Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
soanja ( 22/10/2007 19:47)
Miangavy hijery akaiky ny fitsipika
Azafady indrindra raha managataka sy miangavy an'ity aho fa somary efa betsaka loatra ilay fanararaotana ny fahatsoran'ny hafa tato ho ato. Marina fa any Dago i Hery fa azo atao ve izay admin ao mba... tohiny
novalian'i soanja ny 30/10/2007 16:40
mandrak ( 22/10/2007 17:11)
provocateur
aona no fijery nareo any ty hira ty http://www.dailymotion.com/relevance/search/sniper+-+la+france/video/x1v5qi_sniper-la-france_music [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Content/0059.gif[/IMG]... tohiny
novalian'i cutie ny 22/10/2007 18:20
ronaldo09 ( 22/10/2007 12:58)
Io teny frantsaifrantsay nareo io
Za mba gaga fa be mihitsy gasy no miseho milay amina teny Frantsay ,ny any Dago aloha no tiako ho resahina eto .Za de mahafehy ny teny Frantsay ary tenim-pirenena 4 no haiko toy Malagasy ,Frantsay ... tohiny
deric ( 22/10/2007 12:57)
Inona no hataoko?
Teraka tamin’ny 27 Novambra 1970 aho. Katôlika ny Raibeko sy ny Renibeko, katôlika koa ny Raiko sy ny Reniko. Mazava arak’izany fa tokony ho katôlika koa angamba aho raha lovaina io anaram-pian... tohiny
novalian'i niryna ny 02/11/2007 18:13
tsaramaso ( 22/10/2007 12:48)
Virtuel a virtuel !!!!!! tsssss
de aveo mi-vavolombel !!!!! hahahahahahaha f'angah misy namanabot otran-dry [url=http://www.jabberwacky.com/]jabberwacky[/url] sy [url=http://www.geocities.com/brizglace/]ny forongony[/url] eto ???... tohiny
novalian'i mbaliana ny 24/10/2007 19:42
ronaldo09 ( 22/10/2007 12:34)
Fa maninona no victime foana ny filoham-pirenena?
Ny tena mahaga amin'ny rehetra dia toa voteny foana ny filoham-pirenena raha misy zava mitranga na trangan-javatra eo amin'ny firenena zany hoe raha trangan-javatra ratsy !Raha misy ny mpanao polit... tohiny
novalian'i Jeankely ny 22/11/2007 13:07
tsaramaso ( 22/10/2007 12:22)
Vendrana daolo !!!!! tsy handroso rahoviana !!!!!!!!!
[quote]In an interview with The Sunday Times, the 79-year-old said he was "inherently gloomy about the prospect of Africa" because "all our social policies are based on the fact that their intelligenc... tohiny
novalian'i Jeankely ny 25/10/2007 05:26
tsaramaso ( 22/10/2007 12:09)
Fahavendranana malagasy 2 !!!!
[b]"Ny hevitry ny maro mahataka-davitra"[/b] - i Einstein dia olo-maro !!!! - i Andrianampoinimerina dia olo-maro !!! - i Darwin dia olo-maro !!!! - sy ny olo-maro maro hafa koa !!!! tsleeeee... tohiny
novalian'i tsmvaklo ny 17/03/2008 14:33
hery ( 22/10/2007 10:31)
Cybercafe malaky eto Tanà?
Somary sahirana mitady cybercafe aho rehefa mandalo eto Tanà. Aiza ho aiza kay no mety misy tsara? toerana mety hanaovana accès FTP dia misy mirc sns... Misaotra e.... tohiny
novalian'i bitrokel ny 30/10/2007 17:49
diamondra27 ( 22/10/2007 10:25)
fanampiana +ou -
asa ana ato no tokony hanaovana an'ity na tsia fa ataoko ato ihany aloha sao mba hanampy olona. Misy namako hifindra monina hiala eto france ka raha misy interessé de ilazao azo omena ny N°-ny k... tohiny
xxx ( 22/10/2007 09:34)
MILA FANAMPIANA
Slt daholo! Niaraka tamin'ny sipa 17 ans zah ny mai 2006 ary herinandro niarahana dia nilaza tamiko izy fa efa mitia olon-kafa fa aleo minamana saingy tonga dia tsy nasiko sira izy. Ankehitriny nifam... tohiny
novalian'i Katsumi ny 25/12/2007 20:04
berrt18 ( 22/10/2007 09:12)
mangataka toro hevitra
Manaohana daholo nareo et!!!!!!! Hono oa mba mangataka toro hevitra @ nareo eto aho satria niheritreritra ny mba handeha any Dago ny teneako @ volana janvier izao. Ny olana anefa dia tsy ampy ny ... tohiny
novalian'i mignone ny 28/10/2007 21:29
Tsikisariaka ( 22/10/2007 08:12)
Tontolon'ny Artista
Misy afaka mampifandray ahy amin'i NJAKATIANA ve ? Misaotra indrindra mialoha an !:D... tohiny
salmo1 ( 22/10/2007 08:01)
Fanontaniana tena hapetrakiny sipa matetika
Asa izy ity ra lamaody ndray na fahazarana. Inn no tena antony mahatonga any sipa be fanontaniana? ra sendra manana confiance haingana, de mametraka fanontaniana fôna oe: [b]manana sipa ve elahy[/... tohiny
rantonyaina ( 22/10/2007 06:37)
na tsy misokatra aza
mba mangataka tononkira azafady. lé hirain'i sitraka sy hanintsoa iny fa hiran'i voanio lé izy merci o... tohiny
novalian'i tovokely ny 02/11/2007 11:38
niryna ( 22/10/2007 04:07)
Sakafo inona no tsara sy ratsy hitanao!
Asa aloha hianareo raha mba tia mihinana karazan-tsakafo eny amin'ireny hotely maro karazany ireny e. Misy izy jerena toa matsiro sy toa mafilotra tsara ery kanefa rehefa anontaniana amin'ilay sary d... tohiny
novalian'i niryna ny 01/12/2007 12:24
niryna ( 22/10/2007 03:37)
Inona no antony hihainoan'ny tanora hira mafy be?
Maninona tokoa ry ireto no mahatonga ny tanora mihaino mozika mafy be?Na mandeha eny an-dalana e,na mitondra fiara e,indrindra moa rehefa mampirina trano izany,avo dia avo anie izany e,hila ho vaky ny... tohiny
novalian'i niryna ny 13/01/2008 23:55
Jeankely ( 22/10/2007 03:12)
Manapahaizana ARA-POLITIKA ao an-tananan'ny BE OLOMANGA
Hivoaka tsy ho ela araka ny filazan'ny RADIO TSY MIVANDY ny Boky mitondra ny loha-teny: "MANAMPAHAIZANA ARA-POLITIKA AO AN-TANAN'NY BE OLOMANGA izay nosoratan'i Joana Kely. Vahinin'ny Radio Tsy mivand... tohiny
novalian'i Jeankely ny 31/10/2007 02:42
niryna ( 22/10/2007 02:48)
Ahoana koa izany?
[b] Aza mety hasiana zioga tsy antonona anareo hikambanana amin'ny tsy mino.[u] Fa inona no iraisan'ny fahamarinana sy ny fahotana? Ary inona no iombonan'ny mazava sy ny maizina?[/u] 15[u] Ary inon... tohiny
novalian'i niryna ny 01/11/2007 05:05
naughtyboy ( 21/10/2007 20:29)
mafinaritra foana ny hira gasy toy tony sa ahoana ozy nareo
http://www.dailymotion.com/video/x2uoh0_bodo-tovo-jhay-din-silo-tearano-rod_music... tohiny
novalian'i mbaliana ny 23/10/2007 08:46
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.1944