Rakaroka

1. bobone ( 24/10/2007 08:34)
Rakaroka /:(:cry::( @ fo feno alahelo tokoa no iarahanay miaraka ory aminao amin\'izao fahafatesan\'ny Reninao izao!(l)(l) mafy tokoa izany amin\'ny maha-olombelona ,ary tsy maintsy zakain\'ny manan\'aina rehetra !
kanefa hoy ny tenin\'Atra hoe \"Aza malahelo ny fonareo minoa an\'Atra ary mino Ahy koa ... any amin\'ny Raiko misy fitoerana ho anareo...\"
Koa mahereza! , mitraka fa Atry ny fihononana no hampionona anao sy ny fianankavianao manontolo!
Courage Zoky Malala an!:-*:-*(l)=((:-*(l)
novalian'i bobone ny 05/11/2007 14:05
2. Rafotsy ( 24/10/2007 10:45)
Zah koa dia miara - ory aminao !
Ary mangataka ny Tompo mba hitondra ny fampiononana feno ho anao sy ny fianakavinao !
Maherezà e !:-*:-*
3. ftma ( 24/10/2007 11:10)
Mirary fihononana feno an'i rakaroka sy ny fianakaviana.
4. ravatorano ( 24/10/2007 12:10)
mirary fiononana ho anao sy ny fianakavianao iray manontolo e
mitrotro ambavaka ihany koa ary mahereza fa izay no lalana tsy maintsy diavin'ny velona
5. Kwasi ( 24/10/2007 12:46)
Maneho fiaraha-miory sy fampiononana ho an-Rakaroka sy ny fianakaviana. Ny Tompo anie hampahery anareo @ zavatra rehetra.
6. xxx ( 24/10/2007 17:15)
vaovaon'i Rakaroka
:cry::cry:
Mirary fiononana tanteraka.
7. tess ( 24/10/2007 17:59)
miara- ory amin'ny rakaroka ny tenako e!
mirary fiononana be dia be...:cry::-*
izay ny lahatra ka mahereza:-*
8. mbaliana ( 25/10/2007 19:01)
mirary fiononana anao ry rakaroka... mahereza fa lalana tsy maintsy izoran'ny olombelona rehetra zao...:-*
9. miantra ( 26/10/2007 15:28)
Mirary fiononana feno ho anao sy ny fianakavianao rehetra;
Andriamanitra no manome ,Izy koa no maka.

Mahereza .
10. Angie ( 28/10/2007 17:24)
Rakaroka: Andriamanitra raintsika anie hanome fionona feno ary hanome hery anao sy ny finankavianao ary izahay namana eto dia miara miory @ nao tanteraka.
11. rakaroka ( 30/10/2007 00:53)
'Ndriiiiiyyyyy.
Mankasitraka eram-po, eran-tsaina eram-panahy anareo
namana marobe nankahery ahy @ ny nahalasanan-dreniko izao. Nihevitra tokoa aho hoe "iza intsony no handraharaha ahy :?::roll:KANJO nony narahiko ny "size"-ko : "malahelo aho"... na dia efa lasa lavitra aza ilay "size" , maro tokoa ireo namana,
mbola nanara-maso kay! Dia nampahery avy hatrany koa:
"Sitraka sy telina, dia mahazoa izay iriana daholo any @ izay misy ny tsirairay avy any: ho ambinin-java-manasatra.
Marina fa nisy pejy nivalona eo @ tantara fa misy misokatra koa, tahaka ity iray ity : mbola tsy vita aloha ny "Faqs sy ny Liens" fa dia efa alefako ho firarian-tsoa ho an'ny rehetra::-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
http://as.vie.free.fr/
12. sasa ( 31/10/2007 04:42)
rakaroka izay no mahampinamana antsika d mba ho lasa anzay ny alahelo rehetra d mba ny soa sy ny tsara indray no hifanodiavantsika eto.:-*:-*:-*:-*
13. rakaroka ( 05/11/2007 09:56)
Mamerina ny fisaorana hatrany ireo namana nankahery tokoa. Ny filazana manjo moa dia t@ gazety Midi-madagascar sy ny Gazetiko no nanelezana izany. ary mbola hita @ daten'andro androany aza ny fisaorana ao @ http://midi-madagascar rubrique nécrologie.
Dia samby tsara daholo :-*:-*:-*
14. xxx ( 05/11/2007 10:05)
tsy misokatra ilay Jereo eto fa ity angamba no izy :-*
http://www.midi-madagasikara.mg/necro/nec071105.jpg
15. rakaroka ( 05/11/2007 11:06)

Merci xxx :-*:-*:-*
16. bobone ( 05/11/2007 14:05)
Rakaroka:izay no maha-iray antsika!tsy ny tsara ihany no iraisana fa indrindra ny ratsy koa!!! na dia elanelanin'ny toerana aza ny tsirairay dia ny fo sy ny saina kosa dia iray ihany(l)(l)(l)!!!
ary eo @ fahoriana tokoa no tena hahatsapana fa tia anao izay ilay namanao, tsapa eto izany ankehitriny .koa mankasitraka ny stirairay avy
Misaotra tena ihany ianao misaotra anay fa tahaka ny ladim-boatavo isika rehetra ka raha hodidinina dia iray ihany!!!:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1714