Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
zozefa
(
25/10/2007 12:02)
gasy mahay mécanique auto, marseille sy ny manodidina
sao de mba misy mahay na mahalala gasy mahay mecanique auto aty amin'ny manodidina an'i marseille, efa leo ny mankany amin'ny garazy mantsy e!
misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i tsaramaso ny 30/10/2007 08:41
lagoon
(
25/10/2007 11:59)
Tandremo sao gaga sy talanjona ianareo fa hisy 11 Sept 2001
http://www.alterinfo.net/Est-ce-qu-un-second-11-septembre-encore-plus-meurtrier-est-en-preparation-_a12747.html
...
tohiny
novalian'i Rojoukel ny 30/10/2007 20:44
ravatorano
(
25/10/2007 09:24)
ny tarika kazar ao amin ny glacier anio hariva
nohon'ny fandalovan'i Milon eto ami'ny tanana dia hiatrika ny mpankafy azy ny tarika Kazar ao ami'ny le glacier anio hariva ary hampahafantatra ilay vcd vaovan'ny tarika misy titre efatra
waouuuh !
...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 27/10/2007 10:03
cigalifantsy
(
25/10/2007 06:38)
aiza iany e!
ka araky ilay efa nolazaiko h@ omaly dia mba te-hahazo ny tononkira ny tarika Zay mitondra ny lohateny hoe:Malala hoy ry Boboo an!...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 25/10/2007 11:52
tsinjo
(
25/10/2007 04:54)
ANTANANARIVO MIREHATRA JIRO
ahoana ny fahitanareo ity tananan tsika mirehatra jiro mahafinaritra kous e ...
tohiny
novalian'i xxx ny 14/11/2007 06:02
imaitsoanala
(
24/10/2007 22:35)
sipa gasy lasan'ny vazaha
aona ry lty reo sipantsika lasan'vazah reo an
ataon'ny vazaha malala ny....'ny mitsy
efa tena lany henatra mitsy v d na vazaha efa ita fa antitra b zao aza mbola iarahana ihany
ny tena tsy tanty ry...
tohiny
novalian'i sylvoalias ny 08/01/2008 11:28
rmbary
(
24/10/2007 22:19)
test ADN
ahoana indray io test ADN io e
ianareo ve manaiky an'io. maninona no manda be an'io daholo ireo afrikanina. satria ve mety hodia an-tanindrazana daholo.
ny frantsay koa zany mba miseho sarotiny ery ...
tohiny
novalian'i tynah ny 03/11/2007 09:11
fijo
(
24/10/2007 21:17)
rossy
ary rossy ve efa tena nody sa nandalo fotsiny tany mada????...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/10/2007 22:38
remandilatse
(
24/10/2007 17:55)
politike gasy 2007
hafana koahe raha toy
35% ty mpifily ro nandany depute reo, 65% zany amonto ty assemblée io
Laha misy ty tsy faly @ 65% reo de andalabe eny rozy rô hirotake,satria tsy mi representer gasy 35% za...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 27/10/2007 03:09
sitlo
(
24/10/2007 17:14)
Maninona ny akoholahy mavomavo no atao hoe masira?
[center][img]http://www.bali-tourisme.org/IMG/jpg/Coqs_de_combat_Bali.jpg[/img][/center]...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 25/10/2007 14:29
jord
(
24/10/2007 16:32)
Basket ball namana serasera dago
salama aby oh. efa niss resaka an io iany tao ami karajia fa mbola tsiss vokany atramizao. Dé atsipy njay leé hevitra we maninn ra atsangana le ekipa basket ball serasera dago. Efa mafantatatra an i...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 06/11/2007 07:47
adler
(
24/10/2007 16:14)
-ny / -n'ny
Mifangaro be loatra fa mba hazavao e :
Rehefa maninona no mampiasa [b]-ny[/b], dia rehefa maninona no [b]-n'ny[/b] ?
Ohatra hoe iza amin'ireto no diso dia inona no antony ?
nohon'ny
momban'ny
a...
tohiny
novalian'i Cybergasy ny 16/02/2008 16:04
eisy
(
24/10/2007 13:23)
MAHALEO GALANA
Nareo ve mety mahita ilay DVD Concert MAHALEO GALANA natao tao amin'ny Hilton, tena misy io fa tsy vazivaziko a! maintsomaintso ny JAKET-ny.Sendra teny an-tanan'olona ilay izy no voajeriko de nitady a...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 25/10/2007 10:17
cigalifantsy
(
24/10/2007 12:24)
ahoana no atao?
[u]Underlined text[/u]izaho dia olona efa mahazoazo taona mitady namana afaka mifanoratra amiko matetika...
tohiny
novalian'i JOSIAH ny 11/09/2008 23:26
Kwasi
(
24/10/2007 12:00)
Tsy hahafaty antoka akory ny...
Tsy haiko ny mandika azy @ teny gasy fa hitako mba nahafinaritra ahy dia zaraiko eto.
You will never be sorry...
For thinking before acting.
For hearing before judging.
For forgiving your ...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 25/10/2007 11:44
ftma
(
24/10/2007 11:43)
Fety Anniversaire Serasera aty France
araka ny tatitra azoko avy amin'ny namana ao Paris, dia hatao ny 24 novembre any Paris ny fetin'ny serasera, manomboka @ 9 ora alina, 16euros ny fidirana.
Mba hahamora ny fandaminana dia mba hiangavi...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/11/2007 22:12
bobone
(
24/10/2007 08:34)
Rakaroka
Rakaroka /:(:cry::( @ fo feno alahelo tokoa no iarahanay miaraka ory aminao amin\'izao fahafatesan\'ny Reninao izao!(l)(l) mafy tokoa izany amin\'ny maha-olombelona ,ary tsy maintsy zakain\'ny manan...
tohiny
novalian'i bobone ny 05/11/2007 14:05
ari.malala
(
24/10/2007 07:18)
volo potipotika:-(
manahoana daolo tsika retraretra,
nsy fotoana hoa zany nianatra coiffure t@ institut iray izay tantine anay, d hoe mianatra teinture ry zareo, de nasainy nividy loko za, de le loko nasainy novidian...
tohiny
novalian'i mamzelkely ny 25/12/2007 00:07
rush
(
24/10/2007 06:04)
ds,Rafotsy
Faly miarahaba anareo ry ds sy Rafotsy noho izao fahatongavan'ny fitsingerenan'ny taona nahaterahanareo izao.Ho ela velona ary ho tahian'ny Tompo hatrany anie ianareo.:-*:-*...
tohiny
novalian'i mbaliana ny 25/10/2007 18:59
niryna
(
24/10/2007 05:36)
Mahavariana tokoa raha izany!
Mahavariana tokoa raha izany:Izany ve tsy hafahafa be ihany?
Toa be loatra ny 20 dollars raha atao rakotra na omena ny fiangonana ,kanefa toa kely loatra indray ilay izy rehefa hividianako zavatra?...
tohiny
novalian'i niryna ny 26/10/2007 23:24
