Io teny frantsaifrantsay nareo io

1. ronaldo09 ( 22/10/2007 12:58)
Za mba gaga fa be mihitsy gasy no miseho milay amina teny Frantsay ,ny any Dago aloha no tiako ho resahina eto .Za de mahafehy ny teny Frantsay ary tenim-pirenena 4 no haiko toy Malagasy ,Frantsay ,Anglais ary Russe saingy tsy tiako loatra ny ahy raha toa ka gasy no miresaka teny frantsay amiko na anglisy amiko na russe amiko...
Any Dago anefa de dedaka ery ny sasany mampifangaro ny teny frantsay sy ny teny gasy ary misy mihitsy aza ny miteny hoe tsy de mahay teny gasy loatra ...
Ny tsy fantatrareo izay dedaka ireo anefa fa tsy misy lanjany ny teny fantsay aty ivelany ...ny teny Anglisy no teny tokony hahabe zesta fa tsy io frantsaifrantsay nareo io ary aty Eoropa tadidio fa ny teny Allemand no be mpampiasa indrindra fa tsy ny Frantsay ,any Amerika dia teny Espagnole(A.Latine) sy Anglais (USA,Canada,Jamaique...).Ny any Asie moa de ny anglais hatrany rehefa tsy mahay litenin'ny firenena misy anao ianao.....Oceanie dia Anglais sy espagnole...ary ny any Afrika dia na eo aza ny Firenena Francophone dia ny firenena matanjaka any dia teny anglisy no ampiasainy toa an'i Afrique du sud ,Egypt,eny fa na i Lybie aza...
Koa atsaharo io fidedahana amina teny frantsay io fa tsy manan-danja ny Frantsainao raha ny tena izy reseo lahatra ny frantsay hiteny gasy fa tsy ny azy no lolohavinao atampon'ny loha!
2. koffman ( 22/10/2007 15:37)

Za de mahafehy ny teny Frantsay ary tenim-pirenena 4 no haiko toy Malagasy ,Frantsay ,Anglais ary Russe

tsy ianao ve no tena dedaka eto e! rah hi-kritika ny tsy fahaizan'izy ireo teny frantsay enao de kritikeo fostiny fa tsy hitako zé hidiran'le hoe zà tary e, hoe zah mahay an'itsy e;
3. mirabel ( 22/10/2007 16:00)
aza raisina an tendrony kosa ilay izy fa tsy araka ny fandraisanao azy no nitondrany ny resaka koffman a , te hiteny izy hoe tokony tsy mianona @ teny frantsay fotsiny ny gasy fa mila mahay anglisy satria ny anglisy no tena teny fampiasa eran'izao tontolo izao (ny frantsay toerana vitsy)
ny sasany manana fisainana hoe ny tsy fahaizana teny gasy dia fanamboniana tena nefa tenin-drazana

ahitsio raha misy diso ny hevitro
4. booboo ( 22/10/2007 16:35)
Mirabel > ohatra an'io anao io koa no fandraisako ny tian'i Ronaldo09 tenina.
5. lehilahytsyresy ( 22/10/2007 17:34)
Tsy manda ny voalazanareo aho.
Saingy izaho kosa dia manao hoe azo atao foana ny mi-zesta rehefa mahafehy tsara an'ilay fitenenana ny tena.
Ireo izay tsy-mahafehy tsara aza anie ka mizesta be rehefa mba mahay kely e.
Mainka moa fa ianao izay efa mahay tsara...
6. tafita ( 22/10/2007 21:20)
misy mahamarina azy ny tenin'i ronaldo09 fa amin' ny firenena rehetra izay alehanao de ny teny anglais no ampiaasaina akoatry ny tenin'ilay firenena afa-tsy Ra Malagasy izay mbola mipetraka amin'ny maha - Paris -Tanà antsika e... fa i ronaldo09 kosa de tsy mbola manana ny fahaizana mahay mandanjalanja rehefa miteny fa mivatravatra loatra o K tena ianao no dedaka ry akama a
7. niryna ( 23/10/2007 05:08)
ronaldo09:

Za mba gaga fa be mihitsy gasy no miseho milay amina teny Frantsay ,ny any Dago aloha no tiako ho resahina eto .Za de mahafehy ny teny Frantsay ary tenim-pirenena 4 no haiko toy Malagasy ,Frantsay ,Anglais ary Russe saingy tsy tiako loatra ny ahy raha toa ka gasy no miresaka teny frantsay amiko na anglisy amiko na russe amiko...
Any Dago anefa de dedaka ery ny sasany mampifangaro ny teny frantsay sy ny teny gasy ary misy mihitsy aza ny miteny hoe tsy de mahay teny gasy loatra ...
Ny tsy fantatrareo izay dedaka ireo anefa fa tsy misy lanjany ny teny fantsay aty ivelany ...ny teny Anglisy no teny tokony hahabe zesta fa tsy io frantsaifrantsay nareo io ary aty Eoropa tadidio fa ny teny Allemand no be mpampiasa indrindra fa tsy ny Frantsay ,any Amerika dia teny Espagnole(A.Latine) sy Anglais (USA,Canada,Jamaique...).Ny any Asie moa de ny anglais hatrany rehefa tsy mahay litenin'ny firenena misy anao ianao.....Oceanie dia Anglais sy espagnole...ary ny any Afrika dia na eo aza ny Firenena Francophone dia ny firenena matanjaka any dia teny anglisy no ampiasainy toa an'i Afrique du sud ,Egypt,eny fa na i Lybie aza...
Koa atsaharo io fidedahana amina teny frantsay io fa tsy manan-danja ny Frantsainao raha ny tena izy reseo lahatra ny frantsay hiteny gasy fa tsy ny azy no lolohavinao atampon'ny loha!



Izany ve dia ataonao hankarary fo :D
Raha ela ilay olona nipetraka tany ivelany ,tsy mitovy ny fitenin'ny zana-tany intsony ilay izy.Aleo izy hiteny fa rehefa mifankahazo ny resaka dia izay no tadiavina:P
8. bozyboleta ( 23/10/2007 07:09)
Misy fiteny zay hoe “Andrianiko ny teniko, ny an’ny hafa koa feheziko”
Ny fiteny hafa @ maha-teny vahiny azy de ilaina ifampiresahana @ vahiny.
Raha mbola samy gasy na aiza na aiza, tsitako ze ifampitenenana teny vahiny. Fa dedaka marina tokoa araky ny lazain’i Ronaldo. Ny an’ny sasany moa de fiteny vary be akotry, na teny gasy zao aza atao zesita “rrrrrr” pariziana.
9. koffman ( 23/10/2007 07:33)
niryna:
Izany ve dia ataonao hankarary fo
Raha ela ilay olona nipetraka tany ivelany ,tsy mitovy ny fitenin'ny zana-tany intsony ilay izy.Aleo izy hiteny fa rehefa mifankahazo ny resaka dia izay no tadiavina

=D=D=D=D
marina tena marina,
rah hoe aty Dago le olona no mipetraka, de mbola ny teny français no be mpampiasa ankoatra ny teny ofisialy, ary tsy ny anglisy na ny allemand no manaraka azy fa ny teny sinoa satria ireo novahiny be indrindra aty.
Ny tiako tenenina de izao, arakaraka ny toerana ipetrahanao no fampiasana ny teny, rah ataoko ohatra hoe hipetraka any Amerika enao nefa hizesta @ teny Frantsay de izay nga no hoe tsy tsara, na koe hoe any Frantsa enao nefa hizesta hiteny Anglisy,
Arakaraka ny toerana hipetrahanao io ry Akama a, ary raha ohatra hoe mipetraka any amerika enao de tsy maintsy ataonao izay hahaizana miteny Anglisy Amerikana mba tsy hihomehezan'ny olona, fa tsy hoe le teny frantsay no ratsy.
ronaldo09>Amboary le fomba fiteninao azy
10. sarobidy ( 23/10/2007 10:16)
Ra-Ronaldo ôtran'ny olon'i fo be ka raha maneho ny heviny izy d tô mahery b ny fiteniny nefa misy marina ny tiny ambara.
Tena marina mo fa tsy oe misy marina, izaho MANOKANA aloha tsy itako izay ilàko miteny frantsay amina malagasy toa ahy eee, fa le izy aty dago ôtry ny efa lasa zesita zany!
Indrindra rehefa miresaka amin'olona @ telefaonina, olona mbola tsy hitanao tarehy nefa fantatra zao oe malagasy io miresaka aminao io. Esoriko tsy ampidiriko anatin'ireo zavatra lazaiko ireo ny malagasy efa valovotaka tany frantsa, satri misy efa fahazarana ny azy.
Famintinana: raha ampiasaina @ tokony hampiasana azy ilay fiteny vahiny d tsara fa raha afangarongaro, ôtran'ny ratsy be!

Izay ny hevitro^:^
11. xxx ( 23/10/2007 14:54)
Tsara ny mahay langy!
12. methode ( 24/10/2007 20:09)
MLisy kosa mba mizatra miteny fa tsy dia hoe mizesta izany ko! Raha tsy ampiasaina ny teny nianarana dia atao inona fotsiny. Mety ilay toe-tsain'ny mihaino koa no efa simba. Zah aloha dia mizatra ihany satria sahirana rehefa ela tsy mampiasa. Raha ny teny be mpampiasa angamba dia mino aho fa ny teny sinoa no be mpampiasa indrindra eran'izao tontolo izao sady efa feno entana vita sinoa daholo amin'izao tontolo izao dia ny mode d'emploi ihany koa efa ataon-dry zareo ami'nny teny sinoa! Sao de teny Sinoa indray no tokony ianarana!:roll:
13. fijo ( 24/10/2007 21:12)
marina be io voalazan'i ronaldo io.ary mahamenatra,satria raha gasy enao no milaza fa tsy dia mahy teny gasy,dia ireo vahiny izay hizestiavanao ny teniny no hanambany anao voalohany.?aza hadino,fa ny olona tsy mahay ny niaviany,dia tsy ahita akory izay hoaviny.
14. xxx ( 25/10/2007 01:01)
Misy indray ny mahay ny niaviany ihany saingy tsy tia, tsy tiany ny fiaviny.
Fa na dia izany aza, reveny be ianareo izany matoa izestiavany, mety bôgôsy be izao i ronaldo io dia hoy ilay sipa hoe, andeha hi-zestiavako kely teny frantsay ity fa tsy hitako izay hanindriana azy klé. amin'izay angamba aho hitany milay kokoa....:-D
15. sarobidy ( 25/10/2007 10:20)
methode: fa le izy kosa nge tonga d fantatra sy hita mibaribary oe ZESITA fa hafa ny hoe olona mianatra ny mizatra ity ee!
16. xxx ( 25/10/2007 10:55)
ronaldo09:

Za mba gaga fa be mihitsy gasy no miseho milay amina teny Frantsay ,ny any Dago aloha no tiako ho resahina eto .Za de mahafehy ny teny Frantsay ary tenim-pirenena 4 no haiko toy Malagasy ,Frantsay ,Anglais ary Russe saingy tsy tiako loatra ny ahy raha toa ka gasy no miresaka teny frantsay amiko na anglisy amiko na russe amiko...
Any Dago anefa de dedaka ery ny sasany mampifangaro ny teny frantsay sy ny teny gasy ary misy mihitsy aza ny miteny hoe tsy de mahay teny gasy loatra ...
Ny tsy fantatrareo izay dedaka ireo anefa fa tsy misy lanjany ny teny fantsay aty ivelany ...ny teny Anglisy no teny tokony hahabe zesta fa tsy io frantsaifrantsay nareo io ary aty Eoropa tadidio fa ny teny Allemand no be mpampiasa indrindra fa tsy ny Frantsay ,any Amerika dia teny Espagnole(A.Latine) sy Anglais (USA,Canada,Jamaique...).Ny any Asie moa de ny anglais hatrany rehefa tsy mahay litenin'ny firenena misy anao ianao.....Oceanie dia Anglais sy espagnole...ary ny any Afrika dia na eo aza ny Firenena Francophone dia ny firenena matanjaka any dia teny anglisy no ampiasainy toa an'i Afrique du sud ,Egypt,eny fa na i Lybie aza...
Koa atsaharo io fidedahana amina teny frantsay io fa tsy manan-danja ny Frantsainao raha ny tena izy reseo lahatra ny frantsay hiteny gasy fa tsy ny azy no lolohavinao atampon'ny loha!


Rehefa te hivoaka izy dia mianatra teny frantsay fa tsy hianatra teny hafa aloha an! Avelao ny ankizy hianatra fa tsy ianao no hametra izay safidiny!!!
17. xxx ( 25/10/2007 10:58)
AMIKO DIA IANAO NO TSY MISY DIKANY NA ANY FRANTSA NA ANY ANGLETERA, ny any angletera aza miverina any frantsa fa ny zavatra tadiaviny dia ao frantsa fa ianao no manao polémika eto! ndeha mianatra raha tsy mahay fa vendrana!
18. xxx ( 25/10/2007 11:26)
sarobidy:

methode: fa le izy kosa nge tonga d fantatra sy hita mibaribary oe ZESITA fa hafa ny hoe olona mianatra ny mizatra ity ee!
ka aiza ny olanao @ zany é?fa maninona no lazaina fa mizesita ny olona é?fa maninona koa no mihaino izay zavatra lazainy any @ telefoniny any?


19. tsim67 ( 25/10/2007 12:41)
za koa alo tena miteny oe mandreraka ireny ol mizesta miteny frantsay ireny e,ny miaino azy matsiravina hafa iany ny gasy woaaaaaaaaaaaaaaa
20. xxx ( 25/10/2007 13:25)
18. dontcry : 15/05/2007 18:53:13
zany, v oh alors jete presente le marsu c rouge et bleu et.....hihihihihihi

io no tena sipa ti miteny frantsay jereo ze sary nametrahany hafatra fa za saika noeveriko fa vaza ary izy :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2243