Filohan'ny Antenimeram-pirenena vaovao Ingahy Jacques SYLLA
1. ravatorano
(
23/10/2007 14:13)
Araky ny vaovao reko tamin'ny radio RDB teo izany dia nolanian'ny depioté 123 amin'ny 124 ho filohany Ingahy Jacques SYLLA izay voafidy tany Sainte Marie
Rahampitso maraina izany no ho fidiana izay birao maharitra vaovaon'io andrimpanjakana io
Raha ny tenako manokana aloha dia tsy gaga amin'izay satria efa nahazo consigne de vote ireo deputés tim niara nivory tao amin'ny magros ankorondrano alohan'io fifidianana io sady ry zareo rahateo no maro an'isa ao !
Mirary soa sy mankahery an'Ingahy Jacques Sylla aho amin'ny asa sy adidy lehibe hiantsorohany !
:D :wink:

novalian'i Jeankely ny 25/10/2007 13:04
2. patrick2002
(
23/10/2007 14:23)
123/124 :roll::roll::roll: marina rise tsy miverina t@ androny staline indray isika izany, ny any corré du nord no mbola misy score ohatranio :oops::oops:
4. lagoon
(
23/10/2007 16:25)
Dia faly miarahaba an'i Jacques Sylla izany @ maha Président de l'A.N. azy.
Faly tokoa aho satria anisan'ireo fidèle parmi les fidèles hoy ny fiteny.Nahatoky azy i Ra8 nandritra ny 1er mandat ary izy koa dia nahatoky ary mbola mahatoky ny Filoha Ra8.
Na dia maro aza no naniry eo hilatsaka ho Filoha izy t@ 3 Décembre teoindrindra ireo mpanohitra dia nahay niandry ny anjarany izy.
Ny mahafaly ahy faharoa dia anisan'ireo namolavola ny MAP niaraka t@ i Ra8 i Sylla ka tena zava-dehibe izany @ fanantotosaina io MAP io.
Ka mankahery sy mirary fahombiazana an'i Sylla @ adidy sy andraikitra vaovao miandry azy.

5. rmbary
(
23/10/2007 22:58)
ho ita eo e
ao am io andrim panjakana io anie d lalan'ny TIM no ho lanina sy dinihina ao e
refa mampadroso ny tiko sy ny magro d lany fona
j sylla koa anie tsy d ratsy e
mety aminy tsara io poste io
fa asa ra ho saribakoly ftsn izy na tsia
asa ra ho baiko midina foana no ho tanterahiny ao

6. xxx
(
23/10/2007 23:44)
Talohan'ny 2002 toa ny lalànan'ny Decagon, ny Colas, ny Star, ny Henri Fraise no tena nanjaka tao, toa tsy nisy nihetsika isika, fa nony indray ity mba manao ny lalànany ny société malagasy milay anakiray dia toa lasa olana be. :-D
7. Jeankely
(
24/10/2007 01:47)
Hitanareo sy voavinanareo hatrany amboalohany araka ny filazana betsaka teto ve io zava-mitranga io. Angaha tsy ilay iray lazaina kely hery indray no ho floha ao Tsimbazaza? Manaike fa tsy hainareo ny tetikadiny.
8. ravatorano
(
24/10/2007 04:59)
na inn aloha na inn lazaina dia efa lany izy ary tsara izay satrai izao zany tsis sakana intsony ny fanmpandrosoana an'i Madagasikara sy ny fanatanterahana ny MAP araky ny ilain'ny filoha Ra8 azy.Any amin dry zareo tiom zany zao nny baolina ary anjaran'ny vahoaka no miara misalahy amin'ny fitondrana fa tsy vitan'ireo rery ny fampandrosoana ity firenena ity
:D
:wink:
:D
:wink:
9. Jeankely
(
24/10/2007 06:22)
Mazava sady ampy. Ny vahoaka no tena manao ny Fampandrosoana ary na izaho aza namerimberina foana hoe aza sarahina @ mpitondra ny vahoaka rehefa miady seza satria tsy fampandrosoana vanina. Ny an'ny sasany moa dia ny hoe na mpitondra na mpisolelaka na mpanohatra. Ny vahoaka ihany no voa rehefa tsy manaraka sy mifameno @n'ny ataon'ny mpitondra izy. Tsy tokony hialana mihintsy io fa tomorona sy arahina hifampitaritana any @ fampandrosoana. Ny mitaza-potsiny taraiky ary izy ihany no tsy handroso rehefa samy mpitazan-davitra.
10. remandilatse
(
24/10/2007 18:05)
Dia faly miarahaba an'i Jacques Sylla izany @ maha Président de l'A.N. azy.
Faly tokoa aho satria anisan'ireo fidèle parmi les fidèles hoy ny fiteny.
tu parles, fidelité koahy tsy misy @ politike, question de rapport de force io, anontanio balladur, sy sarkozy par rapport @ chirac
anontanio pierrot tamin-dratsirake
anontanio resampa t@ tsiranana
anontanio ratsirake t@ ramanantsoa
izao avao, ravalomanana miarake @ sinoa
Sylla miarake @ france
intérêt france sy sinoa tsy mindra
mandiny tsika
11. Jeankely
(
25/10/2007 03:41)
Resaka tsimandilatse izany. Avohay ny anao raha mba manana=))=))=)). Matin'ny olona foana ny baolina satria donto
12. remandilatse
(
25/10/2007 11:29)
aucun TIKO boys AU BUREAU PERMANENT DE L'Assemblée (Tribune de madagascar le 25/10/07)
SYLLA =1
RAVALO =0
mitohy ty Match ...
SYLLA =1
RAVALO =0
mitohy ty Match ...
13. lagoon
(
25/10/2007 11:58)
remandilatse:
aucun TIKO boys AU BUREAU PERMANENT DE L'Assemblée (Tribune de madagascar le 25/10/07)
SYLLA =1
RAVALO =0
mitohy ty Match ...
mampiady boalina irery an!!
:-D:-D:-D
14. Jeankely
(
25/10/2007 13:04)
Lany bala ny mpanohitra dia marona sujet sisa. Mbola ho aiza ny hiafaran'ny mahazo seza tsy nanao inoninona. Zao lasa basin'ariary fito. Hiomehezan'ny vahoaka.=))=))=))