lamaodim-behivavy ankehitriny
41. xxx
(
13/12/2007 07:12)
xxx:
xxx33: ka ny kolera d'hiver ireny kolera maizina ireny e! maninona raha mampanjaitra ravidamba raha izany......?
mora ery ny miteny hoe "maninona raha mampanjaitra" ô?
42. karinah
(
13/12/2007 13:40)
bitrokel:fa maninn io? sa bitrokel matavy..:?::°)
mba nanokatra hoe chaussures tao amin'io promod io ve aky aho ry skaizakely dia toy io daholo no kiraro ao! tena tsss:-D tsy hanao an'io ahy ka!
43. karinah
(
13/12/2007 13:43)
kallie:
:-D:-D:-D:-Deritrereto nge oe 'zahay efa misimisy tony mbola manao anle robe ôtran'ny barbotézy reny e? d apina collant na zistacôro :-D:-D:-D:-D:-D maptsôka ngamba
ny ahy d aleoko ny classika atramzay ihany, na ny robe ary, robe de soirée tsotra ihany, na tsy manara damôdy ar tsy mampanin ahy
kallie::-D:-D:-D:-D:-D.;, tsara le izy raha tsy ronde le oul mitondra anazy, ié:lol:
fa ny mahatsara an'io ko aanie izao tsy voatsokan'ny rivotra mintsy eh!:-D:-D:-D:oops:
44. karinah
(
13/12/2007 13:47)
Stretch:Stretch: tsy misy azo raisina ahoana aky ireo?:roll::roll::roll: zarbi ndry an, sa "stretch" iany ve?:-D:-D:-D:wink:
le lamody amzao mintsy ny pôzy kadradrak'e !
mankaleo be amzao ny ny mi-shopy :{
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img61.imageshack.us/img61/5550/chaussettes20lookjl0.jpg[/IMG][/URL]
Tsisy azo raisina [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/M%E9chant/0100.gif[/IMG]
45. bitrokel
(
13/12/2007 15:02)
karinah: tsy matavy mitsy aho fa izao kosa aloha tsy gout ko e! samy manana ny tiny io fa vidio raha tindry:°)
46. kelly13
(
14/12/2007 16:03)
bitrokel>ary ahôna io kiraro compensé b io? hihihihi! ra le cousin-nay zay zao no mahita an'io d hozizy oe "kitrona mpanao x" :-D:°)
47. tess
(
14/12/2007 16:06)
kelly: sodé i tonton tess izany?????:-D ça va ça va lay kiraro fa ilay sisiny à droite indrindra tsy voako sy ilay boty maity itsy ambony itsy:wink:
48. kallie
(
15/12/2007 07:06)
io boty io ts mampanin ana ra anaovana am pataloh lava (d tsy fantatra oe bottine), za be ranjo b d ratsy b ra manao anreny
49. bitrokel
(
15/12/2007 16:28)
ia raha izay lazain'dry izay ry kallie hoe tsy aseho fa atao anaty pataloha dia ok! fa raha hanaovana amin'ny akanjo toy ny akanjo mandry rery ambony dia tsy avy izaho ka!
50. kallie
(
15/12/2007 18:03)
ary ny fiakanjonlé Maureen am Starac e :{:{:{ miaraka amle volo, zafady ra misy tia fa za klou d mifona e
51. xxx
(
15/12/2007 19:04)
ka manendrika azy ilay izy! ireny akanj ireny mihitsy no hamidy eny antsena rehetra eny ho an'ny vehivavy be nono aloha dia tsy manendrika ireny akanjo kilaopaka be ireny e!
vao maika manome volume an'ilay nono sady tsy hita hoe ahoana fa aleo ihany omena valeur amin'ilay akanjo mipetapetaka manara-batana ireny ny tratra, ny ambany tsy maninona na mi evasé na mi boule na mi fronce fa ilay ambony kilopaka be mitsy no horera be....aiza koa misy an'izany hoe eny ambony nono indray no misy an'ilay didy mananjara kely dia vao maika mahazo vahana be ilay nono:-D
raha somary misy tepany serré juste eo ambany nono ndray lay akanjo dia mba tsara ihany.
fa i maureen mahia no tsy dia misy tratra dia mendrika azy ilay izy fa otran'ny vorokitsay aloha e! na lay netiny teny am prime time aza tsssss korotana be

52. mignone
(
15/12/2007 21:18)
zay lé style ny Maureen ka !
sakaizakely > mbola misy any am caroll ka ! akanjo klasika daolo ny ankamaroany ao !:wink:
sakaizakely > mbola misy any am caroll ka ! akanjo klasika daolo ny ankamaroany ao !:wink:
54. kallie
(
17/12/2007 16:43)
:-D:-D:-D za mieritreritra oe zavatra efa namboarina iny e, zany no nanaovana anazy meilleure fôna, ol ts nanin ts nanin sady mafy loh be iny ve d.... tssss
55. xxx
(
17/12/2007 16:46)
angamba kosa misy propositon manja be any ho any de amzay izy tsy lany andro ao am star'ac! mety efa misy contract milay any ho any:-P
56. Valala
(
18/12/2007 05:27)
kallie ny namako izao nividy robe otran'io barbotezy lazainjy io fa tena hitako tsara aminy le izy,
ny solution hitako aloha d aleo mampanjaitra ihany fa le mividy vita toa tena mandreraka indraindray raha tena handé soirée mihaja be enao, ilay eny antsena mantsy toa tsy mahafa-po intsony mintsy.
ny solution hitako aloha d aleo mampanjaitra ihany fa le mividy vita toa tena mandreraka indraindray raha tena handé soirée mihaja be enao, ilay eny antsena mantsy toa tsy mahafa-po intsony mintsy.
57. kallie
(
18/12/2007 06:10)
:-* eny e, mety ho tsara alo io barbotézy io fa ts iety amiko mintsy e, ngamba a ôtran'ny barika amin'io, hihihi, za ko tam mbola tany am tanana d nampanjaitra fa aty tsy manana mpanjaitra ko :cry:
58. kelly13
(
18/12/2007 09:53)
le barbôtezy io ry reto toa ol manifinify sy b tratra no tsara aminy a, raha ny teboky ny fahitako klou e. nahita site mpivarotra kiraro za (asa ra efa hitanareo klou e), fa raha eto métropole klou d frais de livraison gratos e, mais jerijereo iany fa manana choix
http://www.sarenza.com/
http://www.sarenza.com/
60. xxx
(
18/12/2007 16:30)
olona mahiahia daholo no mety main'ireo akanjo ireo fa raha olona manana rondeur tonga de lasa big mama be ireny na otran'nlay mpanao gospel be akanjo amerikan noire ireny.....ireny komany dool mantsy de otran'ireny mitsy....