Manapahaizana ARA-POLITIKA ao an-tananan'ny BE OLOMANGA
1. Jeankely
(
22/10/2007 03:12)
Hivoaka tsy ho ela araka ny filazan'ny RADIO TSY MIVANDY ny Boky mitondra ny loha-teny: "MANAMPAHAIZANA ARA-POLITIKA AO AN-TANAN'NY BE OLOMANGA izay nosoratan'i Joana Kely. Vahinin'ny Radio Tsy mivandy moa izy ary nitafa tamin'ny tompon'andraikitra MAHINTSY TORAKA. Nanambara i Joana Kely fa voazava ao anaty bokiny ny Fahaizana avo lenta nananan'ny Mpitondra tao Be olomanga. Dia namaplahelo hoy Joana Kely fa tao ny Profesora voan'ny Ampaiso manta, tao ny ambony indrindra @ Miaramilan-dranomasina niafara tamin'ny.....tetezana. Hatramin'izao dia miezaka mampiseho ny fahaizany ry zareo ao Be olomanga. Ny manampahaizana vola boritra ary ny tsy nianatra hono no mahavita zavatra.
novalian'i Jeankely ny 31/10/2007 02:42
2. ranitse
(
22/10/2007 05:58)
Iza no diso manampahaizana mivanaka sy milalao fotra sa ny tsy nianatra sahy mandray nadraikitra ary mahavita mihoatra aza?
3. saranga
(
22/10/2007 06:45)
Zao nama no izy a, raha ny manampahaizana Gasy tena maro saingy tia vola loatra dia mila miova mentalité. Fa misy koa anefa donto nefa tia vola be loatra koa toa an-dry tsy tononiko. Fa karakory marina moa diploman'ny predintsika ity e
4. Jeankely
(
22/10/2007 13:20)
Aho tsa mila izay farimpahaizany fa ny anao mba karakory ary ny vitanao mba karakory? Ny adin-tsaranga no azonao atao izao satria mbola resiny ianao ary tsy mahavita ny vitany any ka mamadika resaka any @ farimpianarana. Tafiditra koa ny iray zara fa nianatra ary miseho mahay nefa donto tsy nahavita inoninona mihoatra ny vitan'ny Filoha
5. xxx
(
23/10/2007 04:36)
Raha azoko tsara izany ny votoatin'ity resaka ity dia:
Hivoaka tsy ho ela araka ny filazan'ny RADIO TSY MIVANDY manampahaizana amin'ny tsy fivandiana ny Boky mitondra ny loha-teny: "MANAMPAHAIZANA ARA-POLITIKA AO AN-TANAN'NY BE OLOMANGA izay nosoratan'i Joana Kely izay manampahaizana amin'ny fanoratana.
Vahinin'ny Radio Tsy mivandy izay manampahaizana amin'ny tsy fivandina moa izy ary nitafa tamin'ny tompon'andraikitra MAHINTSY TORAKA izay manampahaizana amin'ny fahitsiana toraka. Nanambara i Joana Kely izay manampahaizana amin'ny fandinihina sy ny fanoratana ary ny fanaparitahana fa voazava ao anaty bokiny ny Fahaizana avo lenta nananan'ny Mpitondra tao Be olomanga. Dia namaplahelo hoy Joana Kely fa tao ny Profesora voan'ny Ampaiso manta, tao ny ambony indrindra @ Miaramilan-dranomasina niafara tamin'ny.....tetezana.
Hatramin'izao dia miezaka mampiseho ny fahaizany ry zareo ao Be olomanga. Ny manampahaizana vola boritra ary ny tsy nianatra hono no mahavita zavatra.
6. Jeankely
(
23/10/2007 06:45)
Nanafatra ny mpanoratra hoe misaotra anao nandray anjara ary aza dia zatra ny miafina amin'io xxx io hono. Ny tananan'i Be olomanga hono toa gaga fa sahirana tsy mahita olomanga azo raisina.
7. xxx
(
23/10/2007 14:22)
Dia hafaro koa ny mpanoratra hoe tsy misy fisaorana hono hoe, fa ny fiafenana tsy maintsy hatao noho ny henjikenjika sy ny vono-olona misy, ny tsy filaminan'ny tany sy ny fanapotehina izay manan-kevitra.
Efa tsy ampy intsony indray angamba ny latsalatsan'ny mpanjanaka fahiny, ny nanasitrihany loha malagasy anaty lava-diky ka isika samy malagasy no mifandatsa mampitsoa-bady. izany eo ihany fa:
Iza moa ireo manampahaizana malagasy? raha dinihina dia tsy iza fa ry Dédé sy ry Bebera, izay nomena tombotsoa manokana noho ny fihaviany mba haminganana ny hegemonie Merina izay toromarika manokana efa nomen'i Gallieni fony tonga ny mpanjanaka, nataony hoe misy foko iray mila potehina eto fa raha io no mivoatra kokoa noho ny hafa foana dia ho simba ny tombotsoan'i Lafrantsa.
Saronany amin'ny lazainy hoe fahaizana ny fiakarany teo amin'ny fitondrana namenoany ny poste rehetra nisy hanamafisana ny fifanarahana amin'ilay reny malalany izay nitondra azy teo ankolaka.
"Tsy very olo-manga ny malagasy fa mbola misy ny..."
hoy ilay manampahaizana manokana amin'ny fiafenana.
Efa tsy ampy intsony indray angamba ny latsalatsan'ny mpanjanaka fahiny, ny nanasitrihany loha malagasy anaty lava-diky ka isika samy malagasy no mifandatsa mampitsoa-bady. izany eo ihany fa:
Iza moa ireo manampahaizana malagasy? raha dinihina dia tsy iza fa ry Dédé sy ry Bebera, izay nomena tombotsoa manokana noho ny fihaviany mba haminganana ny hegemonie Merina izay toromarika manokana efa nomen'i Gallieni fony tonga ny mpanjanaka, nataony hoe misy foko iray mila potehina eto fa raha io no mivoatra kokoa noho ny hafa foana dia ho simba ny tombotsoan'i Lafrantsa.
Saronany amin'ny lazainy hoe fahaizana ny fiakarany teo amin'ny fitondrana namenoany ny poste rehetra nisy hanamafisana ny fifanarahana amin'ilay reny malalany izay nitondra azy teo ankolaka.
"Tsy very olo-manga ny malagasy fa mbola misy ny..."
hoy ilay manampahaizana manokana amin'ny fiafenana.
8. Jeankely
(
24/10/2007 02:01)
Ny manampahaizana dia misy fa saika tsy nitondra nankaiza ny firenena. Rehefa tsy tafavoaka dia tokony tonga saina satria tsy nahita lalankombana @'izay tetika nataon'ny rehetra. Ny fiafenana dia efa fahakanosana. Eto no misy olona manokatra ny mombamomba ny hafa ary izy indray no tia hamoaka izany nohon'ny tsy fisian'ny sainy ary tsy fieritretany hoe maninona no solonanarana no atao eto fa tsy ny anarana mivantana. Maro olomanga vendrana tsy mahavita inoninona fa be taraina ny firenena. Ny firenena hafa manakala ny faha-40 na 50 taona nahazoany fahaleovantena mirehereha amin'ny zava-bitany ary sahy manandratra ny olomangany fa ny ao an-tananan'i Be Olomanga dia Olomanga Vilian-tsahona, Malaza tsy nihinanana. Tsy mahalala menatra fa faly mihevitra ny tenan ho manampahaizana sy olmangan'ny firenena.
9. xxx
(
24/10/2007 02:42)
Jeankely:
Ny manampahaizana dia misy fa saika tsy nitondra nankaiza ny firenena. Rehefa tsy tafavoaka dia tokony tonga saina satria tsy nahita lalankombana @'izay tetika nataon'ny rehetra
Mipetraka ary ny fanontaniana hoe manampahaizana tokoa ve izy izany sa tsia. Tsy ny fianarana na ny titre anie no hatao hoe fananampahaizana e.
Jeankely:
Ny fiafenana dia efa fahakanosana. Eto no misy olona manokatra ny mombamomba ny hafa ary izy indray no tia hamoaka izany nohon'ny tsy fisian'ny sainy ary tsy fieritretany hoe maninona no solonanarana no atao eto fa tsy ny anarana mivantana
mety misy antony manokana hanaovana xxx fa tsy voatery ho izay. Misy mantsy ny sasany vao ny PS no hitany dia efa feno préjugé ny sainy dia tsy mandeha amin'ny izy ny hevitra fa ny patalohan'olona indray no resahany na ny potik'anina eny amin'ny akanjony.
Jeankely:
Ny firenena hafa manakala ny faha-40 na 50 taona nahazoany fahaleovantena mirehereha amin'ny zava-bitany ary sahy manandratra ny olomangany fa ny ao an-tananan'i Be Olomanga dia Olomanga Vilian-tsahona, Malaza tsy nihinanana
Be olomanga sy manampahaizana koa ireny firenena ireny saingy ny azy angamba tena manampahaizana marina na tsy mba nisy nandatsa sy nanambany ka nahavita zavatra.
Jeankely:
Tsy mahalala menatra fa faly mihevitra ny tenany ho manampahaizana sy olomangan'ny firenena.
Tsy omeko tsiny izy amin'iny, aleoko aza mahita an'ireny mba hahafahan'ny sasany miakatra koa, toy izay mahita ny sasany kamo hiakatra ka ny mba efa lasa no sintonina midina. tsy dia ivakiako loha loatra izay miseho ho manampahaizana amiko, ny ahy ny diplaomana teknisiana-ko no ahantoko tsara amin'ny rindrina dia milamina izay, rehefa vita ny vacance aty ampita dia miverina any antanimbarinay any Vakiniadiana indray, hehehehe =))
10. Jeankely
(
24/10/2007 06:27)
Tsy revy taloha ve ilay manantona Diplaoma @ rindrina? Tsy ho feno io raha ny an'ny sasany ka manimba haingon-trano indray. Angaha moa tsy ampiasaina indray ilay izy fa harantiranty @ rindrina fotsiny. Sangy iny ee=))=))
11. xxx
(
24/10/2007 19:45)
Tsy maninona kah, ny revy taloha anie izao hono no milay indray e! sa tedavinao hifirana ny diplaoma? =))
12. Jeankely
(
25/10/2007 03:36)
Baoritra tsy afaka hifirana fa manatataka. Dorana koa tsy mety fa fahatsiarovana. Ny apetraka @ rindrina no nolazaiko hoe revy tranainy. Be ny Omanga sa tsisy sa ahoana ny marina? Fa ahoana no tsy mivoatra haingana ny tanana e? Mba tonga saina ry Olomanga a. Ny sasany dia ny tenany mihintsy no manoratra ny tenany ho Olomanga.=))=))=))
13. steeeel
(
25/10/2007 03:45)
Ny olomanga efa tonga saina daholo kah, efa tsy nisy nifidy intsony tamin'ny farany teo, ny manampahaizana indray exilé any Frantsa, tsy afaka mody fa vosambotra raha mody. =))=))
Le diplaoma atao amin'ny rindrina foana kah, na ny CEPE aza, ampiana ilay billet d'honneur kely ireny! =))
Le diplaoma atao amin'ny rindrina foana kah, na ny CEPE aza, ampiana ilay billet d'honneur kely ireny! =))
15. xxx
(
25/10/2007 04:08)
Izay indray tsy fantatro fa izy anontaniana hoe inona no voarainy tao, tay sa atody! =))
16. Jeankely
(
25/10/2007 05:36)
Ny Baolina matin'ny olona lazaina tsy nianatra foana kanefa ilay milaza mahay toa milalao atody sa lasa mody mangarom-bo.. oaway oway salady atody =))=))=)). Hivoaka tsy ho ela hono ny fianarana noratovona dia miandry ry Olomanga.
17. Herimiafina
(
26/10/2007 04:01)
Nisy baolina angaha tany Dago, firy sy firy, iza no nandresy? 8O:@
18. Jeankely
(
26/10/2007 04:47)
Resy ry Olomanga volaboritra ka ny fianarana noratovon'ny olona sisa handrasana. Lany bala ry Olomanga manampahaizana. Mampiomehy fa ny manampahaizana indray no mitalao sy mitomany.=))=))
20. Jeankely
(
26/10/2007 08:04)
Iza fa tsy ireo mindry boky hivoaka tsy ho ela hono. Manampahaiza hono izy ary Olomanga nefa mifarirotra sady lany bala no ataon'ny olona fampidiram-baolina ary tsy mitoko fa mikoretaka seza.=))=))=))
