Mahavariana tokoa raha izany!

21. niryna ( 26/10/2007 06:09)
fijo:

niryna,tsy ndry mivantana no resahiko ka,fa le mahita io zavatra io.araka io voalazan'i bmajesty io hoe mety fahazarana fotsiny.(ny an'ilay olona sao heverin'i niryna hoe izy indray no resahana)

ny olona sasany tokoa izany ka.
Nisy ramatoa izay indray andro tany am-piangonana.Nisy fotona fivavahana ,tsy fantatro izay nahazo azy fa toa manao feon'alika izy ary nivavaka tany am-po aho a fa lasa voatarik'ilay feo ny feeling-ko.Niaraka ny vava dia nijanona ilay feon'ilay ramatoa.H.S kely fa dia ampidiroko ihany fa tsaroako ilay izy tamin'ny teninao.

22. Rasiligaoma ( 26/10/2007 06:23)
ko tsy nomena taolana ry niryna dia nangina tao?:lol:
23. niryna ( 26/10/2007 06:35)
Rasiligaoma:

ko tsy nomena taolana ry niryna dia nangina tao?:lol:


(l) tsy nahita aho ka
24. fijo ( 26/10/2007 21:29)
hi hi hi ,ka misy izany ny olona ;hafa ny diany any ka.io tsy hilaozan'ny olona manana antondia hafa.
25. niryna ( 26/10/2007 23:24)
Rasiligaoma:


Toa lava-loatra ilay adin\'ny roa andehanana any am-piangonana kanefa toa fohy kely ilay izy rehefa jerevana sarimihetsika?

Raha tena misy antony no andehanana any fa tsy hihaino sermonina, raha tsotra nefa mazava dia tsy maninona, misy fivavahana (lamesa 1 manontolo ) 40 minitra dia vita (toriteny, vakiteny, eokaristia litorjia) ! fa ity film efa mandeha foana no averimberin\'i pasitera eo, indraindray tsisy lohany sy vodiny, fa ny votoatiny dia mpanota ianareo(sy izay fandatsana rehetra miseho eo) dia rehefa noana izy dia alefa ny rakitra dia samy miala,

Inona tokoa ny antony mahatonga ny olona hiangona?
Tsy hihaino tori-teny ihany fa hidera an'Atra no voalohany,hisaotra azy na dia ny herinandro nandalo fotsiny ihany aza.Manome hery ireo mpiara-mivavaka ,indrindra moa raha kely ilay fiangonana dia toy ny mpianakavy ny rehetra.
Tsy mahita teny aho rehefa hiresaka amin\'Atra kanefa
tsy misy ny olana amiko rehefa miresaka amin\'ny namako aho?

ka ianao aza no niteny hoe rehefa miresaka amin\'andriamanitra tsy mila miteny be fa efa fantany ny resakao! ilay namana tsy mahafantatra!
:D:D .Raha maka namana asiana miara-mivavaka ,miteny izay ao am-pony dia matetika izany no teneniny hoe tsy mahay mivavaka aho.:lol:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5875