MAHALEO GALANA

1. eisy ( 24/10/2007 13:23)
Nareo ve mety mahita ilay DVD Concert MAHALEO GALANA natao tao amin'ny Hilton, tena misy io fa tsy vazivaziko a! maintsomaintso ny JAKET-ny.Sendra teny an-tanan'olona ilay izy no voajeriko de nitady aho fa tsy nahita mihintsy...
Sa ve natokana ho an'ny olona vitsivitsy ihany izy io?, de karazan'olona ahona no mahazo azy?! raha izany kosa ohatran'ny misy mampalahelo ihany satria efa ela no nanarahana mahaleo nefa tsy mba nisy ohatr'izany an; no sady raha ny fahafantarako ilay hira , sy fisainana mahaleo dia tokony ho an'ny rehetra..
Raha sendra mba misy mahafantatra momba n'io na mivarotra de ity misy N° 032 02 414 83 na tonga de eto ihany moa izany de vita e!(tena ilaiko be ilay izy)
novalian'i sarobidy ny 25/10/2007 10:17
2. sarobidy ( 25/10/2007 10:17)
za aloha tsy manana e, efa nahita ko a fa teny antanan'olona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0989