Manapahaizana ARA-POLITIKA ao an-tananan'ny BE OLOMANGA

21. Herimiafina ( 27/10/2007 04:52)
Fa dia inona loatra ary re olona no nahatonga izany loza be izany? 8O:^):@
22. Jeankely ( 27/10/2007 07:22)
=))=))=))Ka efa hoe Olomanga=Mivanaka sady tsy mahita atokona no dikany angamba. Tsy izaho no mamadika ny dikany fa ny aataony sy ny vitany.=))=))=))
23. Sambilokely ( 30/10/2007 15:54)
tsy olomanga angamba no eto am tanĂ na fa OMBIMANGA!!
24. Jeankely ( 31/10/2007 02:42)
Angaha adinonao ilay fivorian'ny OLOKENDRY tany @ tanana. Tsy hay na iza no mametraka fa olokedry ry zareo nefa faly mivory dia mamoaka hevitra ny olokendry. Hatramin'izao sady olokendry no olamanga hafahafa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0536