dakaoro sa tsy dakaoro???????????

1. bitrokel ( 19/12/2007 11:25)
Ny naman'ny namako dia namakko koa fa...
ny naman'ny fahavaloko, fahavaloko koa.
Ny hevitrao??????^:^
2. salmo1 ( 19/12/2007 11:29)
Non! za tsy dakôro
3. xxx ( 19/12/2007 11:39)
zà somary dakaoro somary tsy dakaoro...50/50
marina fa raha naman'ny fahavaloko dia tsy tiko hatao namana satria mitarika olana foana....
ny naman'ny namako dia namako koa azo ekena raha mifandray ny feeling:wink:
4. booboo ( 19/12/2007 12:29)
Ny naman'ny namako dia namakko koa fa...
ny naman'ny fahavaloko, fahavaloko koa.


tsy miombon-kevitra hatrany an-dreniny mihitsy @ zany
5. simplex ( 19/12/2007 15:13)
bitrokely:
Ny naman'ny namako dia namakko koa fa...
ny naman'ny fahavaloko, fahavaloko koa.
tsy d'accord :)

Ny naman'ny namako: olom-pantatro
Ny naman'ny fahavaloko: olom-pantatro

:P
6. xxx ( 19/12/2007 15:17)
bitrokely:
Ny naman'ny namako dia namakko koa fa...
ny naman'ny fahavaloko, fahavaloko koa.

Tsy d'accord !
simplex:

Ny naman'ny namako: olom-pantatro
Ny naman'ny fahavaloko: olom-pantatro

:P

Tsy d'accord !

:)
7. simplex ( 19/12/2007 15:35)
xxx:
Tsy d'accord !
Tsy d'accord !

:lol:
8. simplex ( 19/12/2007 15:35)

mba hazavao rakoto fa tssssssssss :roll::)
9. xxx ( 19/12/2007 15:51)
:D:D

Ka le izy aza, misy namako tsy fantatro akory, dia ahoana moa no haha olom-pantatro an'izay namany any ? :-P
10. hery ( 19/12/2007 16:15)
Naman'ny namako = Naman'ny namako. Mbola alaiko ho namana vao lasa namako (na mety ho lasa fahavaloko) :-)

Naman'ny fahavaloko = Mampisalasala ahy aloha... fa mety azo alaina namana

Fahavalon'ny namako = Anontaniako tsara alou ilay namako dia raha tena mitombona dia fahavaloko koa

Fahavalon'ny fahavaloko = namako :-)
11. simplex ( 19/12/2007 16:16)
:D:D:D
marina izany, misy ny namana imaginaire, tsy fantatra akory :)

:b:b:b
12. tendry77 ( 19/12/2007 16:21)
...'za irara !!!
13. tendry77 ( 19/12/2007 16:21)
...'za irara !!!
14. xxx ( 19/12/2007 16:23)
sarotra be izy izany.....
15. kelly13 ( 20/12/2007 10:17)
Fahavalon'ny namako = Anontaniako tsara alou ilay namako dia raha tena mitombona dia fahavaloko koa


poikany, aza miheno feondakolosy tokana :°)
16. tslem ( 20/12/2007 11:16)
[size=16px]tsy dakaoro[/size]

ka izao no mba hevitro:

naman'ny namako= tsy namako raha mbola tsy namako sady tsy fahavaloko ihany koa fa mety ho lasa namako

naman'ny fahavaloko= raha namako dia namako foana raha tsy nisy ny olàna teo aminay fa raha mbola tsy
namako dia tsy iriako akory ny ho namany

fahavalon'ny namako= dia toy io ambony io ihany,raha namako dia namako foana fa raha mbola tsy ninamana tamiko dia tsy iriako koa ny ho namany

fahavalon'ny fahavaloko= mety ho namako ihany koa

dia ny ankoatr'ireo fahasiviko :P
17. xxx ( 20/12/2007 11:29)
naman'ny namako = za ihany :b:-D:-D:-D
18. ari.malala ( 20/12/2007 11:31)
bitrokel:
Ny naman'ny namako dia namakko koa fa...


arakarany... raha tafaraka ka mitovy feeling d mety ho lasa namako raha olona tsy fantatro tsy voatery ho lasa namako

bitrokel:
ny naman'ny fahavaloko, fahavaloko koa.



raha namako ilay olona (naman'ny fahavaloko) de namako foana raha tsisy olana eo aminay, raha tsy namako moa izy de efa tsy namako rahateo ary tsy alaiko ho fahavalo akory:-P
19. mamzelkely ( 25/12/2007 00:17)
ts haikooooo:roll:
20. kelly13 ( 25/12/2007 15:42)
oudryy :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6314