nouvel amour de sarkozy

1. bitrokel ( 17/12/2007 06:34)
nahazo cadeau de noel manja be kosa i sarkozy an!
mba hitanareo mifanetana ihany ve izy sy i carla bruni......:roll:?
novalian'i kelly13 ny 27/12/2007 18:37
2. kelly13 ( 17/12/2007 07:27)
ary lery tia sipa lava b a :°)
3. xxx ( 17/12/2007 07:40)
kelly13:

ary lery tia sipa lava b a :°)

:-D:-D:-D:-D

4. lemenakely ( 17/12/2007 08:08)
ary ny an'i ra8 hono mbô iza?
5. sakaizakely ( 17/12/2007 08:49)
mba dadany kou le kapohy kely iny fa rapida raha hikopaka sipa, fanina mihitsy Carla

tsy hitanareo hoe misy itovizany ve Carla sy Cécilia ? Zany hoe Carla, c'est Cécilia moins 20 ans...

Sa tonga @ hoe ny tonta ihany no avaozina ? :-D:-D:-D:-D

....:-$

nisy vane saika nataoko zay fa sao de bedin'i Dadatoa Hery eto :-D:-D:-D:-D
6. diamondra27 ( 17/12/2007 11:50)
f'angah tsy rachida ndray we:oops:
7. mignone ( 17/12/2007 13:14)
nandalovany i Rachida dia i Carla ndray zao we
8. xxx ( 17/12/2007 13:42)
aleo kosa izy hanao fa fohy anie ny fotoana hipetrahany eo e! raha tsy prezidà tsony izy dia mety tsy hahasarika sipa tanora itsony avy eo.....
9. lapino ( 17/12/2007 13:49)
xxx:

aleo kosa izy hanao fa fohy anie .....

neveriko fa hoe " izy e!" no ho tohiny teo :-D:-D:-D

10. karinah ( 17/12/2007 14:10)
bitrokel:

nahazo cadeau de noel manja be kosa i sarkozy an!
mba hitanareo mifanetana ihany ve izy sy i carla bruni......:roll:?

Iny no tiny... sady bôgôsy no be sosy!:lol:
tsy mitovy halavaina...:wink::wink:


11. xxx ( 17/12/2007 15:15)
lapino:

xxx:

aleo kosa izy hanao fa fohy anie .....

neveriko fa hoe " izy e!" no ho tohiny teo :-D:-D:-D




:-D:-D:-Dazo lazaina koa hoe fohy izy mihoatra ilay sipa ka!


12. bitrokel ( 17/12/2007 15:18)
karinah:

bitrokel:

nahazo cadeau de noel manja be kosa i sarkozy an!
mba hitanareo mifanetana ihany ve izy sy i carla bruni......:roll:?

Iny no tiny... sady bôgôsy no be sosy!:lol:
tsy mitovy halavaina...:wink::wink:




fantatro fa iny no tiny matoa nalainy!8-)
fa ny hevitry ny olona ety ivelany no anotaniko8O


13. Bafota ( 17/12/2007 18:08)
Pataloha tery
14. karinah ( 18/12/2007 03:49)
bitrokel: za efa namaly.
15. meva2 ( 20/12/2007 10:06)
Izy aloha dia tsara tarehy sady misy classe no naturelle, mahafinaritra ny hirany, sobre, tsy be wawawa, no mitsikitsiky lava.
Ny fahitako an'i Cécilia ohatran'ny olona hautaine izany nefa élégante koa.

rehefa eo ilay "étincelles" ao anaty maso rehefa mifampijery dia mifanentana foana e!!!!
16. mignone ( 27/12/2007 17:13)
za aloha tsy tia ny hirany ka ...
17. booboo ( 27/12/2007 17:18)
Mitovy² @ Cécilia zany ilay Bruni ...fa version plus jeune :°)
18. xxx ( 27/12/2007 17:32)
ny itiavako ny hirany lay texte mahavarina be ny mihaino mamantatra ny tin'ilay texte lazaina..;
a lasa bogosy be kosa aloha i sarko sady otran'ny lasa tanora izany eo anilan'i carla...;tsy tena nanenina ve zao lay ex femme amzao??????
19. kelly13 ( 27/12/2007 18:37)
booboo:

Mitovy² @ Cécilia zany ilay Bruni ...fa version plus jeune :°)



fitakou :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1277