dakaoro sa tsy dakaoro???????????

21. xxx ( 25/12/2007 21:46)
:-Dmampmé ahy kou nareo roa zany
22. kelly13 ( 25/12/2007 21:56)
xxx number 20 :wink: ka izy tonga eto tampoka zany kou, hihihihi
23. xxx ( 25/12/2007 23:28)
ka zà kou gaga hoe oujyyyyy! sady alina no tonga i kala:°)
24. ari.malala ( 26/12/2007 07:03)
:-D:-D:-Din no mahagaga anareo roa e! tsy mba atao tongasoa le namana fa igagana ndray hono:-D:-D:-D zay nge le hiran'i Rossy ohe raiso amin-kafaliana izy e! fa tongaaaaa:-D:-D:-D:-D:-D
25. kelly13 ( 26/12/2007 08:33)
misy raha tsy mazava ao ry ari.malala a :-D:-D:-D mila fanazavana fanampiny nefa ny "12" tsy mandé fa migrevy
26. xxx ( 26/12/2007 08:43)
:-Dnanao mamabe noule ngamba izy de ni connecte kely nandalo hitako eto hoe le 25 dec à 1h du mat:-P:-D:-w
an han misy raha tsy mazava marina ao!
27. kelly13 ( 26/12/2007 08:53)
xxx number 21 ndao hanao ankety :wink:
28. Mannou ( 26/12/2007 09:30)
bitrokel:

Ny naman'ny namako dia namakko koa fa...
ny naman'ny fahavaloko, fahavaloko koa.
Ny hevitrao??????^:^


Tsia, tsy afaka ho fahavaloko avy hatrany ny fahavalon'ny namako satria antony samy zareo no nahatonga izany fa tsy misy hifandraisany amiko.
29. kelly13 ( 26/12/2007 09:38)
25 fa tsy 21, kay za le 21 :°) mbola dizin'ny fety :-P
30. xxx ( 26/12/2007 09:57)
:-D:-Dtena dizn mitsy ndry! kellt 13 aza indry fa tsy 21:roll::lol:
nandefa sms joyeux noel ahy i kala aloha sady numero hafa mitry lol...mila ankety fa try lasa:-D
31. tess ( 26/12/2007 09:57)
amzay ndray sms lava be amin'ny teny angalisy sao dia lasan'i angalisy ary i kala:-D
32. kelly13 ( 26/12/2007 10:25)
:-D:-D:-D tena njaso haka an'i derrick tsika, mdrrr sa i commissaire moulin? hahahahaha! za @ io tsy andefasany an, le zandriko 1 andefasany d za tsy nahazo, discrimination goavana ty, mdrrrr
33. ari.malala ( 26/12/2007 12:04)
:-D:-D:-D:-D:-Defa ho 2008 ny andro de mba miova e! atomboka faran'ny 2007 ny fiovana (le sms teny angalisy io) fa hatraty ka hatrany kayz any le teny angalisy hihihi!
34. xxx ( 26/12/2007 14:54)
:-D:-D:-Dari.malala: njy koa zany nahazo teny angalisy hahaha !

kelly13: ntsôôôôô! so de voafafa otran'ny namafandry ny numeroko koa aza ny numero njy any aminy:-P
35. ari.malala ( 27/12/2007 06:22)
kelly, nandefasany aza hono ndry fa ts namaly kooo! hihihi, xxx, ieee, nahazo soamantsara mintsy hihihi d iny numero iny ky ny any ampesanany a!;)
36. kelly13 ( 27/12/2007 08:33)
mavandy namanareo raika iny :°) tsy ho azoko nga ono oe, ma venzansa sera teribla ono oe, hahahahaha
37. koffman ( 27/12/2007 09:18)
naman'ny namako = naman'ny namako

fahavalon'ny namako = fahavalon'ny namako
38. ari.malala ( 27/12/2007 11:16)
kelly, nandefa tam le 00336xxxxxx37 iny mints hono izy e, ary msg teny angalisy beu (ataonareo roa faktrisy mitns za an:-D:-D:-Daza adino ftsn ny sôkôlà ako fa ra ts zany heinnnnnnnnnnnn:-D:-Dsamy manome nareo roa hihihi)
39. kelly13 ( 27/12/2007 17:49)
ari.malala>manao trosa v i sôkôlà rôbera? hihihi. d aza manaiky mintsy ry kala fa ataon'izy 2 vavy faktrisy v ankia njy nefa tedavindry zareo tsy omena sôkôla? hihihihi

tena nisy chiffre diso ngamba quelque part fa tsy voaraiko le izy, ms tsy quoi ka, za kou tsy mahay teny angalisy mantsy :°)

40. ari.malala ( 28/12/2007 06:32)
kelly13, :-D:-D:-D:-D:-D:-Dndraso alou anontaniako i robera ra manao trosa ny sokola any izy ky a :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2449