampmé an-jy amzany?


Tsy tinjy ngah mémézana:?::lol: tsiky d ampy
15. mitia04 ( 08/02/2008 07:26)
ainaheri: mila tenenina oe inn lé mampmé kou, d amzay miverina miaraka mimémé njay!
16. ainaheri ( 08/02/2008 13:00)
azo imehezana daholo zay reetra mandalo eo aminao ka,ary atao @ fo,te himé nga ianao?
17. ambibao ( 09/02/2008 06:15)
hoy i kelly13
ary toa TDM d ato toa RDM, iza no izy?

mba diso frapy kosa izy fa maika hanao ilay tour du monde e !

sao d tokony TDA no atao ? (tour d'Antsirabe)

- ranovisy
- ranomafana
- tonga hatrany betafo, andranomanelatra sns

tsy sary za fa mba te ande re oul a (mbola tsy manana appareil numérika)
18. ainaheri ( 09/02/2008 06:41)
Za ndray manana fa tsy mazaka TDM,fa tondé flou lay sary ra mivoka ny lafrantsa hono:-D:-D:-D
19. Papoose ( 04/03/2008 05:50)
sao de mba radio de monde aza le tiana atao!:-D
20. yonikafopl ( 04/03/2008 07:24)
efa feno ve ny plasy am le TDM ooooo:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.398