Mahavariana tokoa raha izany!

1. niryna ( 24/10/2007 05:36)
Mahavariana tokoa raha izany:Izany ve tsy hafahafa be ihany?

Toa be loatra ny 20 dollars raha atao rakotra na omena ny fiangonana ,kanefa toa kely loatra indray ilay izy rehefa hividianako zavatra?

Toa lava-loatra ilay adin'ny roa andehanana any am-piangonana kanefa toa fohy kely ilay izy rehefa jerevana sarimihetsika?

Tsy mahita teny aho rehefa hiresaka amin'Atra kanefa
tsy misy ny olana amiko rehefa miresaka amin'ny namako aho?

Ary lazaina fa mankaleo sy mandreraka ny mihaino sy mamaky ilay teny ao anaty baiboly na dia pejy iray fotsiny aza,kanefa aho mahavaky pejy maromaro boky hafa indray andro?

Ahoana tokoa aho no sahy mividy billet lafo mba hipetrahako eny aloha rehefa mandeha lanonana kanefa mipetraka maimaimpoana mihaino ny tenin'Atra ao am-piangonana aho any aoriana be no tiako hipetrahana?

Izany ve tsy hafahafa be tokoa raha hilazana ny zava-mitranga ao am-piangonana aho dia mila fantariko mialoha ny andro mba hosoratako ,kanefa aho afaka manao zavatra na mijery lanonana araka izay fotoana hitiavako azy,eny fa na dia izao dia izao aza?

Dia toa lavitra ezaka sy sarotra ny mizara sy miresaka ny tenin'Atra amin'ny hafa kanefa mora sy vetivety ny miresaka ,manaratsy sy mifosa na olona ?

Tsy mba mahavariana anao tokoa ve ny mamaky sy mino izay lazain'ny vaovao sy ny gazety...Kanefa isika mieritreritra na marina na tsia izay teny lazain'ny Baiboly?

Te ho any an-danitra daholo aloha ny olona saingy tsy te-ho faty kosa a.Te ho any an-danitra kanefa...tsy manaiky, tsy mino ary tsy mety manaraka izay tokony atao mba ahatongavana any?

Tsy mahavariana ihany koa ve aloha rehefa mandefa chat-chat amin'ny namana aho mahita ho lazaina kanefa ...rehefa hitondra hafatra amin'ny namonjen'Atra aho sahirana vao afaka mizara izany amin'ny hafa?

novalian'i niryna ny 26/10/2007 23:24
2. Rasiligaoma ( 24/10/2007 06:09)
niryna:

Mahavariana tokoa raha izany:Izany ve tsy hafahafa be ihany?

Toa be loatra ny 20 dollars raha atao rakotra na omena ny fiangonana ,kanefa toa kely loatra indray ilay izy rehefa hividianako zavatra?

satria ilay any ampiangonana conscient ianao fa ilay anankiray tsia, moa Andriamanitra tsy vidiana sy tsy manery anao hoe izao no vidin\'ity zavatra ity!

Toa lava-loatra ilay adin\'ny roa andehanana any am-piangonana kanefa toa fohy kely ilay izy rehefa jerevana sarimihetsika?

Raha tena misy antony no andehanana any fa tsy hihaino sermonina, raha tsotra nefa mazava dia tsy maninona, misy fivavahana (lamesa 1 manontolo ) 40 minitra dia vita (toriteny, vakiteny, eokaristia litorjia) ! fa ity film efa mandeha foana no averimberin\'i pasitera eo, indraindray tsisy lohany sy vodiny, fa ny votoatiny dia mpanota ianareo(sy izay fandatsana rehetra miseho eo) dia rehefa noana izy dia alefa ny rakitra dia samy miala,

Tsy mahita teny aho rehefa hiresaka amin\'Atra kanefa
tsy misy ny olana amiko rehefa miresaka amin\'ny namako aho?

ka ianao aza no niteny hoe rehefa miresaka amin\'andriamanitra tsy mila miteny be fa efa fantany ny resakao! ilay namana tsy mahafantatra!

Ary lazaina fa mankaleo sy mandreraka ny mihaino sy mamaky ilay teny ao anaty baiboly na dia pejy iray fotsiny aza,kanefa aho mahavaky pejy maromaro boky hafa indray andro?

satria ilay voaraikitra ao anaty baiboly dia efa hay ny tantara ao, efa fantatra sy inoana, moa nomen\'Andriamanitra saina liam-baovao amin\'ny zavatra tsy fantatra, nafarany ho ampiasaina izany, dia ampiasaina ko!

Ahoana tokoa aho no sahy mividy billet lafo mba hipetrahako eny aloha rehefa mandeha lanonana kanefa mipetraka maimaimpoana mihaino ny tenin\'Atra ao am-piangonana aho any aoriana be no tiako hipetrahana?

Satria any afara no tiako rehefa any am-piangonana, manao mpamory hetra aho, hitanao? sady any am-piangonana any afara no ahitana ny zavatra rehetra, sady tsy manakona olona , no iny fa hanao fiavin\'ny tafara hisintona ny mason\'ny olona rehetra hoe iny Rasily fa miala any!

Izany ve tsy hafahafa be tokoa raha hilazana ny zava-mitranga ao am-piangonana aho dia mila fantariko mialoha ny andro mba hosoratako ,kanefa aho afaka manao zavatra na mijery lanonana araka izay fotoana hitiavako azy,eny fa na dia izao dia izao aza?

ka ny ao am-piangonana anie tonga dia tadidy e, isan\'alahady ho an\'ny sasany , isan\'andro ho an\'ny hafa, efa voasoratra koa izany hoe rehefa andro fahafito (na samy manana ny andro fahafitony aza)

Dia toa lavitra ezaka sy sarotra ny mizara sy miresaka ny tenin\'Atra amin\'ny hafa kanefa mora sy vetivety ny miresaka ,manaratsy sy mifosa na olona ?

ka ny tenin\'Andriamanitra tsy voatery ho tabatabaina fahatany, fa raha miaina azy dia aseho amin\'ny fihetsika..
izay no maha samihafa azy amin\'ny mifosa olona: tsy azo ampitoviana

Tsy mba mahavariana anao tokoa ve ny mamaky sy mino izay lazain\'ny vaovao sy ny gazety...Kanefa isika mieritreritra na marina na tsia izay teny lazain\'ny Baiboly?

ka ny baiboly efa fantatra fa marina ny voalaza ao (ho an\'izay mino azy) na tsy hita aza, fa ny gazety zavatra efa hita sy tsy zavatra iray ihany 9toy ny baiboly) ihany no mampiseho azy fa izao gazety rehetra izao. hitako ny voalaza ao amin\'ny midi, dia midindra tribune aho,
dia ny baiboly (indrindra ho an\'ny mpanao ilay hoe \"ny baiboly ihany) rehefa hita ny ao dia tsy misy alternative hafa
Te ho any an-danitra daholo aloha ny olona saingy tsy te-ho faty kosa a.Te ho any an-danitra kanefa...tsy manaiky, tsy mino ary tsy mety manaraka izay tokony atao mba ahatongavana any?

Samy manana ny fomba heveriny fa handehanana any ka.. ny sasany mandeha sambon-danitra:-D

Tsy mahavariana ihany koa ve aloha rehefa mandefa chat-chat amin\'ny namana aho mahita ho lazaina kanefa ...rehefa hitondra hafatra amin\'ny namonjen\'Atra aho sahirana vao afaka mizara izany amin\'ny hafa?

ka izany izy hoe namonjen\'andriamanitra ahy, ahy sy Andriamanitra izany, dia haparitaka be ve?

Saino anie e!
3. jemimah ( 24/10/2007 10:06)
TAPAKA NY TSINAIKO @ NAO RASILY
4. Kwasi ( 24/10/2007 10:58)
Misy hosaintsainina daholo ny voalazanareo:-w:-w:
5. prime ( 24/10/2007 12:20)
niryna> misaotra... mampandinin-tena sy misy hotsakoina tsara ny voalazanao... entim-pahazarana matetika ka indray2 na ny zavatra eritreretina ho mety aza mifanipaka amin'ny sitrapon'Andriamanitra...:)
6. ikaretsaka ( 24/10/2007 15:06)
:-D:-D:-D ialahy lety Rasily!
fa samy marina ny anareo dahy ka, samy manana ny raison-ny ary consis tsara koa ny valiteny fa nosainiko tamin'ny fo tsy miangatra
7. niryna ( 24/10/2007 17:23)
Rasiligaoma:

Mahavariana tokoa ity fiainana ity indraindray an
8. niryna ( 24/10/2007 17:24)
jemimah:

TAPAKA NY TSINAIKO @ NAO RASILY

misy fahamarinana anie ny teniny e
9. niryna ( 24/10/2007 17:25)
prime:

niryna> misaotra... mampandinin-tena sy misy hotsakoina tsara ny voalazanao... entim-pahazarana matetika ka indray2 na ny zavatra eritreretina ho mety aza mifanipaka amin'ny sitrapon'Andriamanitra...:)

Tsy misy fisaorana ka

10. niryna ( 24/10/2007 17:33)
Ity misy hafatra nalefan'ny ankizy ho ahy dia ho zaraiko anareo ihany koa.
Seigneur, quand j'ai reçu ce message, je pensais que je n'avais
pas de temps pour le lire.

C'est un peu inapproprié pendant le travail, alors j'ai réalisé que c'est cette sorte d'attitude qui cause exactement tant de problèmes dans le monde aujourd'hui.
Nous essayons de tenir Dieu dans l'église le dimanche matin,
peut-être les soirs et dans le cas fort improbable les services en milieu
de semaine.
Nous aimons l'avoir dans les moments de maladies, bien sur dans
les funérailles. De quelque manière, nous n'avons pas de temps ou de
chambre pour Lui.

Pendant notre travail ou au moment des jeux,nous pensons pouvoir
tout réaliser par nous-même. C'est notre business !!

Puisse Dieu me pardonner de penser pouvoir ne pas le mettre en
première position dans mes affaires, dans ma vie. Nous devrions avoir du
temps pour nous souvenir de tout ce qu'Il a fait pour nous. Si tu n'as
pas honte de Lui, S'il te plaît, suis ces instructions:

Jésus a dit : "Si vous avez honte de moi, J'aurai honte de vous
aussi devant mon Père".
N'aies pas honte. Passes ce message, seulement, si tu croies
librement !

Oui j'aime Dieu Il est ma source d'existence et mon Sauveur. Il
me tient en vie jour et nuit. Sans Lui, Je ne serais rien. Sans Lui, Je
ne suis rien. Mais avec Lui, je puis tout par Christ qui me fortifie
(Phil 4:13)
C'est le plus simple test. Si tu aimes Dieu, et que tu n'as pas
honte de toutes les merveilles qu'Il a accomplies envers toi, envoies
ce message à 10 personnes y compris celle qui te l'a envoyé.

Ce matin quand Dieu a ouvert une fenêtre du ciel il m'a vu et me
demanda :
Mon enfant quel est ton plus grand voeux pour aujourd'hui ?

J'ai répondu : Seigneur, je te prie de prendre soin de la
personne qui est entrain de lire ce message avec sa famille et ses bons amis.

Ils le méritent bien et je les aime beaucoup.
L'amour de Dieu est comme un océan, vous pouvez voir la où il
commence mais jamais la où il termine. Ce message commence à travailler maintenant
11. ikaretsaka ( 24/10/2007 18:00)
ilay resaka aloha sy afara... ny ahy koa aloha any afara no tiako e...

1) mety ho izaho manokana fa any no hitako hoe mangingina sy hahafahako mivavaka kokoa..,. surroundevan\'ny olona aho dia mahatsapa tena hoe tsy mivoana izany ny fanahiko rehefa mivavaka. tsy mivoana any an-danitra any fa santariko eto an-tany,

2)raha resaka haino aman-jery koa , raha tena fiangonana tena fiangonana ilay concu hoe fiangonana, misy alitara tena alitara sy hoe trano natao ho fiangonana fa tsy multi purpose (misy orgues,naves, transcepts, aisle sns..) , dia any afara no tsaratsara kokoa ny acoustic sy ny fijery.
Raha mihira ny any aloha.. any no maheno tsara kokoa
Izao koa moa efa misy fanamafisam-peo ka tsy dia olana loatra
Raha hiakatra hitory teny ilay olona, na mompera io na iza.. raha aty aloha loatra dia lasa mitraka be ny hatoka...

3)ny zavatra mahatsiravian ahy indrindra koa dia ilay olona efa manomboka ny fotoam-pivavahana dia nefa mihaingo be dia iny fa mipoapoaka ilay talons dia ery aloha be no mipetraka. lasa any aby indray ny ifantohan\'ny mason\'ny olona aloha.. minitra vitsivitsy...
12. fijo ( 24/10/2007 19:52)
na koa hoe mety tsy tena tianao le hoany fa "voatery"aratsaina de lasa ihany
13. majesty ( 25/10/2007 04:49)
1)ilay mipetraka any aoriana raha bevohoka sy mitaiza kely dia hitako mety satria ireny mivoaka matetika
2)raha ilay mipetraka eny aloha indrindra,matetika ny ankizy kely no tia mipetraka eny ka feno sangisangy sy tabataba madinidinika dia lasa tsy ampy fifantohana.
dia aleoko eny ampovoany:D
3)elabe ilay ora 2 andehanana any am-piangonana raha lasa fahazarana fotsiny ilay mankany (ôtran'ny manao devoara),
14. niryna ( 25/10/2007 04:56)
fijo:

na koa hoe mety tsy tena tianao le hoany fa "voatery"aratsaina de lasa ihany

Angaha izy zazakely ka ho terana ?
15. niryna ( 25/10/2007 06:33)
majesty:

1)ilay mipetraka any aoriana raha bevohoka sy mitaiza kely dia hitako mety satria ireny mivoaka matetika
2)raha ilay mipetraka eny aloha indrindra,matetika ny ankizy kely no tia mipetraka eny ka feno sangisangy sy tabataba madinidinika dia lasa tsy ampy fifantohana.
dia aleoko eny ampovoany:D
3)elabe ilay ora 2 andehanana any am-piangonana raha lasa fahazarana fotsiny ilay mankany (ôtran'ny manao devoara),

Mitombona kosa aloha izany e.Ilay ora indray dia matetika adin'ny iray ny fiangonana fa any amintsika no tena lavabe.Tononina daholo izao vaovao rehetra izao dia lasa tsy mifantoka tsara intsony.Kanefa indray toy ny hoe omena ronono aloha izay vao omena vetin-kanina.Raha hitondra na hitarika olona hiangona hianao dia aleo hoentina any amin'ny fiangonana izay fohy kely izy mba hazoto amin'ny manaraka.Izaho indray tsy mampaninona ahy.Taloha aho efa nandeha namonjy fivavahana sy fianarana soratra masina ary fanasitranana indray miaraka sy mifampitohy ao anatin'ny andro Alahady.Vitako ilay izy ary tsy nisy nenina mihitsy tato amiko.

16. xxx ( 25/10/2007 06:50)
Ny fotoana dia miovaova arakaraky ny mpijery. Albert Einstein.

Samy hafa ny hadraisan'ny saintsika (nos sens) ny fotoana lany eo anilan'ny olona maha-tara iray, sy ny fotoana lany raha apetraka eo ambony afokitay isika.

Dia mitovy amin'izany koa ny zavatra rehetra na ny materiely aza, miovaova, mihitatra na miha-fohy, mihabetsaka na miha-kely.

Amin'ny fomba fijery hafa dia ny 20 atao rakitra no kely, fa ny 20 dolara hividianana zavatra no betsaka....

Miankina amin'ny sens-ny olombelona izany izy io ary tsy misy zavatra fixe eto ambonin'ny tany, eny fa ny inconscient an'i SIGMUNG FREUD aza, ny zavatra rehetra dia mihetsika avokoa. (Gallilée).
17. ikaretsaka ( 25/10/2007 15:51)
niryna:

[Mitombona kosa aloha izany e.Ilay ora indray dia matetika adin'ny iray ny fiangonana fa any amintsika no tena lavabe.Tononina daholo izao vaovao rehetra izao dia lasa tsy mifantoka tsara intsony.Kanefa indray toy ny hoe omena ronono aloha izay vao omena vetin-kanina.Raha hitondra na hitarika olona hiangona hianao dia aleo hoentina any amin'ny fiangonana izay fohy kely izy mba hazoto amin'ny manaraka.Izaho indray tsy mampaninona ahy.Taloha aho efa nandeha namonjy fivavahana sy fianarana soratra masina ary fanasitranana indray miaraka sy mifampitohy ao anatin'ny andro Alahady.Vitako ilay izy ary tsy nisy nenina mihitsy tato amiko.

Izay ny antony anaovana ilay hira mihetsiketsikasy toriteny lively sy basena amin'ny fiainana andavanandro!
@ izay na devoir na tsy devoir, dia mientana foana ny fo sy fanahy

Fa raha le sady ny hira kentsona no mitarozaka, ny toriteny laaaava be sady aller retour, ny litorjia tsy fantatra mazava fa mitsangana, de mipetraka, mitsangana, mipetraka, mihira mitsangana, mipetraka dia manao rakitra, de mihira,de mirava,
na adiny 1 latsaka aza mampatory.

ny ahy aloha dia ilay sady tsotra no mivantana no tiako e

18. niryna ( 25/10/2007 17:16)
ikaretsaka:

Ny ahy koa mientanentana fa tsy mampatory,kanefa araky ny tsirairay io ka
19. fijo ( 25/10/2007 20:29)
niryna,tsy ndry mivantana no resahiko ka,fa le mahita io zavatra io.araka io voalazan'i bmajesty io hoe mety fahazarana fotsiny.(ny an'ilay olona sao heverin'i niryna hoe izy indray no resahana)
20. ikaretsaka ( 26/10/2007 00:07)
tsy haiko fa eto hoa misy olona tsy izy akory no resahina .. tsy eto @ resaka fivavahana sy finoana irery an.. dia izy no miaka bovona:roll: sy ohatran'ny mi accuser tena...
asa nanao ratsy ve sa? sa efa nahavita "fandinihin-tena" ilay nolazaiko?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0459