dakaoro sa tsy dakaoro???????????
43. kelly13
(
28/12/2007 18:53)
kiii vizaka fotsiny kay za nanao prezantasiô kle! za efa nizesita ni rouler "r" sns :? tsy rariny, avereno ny sôkôla
44. endrika01
(
30/12/2007 14:29)
TSY DAKAORO!!!!!!
ny naman'ny namako mety tsy de mahavantana ahy.
ny namako ihany koa mety tsy ho tian'ny naman'ny namako.Amiko ny namana,ny tena namana, ny namako,
dia sokajy tsy mitovy ka sahiko hiangarana.(alefako ary @ ventso ary io tononkaloko momba ny namana io fa mbola miandry ho vita)
za kounkou tsy dakaoro ôôôô!!!!!!^:^^:^^:^