lamaodim-behivavy ankehitriny

1. bitrokel ( 08/12/2007 20:27)
vetivety dia miova ny lamaody ho aho e!
tena ho an'izay manaraka alodia tena tsy maintsy hoe hisalasala ihany...itako ny akanjo amidy eny amin'ny magasin toa mitovitovy daholo, ny robe lasa otran'ny kitapo gony daholo ny didiny....tena tsy ao mihitsy
mboa nanandrana aho anio ho entiko amin'ny fety faran'ny taona fa e ! e! e! kivy sy vizana fotsiny tany fa izay handramana iray horera be daholo...
tsy maitsy akanjo ampiarahina amin'ny juste au corp daholo ny mihantona eny amin'ny mannequin anefa izaho tsy tia mihitsy ireny mifaninjitra am tongotra ireny. Aleoko ihany izay akanjo mba manendrika an'i tena na fripy aza no jerena:o
novalian'i xxx ny 02/01/2008 22:17
2. Papoose ( 08/12/2007 20:59)
andramo ndray ny skinny jeans sy bottes eee!!
3. Stretch ( 08/12/2007 21:06)
ka io ko ngé arakaraka ny standing ny fety aleha e !
azafady an !
4. vahiny2004 ( 08/12/2007 22:50)

izaho koa ry bitrokel dia mijaly mihintsy ankehitriny rehefa mitady akanjo na poketra na indrindra fa kiraro . Tena tsy gout-ko mihintsy , ilay kiraro toa boribory hafahafa ireny izao no be dia be . Mba miezaka mafy mihintsy aho manandrana toa anao fa dia he he .

Au moinsmba rassurée aho izao hoe hay mba misy olona ohatra ahy ihany
5. bitrokel ( 08/12/2007 22:58)
papoose: ka ilay jean slim efa fanaovana isan'andro no mba soirée mihaja ihany ilay antsika e! rehefa reveillon iny...

strech: ka tena io voalazako io ilay izy....mba te hiova amin'ny andaan'andro hanao feminine kely fa isan'andro manao boots iva jean kanjobà foana.


vahiny2004::-D:-D:-D:-D marina mihintsy izany, miverina indray izao ny kiraro boribory ny lohany, ny bebe rangory no mpanao azy tamin'iny taona 2000 noho miakatra iny fa izao toa lasa lamaody ndray.
fa miverina izao ny escarpin mihaja ireny ka! ireny mba efa mpanao an'ireny aho rehefa mandeha mihangona.

tena ilay lamaody amin'izao mihitsy no tsy ao mihintsy e! enga anie ka tsy haharitra hihihi
sady toa olona skila kely no mendrika an'ilay izy fa ny tonogotray botàna be ity ve ho mendrika ireny akanjo ireny:?
6. mirabel ( 09/12/2007 15:38)
dia noheveriko fa izaho irery no sahirana @ ilay lamaody ankehitriny sady tsy tiako mihitsy e , dia naman'ny tsy maharaka ve izany ??? Tsy maninona fa tsy à l'aise akory aho ao anatiny sady tsy tsapako hoe izaho no manao akanjo toy ireny (tsy manambany ny tia azy an ) fa eny @ olona toa tsy dia olana loatra
7. Stretch ( 09/12/2007 16:42)
le lamody amzao mintsy ny pôzy kadradrak'e !
mankaleo be amzao ny ny mi-shopy :{

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img61.imageshack.us/img61/5550/chaussettes20lookjl0.jpg[/IMG][/URL]

Tsisy azo raisina [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/M%E9chant/0100.gif[/IMG]
8. xxx ( 09/12/2007 17:47)
toa natokana ho an'ny vevavy mahia ihany ilay lamaody kou! tena tsy dia mamely kosa aloha ho anay e! ilay kiraro ankavanana indrindra io moa izany dia otran'ny kiraron'ny kilemaina mitsy:-D
9. kelly13 ( 09/12/2007 18:30)
stretch>mety nisy azo noraisina iany ra tsy nisy ireny mi bas sy collant hafa² ireny :°)
10. kallie ( 10/12/2007 10:45)
:-D:-D:-D:-Deritrereto nge oe 'zahay efa misimisy tony mbola manao anle robe ôtran'ny barbotézy reny e? d apina collant na zistacôro :-D:-D:-D:-D:-D maptsôka ngamba
ny ahy d aleoko ny classika atramzay ihany, na ny robe ary, robe de soirée tsotra ihany, na tsy manara damôdy ar tsy mampanin ahy

11. bitrokel ( 10/12/2007 13:27)
ka ny loza anie ry kallie tsy misy robe tsotra mitsy eny amin'ny magazay fa robe otran'ny gony akanjona bevooka daholo de tena tsy ao mihitsy e!
aleo dia asiana ny pataloha ihany izany raha izany anefa ny tena mba te hanao robe....
12. kallie ( 10/12/2007 13:42)
ny mapme ozy nareo? ny sipa créole aty ny andro aty amzao 35° am atoandro, mbola mahita ze manaraka lamôdy hivers any métropole iany, manao anreny bas collant sns reny, d zareo ko ngezangeza b ny akabeazany, mbola manao anreny robe sy tunique reny ihany fa dainnnnnn :{
13. DESCARTES ( 10/12/2007 14:32)
ny fiakanjon'ny vhv @zao presque lé mirobaroba b 'reny dhlo é:roll:.Mampiseho fôtra nefa ny kibo @io somary ngeza2 ihany,tsy milay mits é!
14. bitrokel ( 10/12/2007 15:50)
descartes: toa hoatra ny tsy mamiseo foitra intsony aza izao ny ankanjo ko! ny tiko lazaina ilay akanjo abmoniny somary miantona ireny tsy de misy itnsony eny amin'ny magazay fa lava hoatran'ny tunik lazain'i kallie io daholo....sady kolopaka otran'ny akanjo bevohoka be daholo....izaho aloha dia tsy hiditra magazin fa leo tanteraka aho....aleoko mihafy amin'ny pataloha...

kallie: dainnnn marina! misy anie dia lamaody dia hanaovana ihany na tsy mifanaraka amin'ny toetr'andro aza e!, ny madà koa ange efa mafàna be dia mbola misy manao blouson cuir ihany satria hoe blousin cuir:roll:
15. sakaizakely ( 10/12/2007 16:58)
fa aiza nareo no miantsena e ? Mandehana @ au zoma boutique ry reto a ! :-D:-D:-D:-D

Ny ahy eto no tiako
http://www.promod.fr misy fitadiavana par couleur & style

na ity koa
http://www.somewhere.fr/vente-en-ligne

16. bitrokel ( 10/12/2007 17:06)
sakaizakely: misaotra tamin'ny lien fa nosokafako ilay robe fa tsy mifankaiza amin'ilay etsy ambony ihany, raha handramana ireo dia tena hoerera be aho ao anatiny no dia tsy dia mihaja kanefa indray aho tsy dia tia donus hoatran'ny amin'ilay page miseo io
http://www.promod.fr/robes
17. bitrokel ( 10/12/2007 17:12)


mba nanokatra hoe chaussures tao amin'io promod io ve aky aho ry skaizakely dia toy io daholo no kiraro ao! tena tsss:-D tsy hanao an'io ahy ka!
18. sakaizakely ( 10/12/2007 17:47)
:P:P:P

ka io ary no misy kou :lol::lol::lol:
io klou mety amiko satria tsy voapotsipotsitra ny ratsantongotra @io fa le mitsokotsoko ireny dray dray dray ! mampisy kitro sady tsy confortabla

nena lay izy roa voalohany io tiako ny poziny fa tsy ny lokony
19. xxx ( 10/12/2007 18:39)
tsy mety amiko io fa ny ranjoko ngoda dia otran"'ny rafotsy mama ndray izaho ko!:-D
izaho koa tena sahirana mihitsy ny misafidy akanjo izao any amin'ny mpivarotra fa raha tena mitady aloha mahita ihany na tunique ireny aza e ! misy tsara somary manara-batana ihany izy ireny, ny ahy mantsy raha tsy somary manara-batana manaraka ny forme ny vatako tsy dia tiako na somary ngeza ihany aza aho....fa ilay mikilaopaka be hatreo ambany nono ny tepany dia avy eo mi velatra mirebareba be..;tena hoatra ny barika mitsy ah:-D
20. pissoa ( 10/12/2007 20:53)
pataloha ihany ... pataloha hatrany :@:@:@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4925