Cybercafe malaky eto Tanà?

1. hery ( 22/10/2007 10:31)
Somary sahirana mitady cybercafe aho rehefa mandalo eto Tanà. Aiza ho aiza kay no mety misy tsara?

toerana mety hanaovana accès FTP dia misy mirc sns...

Misaotra e.
novalian'i bitrokel ny 30/10/2007 17:49
2. ikaretsaka ( 22/10/2007 16:32)
Dia tena tsy haiko ry hery fa ry zalahy milaza fa samy manana ry rapide aby ny ao aminy

(karazan'ny mivarotra mangahazo io e.. tsy misy hilaza mihitsy eo hoe efa lasa mangamanga ny azy na efa nivadika ho bononoka :-D)

dia voamariko koa fa toa tsy mety hanaovana mirc ny ankamaroany koh! fa ny messenger sns dia mety
Ny ahy aloha de ao @ paositra ihany e... nijafajafa mihitsy tany Gasikara @ le mandefa fichiers ana CAD sy architecture mavesabesatra ireny
3. ikalamako ( 22/10/2007 18:20)
grave be rehefa tsy mivoha ny birao ao amin'ny Grégoire VII sy ilay etsy amin'ny kartie-nay an...:-w:-w:-w :@
=))=))=))=))=))
4. lanto ( 22/10/2007 18:26)
saika tsy himé zah ;-)
5. simplex ( 22/10/2007 18:57)
le numero 24 nge rakoto ka afaka hi-connectiavana e. Sady tsy mena-mitaha @ cyber no pratika, azo bataina :P:)
Ny cout aloha tsy fantako e. Ny frais de connexion mety mitovy ihany fa ilay fahazoana compte @ ISP no mety hisy vola aloha ihany kou... asa, jerijereo ihany...
6. ikaretsaka ( 22/10/2007 18:58)
Ikalamako> ery @ st evariste feno na ary @ via aurelia
7. ikalamako ( 22/10/2007 19:48)
ikaretsaka ===> :-D:-D:-D
mampalelo ange i sefo e ! Ampanaraho azy daholo hono ny asa fa misy connex foana izy any Dago, za ve mahalala !!!
Atsy amin'ny twitter (ridico-blog no iantsoako an'io) izy mitaraina mafy fa "milona be ny internet ao Analakely". Nataoko dia mba efa nivonona moralement lery koh =))=))=))
Mahereza sefo a !:* Reveo manja fa tsy taitra tsy maika no ady eo !!!:roll:
8. sarobidy ( 25/10/2007 14:19)
raha ny fahalalako azy tô meda b dôly ny cyber aty :?
9. elsifaka ( 29/10/2007 18:49)
ery Mandroseza eo ampitan'ny Jirama misy milay. (sady afaka mitondra machine sy cable dia to-de omendry zareo place amin'ny routeur-ny !)

dia eny Ambohijatovo ambany eo akain'ny totohabato eo koa misy mandeha tsara ihany, fa tsy afaka hitondrana machine...
10. rush ( 29/10/2007 20:00)
madacom eo @ arcade,ankadifotsy @ làlana makany @ clinique des soeurs, sady mba mailaka ihany fa ny any tana ange ry hery ka bas debit e!ny société matanjaka no manana somary haut debit 512 fotsinmitovy @ bas debit aty france,mba ento makaty antananarivo e!
11. ikaretsaka ( 29/10/2007 20:42)
tsy mahazaka fichier mavesatra ilay ampitan'ny jirama io kle... avy eo izaho no endrikendrehiny fa mampi plante ny ordian-dry zalahy
12. jentilisa ( 30/10/2007 06:09)
Andramo fa toa efa nahitako tahaka izany eo ampitan'ny boriborintany fahaefatra eo. Dia fanaon'ny aty aminay aty 67ha moa dia misy Samby Cyber izay eo ampitan'ny fiangonana Salema vaovao 67ha Fjkm na raha tsy dia mahafapo anao dia mbola misy cuber ihany koa eo amin'ny 200m avaratrany eo hitako rapida ihany koa sady tsy dia misy olona niditra noho ny fahelan'ny tao taloha -efa taloha- (Cybernautik taloha). Sady ataoko fa afaka manontany izay tompon'andraikitra eo tsara ianao. Miala tsiny fa tsy mahalala afa-tsy 67ha e! ambadiky ny Ny havana ireo toerana ireo an! misy koa moa aty alohaloha (ampitan'ny fivarotana akondro) antsoina hoe Lord io.
13. rush ( 30/10/2007 07:02)
hery:ny zanako avy taty dago,makanesa hono any @ TELMA,tany izy no nahavita, misy ny rehetra ilaina ao.
14. bitrokel ( 30/10/2007 17:49)
ao amin'ny cyber city toa malaky ihany...ao analakely akaiky ny raberivelo taloha iny....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2187