Mba hampio kely aho ry zalah!

1. salmo1 ( 22/10/2007 23:34)
Manana sipakely vao2, vaza-kely, blonde, manga maso... vao volana haingana kely teo no nalalako azy.
Efa nihaona izahay tamin'izany. Izy moa miteny fa izaho rery ihany no mba miresaka matetika ao amin'ny msn-ny, rehefa sendra mikonecta izy dia ovaovainy fôna ny sariny, ary efa koboko ihany kou oe: innn no tena tiany hatao am-le sary miovaova.
Lazainy koa fa oe: izaho tena niova be maintsy taty Barcelona, midoka anah fôna no mba ao anatiny lohany.
Tsy anontaniako akory izy de miteny wazy oe: -zah mbola tsy manana akama hatram'izao. Nalahelo hono izy vao nilaozako, kanefa hono izy tsy afaka manao na innn na innn.
Izy anefa mbola tsy ampy taona akory. Ary ny ray amand'reniny dia fantatro sy mafantatra ahy tsara. Manomboka eto tsy de misy probleme.
Rehefa miresaka amiko amin'ny msn izy... dia tsy mahateny firy rehefa mahita sarina Joba hafa miaraka amiko avy eto Barcelona... ka rehefa nandefasako sarina joba niaraka tamiko izy, de nilaza fa tsy mila sary halefa intsony.
Izy moa mafantatra joba efa saika niarahako, dia notsapainy izaho hoe: -tonga teto lay joba iny. kalme be aho sady novaliako oe: -Fa izaho sy iny joba iny moa mpifaninn? -Asa ozy izy tonga teto aminay fotsiny izy. Kanefa fantany tsara ny fandehan-javatra rehetra manomboka avy any amin'ny fakany, satria mpinamana ireo. Ity resaka ity no tena tsy afaka ao andohany. Ho asainy ,hono, aho hande hanao farany taona 2007 any aminy. Izaho tena tsy dakôro am-le fakalazana ny farany taona any aminy. Mety hande ihany aho angamba zay no navaliko azy.
Nasaiko koa izy hande hiara-kamiko amin'ny Paques 2008, ho any am-le fihaonana lehibe indrindra ny malgache... fa ny navaliny ahy de oe: -Izaho tsy havelany dadanay. De nolazaiko izy oe: - Satry enao mbola tsy afaka manao zay tianao hatao rehetra, ary marina ny any dadanao satry izy mitana ny andraikitra. Hoy ilay sipa namaly ahy: - Mba ratsy loha kou enao zany ah!=(am teny espanol) Que malo!.

Akoatrizay. Zay zavatra tiko tsy tiany, ary zay tiany tsy tiko. Eto maintsy no bleme (oh: Zah FC Barcelona izy Real Madrid, oh faha 2: zah mirevy fiestas, izy mirevy juegos y aventuras).

Hiarahako ihany ve lay sipakely sa aôna:?:
novalian'i tsaramaso ny 30/10/2007 08:50
2. tess ( 23/10/2007 05:45)
salmo1: ka izao aza defa hitana'toi hoe tsy mitovy jery nareo mitramy koa inona intsony no mbola hanotaniana hoe hiarahako sa tsia ve ilay sipa...
raha namaky ilay dinika aho anefa dia tsy dia misy olana be loatra fa samy mifampifilafila nareo knou!:°)
andramo ihany aloha fa sao hiova tsara ny fiarahana...:-Phe zany izy hoe blonde , yeux bleue:-P
3. tsaramaso ( 23/10/2007 09:02)
De inona no hanampiana an'elahy @ le sipa kely ????!!! hahahahahaha !!!!! Fa tsy vitan'elah irery ngah ???!!!!!!

Tsy efa komple ve lesy zay le 15 lahy ??!!!! hahahahah !!!!! iiiiiiiii
4. salmo1 ( 23/10/2007 09:36)
xxx:
eres debile y sin sesos

way leaza!!!
:-D:-D
Efa mahazo mifanopa anga ny eto @ dinika serasera:?:
;-)
5. xxx ( 23/10/2007 09:49)
zakony xxx2
xxx1:
inona zao no idiran ny masony sy ny volony @ resaka ? sa te hidedaka hoe nahazo vazaha ?

:roll::roll:
salmo:
Nasaiko koa izy hande hiara-kamiko amin'ny Paques 2008, ho any am-le fihaonana lehibe indrindra ny malgache...
tandreminareo tsara ny tsy mampiarakaraka @ vaza any fa bdb ny mpijerijery hono! mialona be ny gasy
6. simplex ( 23/10/2007 10:10)

:D:D:D
za miteny hoe aleo milamina kle :)
ze adiady resaka bolina sy fiestas any ve mou d atao blem be fa le hoe "tsy ampy taona" no gidraka be kle :P sao dia migadragadra @ tsinapa any vao tsisy fika tsony :°)
zany hoe mahazo miaraka ihany nareo alou fa le manao plan any @ sisiny fadio mintsy e. ;-)
7. diamondra27 ( 23/10/2007 10:59)
salmo: mba ataovy pom pom girl ao izy fa mety tiany le izy sady izy zany tia foot ihany.

de @ RNS ho tonga special za hijery an'le belle soeur kely.

manao defi zany nareo mitsam sa ahoana e?

tena otran'ny saribakoly kely zany blonde aux yeux bleu zany an(l)(l), tsay tsay tsay.

8. bobody ( 23/10/2007 12:49)
Zao fotsiny ny ahy ry lety e, refa tian'la izy de iaraho fa ra misy fisalasalana de ajanony lesy ry lety e sipa bobaka be eran'ny tapo-tanety ty ve lesy de ze zany ko no amakin'la lo eo fa mitadiava afa e sa aôna ozizy ela !:wink:
9. xxx ( 23/10/2007 13:05)
bobody: njy kosa manoro vohana e! aiza ve ndry de androany 23-10-07 no nisoratra anarana de teneninjy izy oe ajanony lesy ry lety e sipa bobaka be eran'ny tapo-tanety.....
:-D
10. salmo1 ( 23/10/2007 13:28)
simplex:
sao dia migadragadra @ tsinapa any vao tsisy fika tsony
ny bôfiny aza faly mahitanay mifampisarisarika sy misary adala erakiny ville.
le manao plan any @ sisiny fadio mintsy e.

:-D:-DSeré ity lazaiko ty, fa izy hono tsy hanao anzany maintsy. raha tsy efa oe: vita soratra sy vita mariazy any ampiangonana. De manomboka eto ny ray amand'reniny matoky ny zanany 100%.

Donk: zah tsy matahotra amin'le oe: tsy ampy taona.
11. xxx ( 23/10/2007 13:46)
hampiresahany salmo fotsiny nareo satry za mafantatra any salmo 100% =))=))=))=))
12. salmo1 ( 23/10/2007 14:10)
tsssssss :-D=))

Na fantatry elah aza, ity bandy mbola mafantatra bdb kokoa an-lay joba noho elah http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/namana&user=gasyjean

de tsy marina ve lay zistoara :lol: ?

13. simplex ( 23/10/2007 14:55)
salmo:
ny bôfiny aza faly mahitanay mifampisarisarika sy misary adala erakiny ville.
tandremo less fa ny tsiky mety mivadika :twisted: dia avy eo lasa :evil:

salmo:
Seré ity lazaiko
:D:D tandremo sao kobony hoe tenen'la an'ol ny secret-ny an. Tsy manakivy an'la a fa danza be io, kozy voretra @ vevavy io :°);-)
salmo:
fa izy hono tsy hanao anzany maintsy. raha tsy efa oe: vita soratra sy vita mariazy any ampiangonana. De manomboka eto ny ray amand'reniny matoky ny zanany 100%.
hay tsy tena secret kou :°) teneniko tena secret ela? :)
izany doly no eritreretin/tenenin' ny ankamaroanan'ny vevavy :-$ fa otr'zao no fandehan'ilay sequence:
non non non non non no n o ou oui oui oui oui ouii ouiii ouiiiii ouiiiiiiiii... ;-)

salmo:
Donk: zah tsy matahotra amin'le oe: tsy ampy taona.
ozy bebeanay hoe "andramo ny torana ozy fa mbola tsy hita ny maty" refa misy zavatra "tsy azo atao" :)

;-)
14. koffman ( 23/10/2007 15:09)
zistoira zistoira,zistoira :-D:-D:-D:-D:-D
15. salmo1 ( 23/10/2007 15:30)
simplex:
:D:D tandremo sao kobony hoe tenen'la an'ol ny secret-ny an. Tsy manakivy an'la a fa danza be io, kozy voretra @ vevavy io :°);-)
ka na hiteny anzany aza less aho eto am dinika oh: ny secret-any, iza no olona hafantatra oe: iny lay sipa tsy hety hanao anzao :-D:-D mba dinika less e!

ah! mety ho jereny sasany iany oe: manga ve ny masony, blonde ve izy :-D
diamondra:
de @ RNS ho tonga special za hijery an'le belle soeur kely.
tsy mety izy.
;-)
16. salmo1 ( 23/10/2007 22:20)
tess:
raha namaky ilay dinika aho anefa dia tsy dia misy olana be loatra fa samy mifampifilafila nareo knou!:°)
Ka zah anie wa, saika niaraka tam namany e! Kay izy saika niaraka tamiko. Dia tsapako fa rehefa nindramiko ny mp4-any de misy an-le vazo oe kuidate zay ny mp4-any de hampilafilainy fôna zah. De rehefa nande piscine zahay de teo akaikiko izy no nidodo. Za amnio miresaka aminy tsy malala zay tediaviny akory fa resaka normaly, ary ny namany zay no lohateniny resakay mitsam. Gaga aho aty aoriana fa izy no tady hiaraka amiko... de zay lay izy.
17. koffman ( 24/10/2007 09:13)
tapaho ny hevitr'lah le tia an'ialahy sa le tian'ialahy
18. tess ( 24/10/2007 09:34)
salmo: ka mba tiany izany elah kou in ndray aza, izy efa mandefa avance bdb fa elah no tsy taitra zany...:wink: aiza reh zany raha bandy hafa e!:^)
19. salmo1 ( 24/10/2007 12:11)
koffman:
tapaho ny hevitr'lah le tia an'ialahy sa le tian'ialahy
tess:
ka mba tiany izany elah kou in ndray aza, izy efa mandefa avance bdb fa elah no tsy taitra zany...

Za manaiky fa hampijaly tena eo izy raha vao manaiky eo aho, kle. Satry i takaka any ampovoany izaho aty amin'ny sisiny. Avy eo kou, ny maheno sipa mitaraindraina malahelohelo no tena tsy zakako.
Ny fanampiny izany koa, mbola tsy hahita anah izy raha tsy isakiny vakanse, indraindray ihany. Izaho tsy mahavita mitsidika isakiny farany erin'andro fa lavitra be no misy azy ( adiny 6 @ fiara-kodia). Satria raha tsy mitsidika sy mijerijery anazy aho tsy hitako izay mampifakatia anay...


20. koffman ( 24/10/2007 13:49)
fa mety ho matsiro kokoa ne ny fiatiavan ra tsy de tsy mifanena isan'andro e, tsy haiko nga hoe saro-piaro elah.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5004