Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i bitrokel, milahatra araka ny daty
bitrokel
(
12/03/2008 18:15)
lehilahy kely feo
fa inona no mahatonga ireny lehilahy kely feo ireny???ary matetika dia somary sarim-bavy foana izy ireny....!...
tohiny
novalian'i melody ny 19/03/2008 14:32
bitrokel
(
02/01/2008 08:55)
bonne anniversaire i kelly13
miarahaba andry tratrany taona vaovao sy tratry ny tsingeren-taona aky kelly13 tohizo hatrany ny fety aloha fa mbola anatiny tsara izao e!:-*:-*:-*:-*:-*...
tohiny
novalian'i bilakarenjy ny 11/01/2008 17:51
bitrokel
(
19/12/2007 11:25)
dakaoro sa tsy dakaoro???????????
Ny naman'ny namako dia namakko koa fa...
ny naman'ny fahavaloko, fahavaloko koa.
Ny hevitrao??????^:^...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 02/01/2008 06:11
bitrokel
(
17/12/2007 06:34)
nouvel amour de sarkozy
nahazo cadeau de noel manja be kosa i sarkozy an!
mba hitanareo mifanetana ihany ve izy sy i carla bruni......:roll:?
...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 27/12/2007 18:37
bitrokel
(
08/12/2007 23:00)
miss france
harabaina aloha ry kallie fa azonareo ny miss france an! aleo kosa aloha mba hahazo ny la reunion e!
fa na izany aza tsy safidiko ilay sipa fa ny ahy ilay pays de loire na vouvelle caledonie no tiko ...
tohiny
novalian'i tsikih ny 02/01/2008 17:54
bitrokel
(
08/12/2007 20:27)
lamaodim-behivavy ankehitriny
vetivety dia miova ny lamaody ho aho e!
tena ho an'izay manaraka alodia tena tsy maintsy hoe hisalasala ihany...itako ny akanjo amidy eny amin'ny magasin toa mitovitovy daholo, ny robe lasa otran'ny ...
tohiny
novalian'i xxx ny 02/01/2008 22:17
bitrokel
(
21/11/2007 18:28)
jacques chirac
dia ahoana indray io ex dadaben-tsika nanodikodina volam-bahoaka io hono????...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/11/2007 22:10
bitrokel
(
15/11/2007 15:10)
fidedahana...(dedaka)
Aminao.... toetra ratsy ve ny fidedahana????
afaka hialàna ve izy io...?
mety hanimba ny fiaraha-monina amin'ny olona manoddidina azy ve???
satria amiko manokana, io toetra io raha tafahoatra loah...
tohiny
novalian'i niryna ny 26/11/2007 06:06
bitrokel
(
15/11/2007 12:19)
fifanorohana, oroka, bizz, bakely
Ny tiako lazaina eto dia ny fanomezana bakely ho an'ny mpifankahalala na mpihavana , mpinamana, na olona tsy fantatra fa tsy ny fifanorohana entra samy mpifankatia.
Iza no namorona an'io mifanome b...
tohiny
novalian'i bimanoa ny 29/11/2007 12:12
bitrokel
(
13/11/2007 18:27)
tchat
Hono ho aho ry zareo,??????
fa nahoana ho aho izaho no tsy tia mitsaty izany e!
betsaka ny namana maniry ny te hi tchat amiko fa
izaho tsy manana fahazotoana mihitsy ny amin'izany...
inona no ten...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 19/11/2007 11:09
bitrokel
(
04/11/2007 18:36)
star'ac
Izany hoe dia gasy i kala eva ao ami'ny star academy 7??????ahoana no fahitanareo azy????tohano izy e!8)...
tohiny
novalian'i lanto ny 18/11/2007 19:51
