ahoana no atao?

1. cigalifantsy ( 24/10/2007 12:24)
Underlined textizaho dia olona efa mahazoazo taona mitady namana afaka mifanoratra amiko matetika
répondu par JOSIAH le 11/09/2008 23:26
2. arson ( 25/10/2007 14:24)
tonga de manoratra fotsiny cigal a! tonga soa aloa enao e! :lol::lol::lol: mafinaritra fa tafiditra somantsara ianao
3. sarobidy ( 25/10/2007 14:48)
zay mihjitsy ko mety zay, avy d manorata fa misy mamaly fôna enao e
4. izaiany ( 03/11/2007 13:03)
ok ary de aôna @ zay
5. iziou ( 10/04/2008 06:02)
manorata d valiako e :lol:
6. tsavah ( 12/04/2008 16:59)
mitady kofa be resaka
7. JOSIAH ( 11/09/2008 23:26)
de miresaha fa avy zahay e :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1738