lamaodim-behivavy ankehitriny

21. xxx ( 10/12/2007 21:43)
izahay bedy velona raha nipataloha taloha satria mpivavaka be ny ao antrano dia any ambavahady no misolo pataloha....raha hamonjy boum indray dia mody manao jupe lava be dia any anaty taxi no misolo pataloha:P
izao anefa somary leo indray dia mitady jupe sy akanjo
22. simplex ( 10/12/2007 22:01)

Resa-behivavy :roll::lol::lol::lol:
23. pissoa ( 10/12/2007 22:15)
simp : oust !!! :b:-D:-D:-D
24. simplex ( 10/12/2007 22:25)

kalou hanao zitaokoro fa tsssssssss :b:b:b
25. ikaretsaka ( 10/12/2007 23:23)
tsss tsy aleo hoa manao masera.. ireny tsy mivakiloha @ zany lamaody izany
26. ikaretsaka ( 10/12/2007 23:24)
na manao sipa silamo koa kay...:wink:
27. pissoa ( 10/12/2007 23:32)
simp =))=))=))

Ika : :-D:-D:-D
28. kallie ( 11/12/2007 09:24)
fa reny sipa silamo reny mihaingo an, imbetsaka za mahita anle misarontamba mainty b reny (lé maso kely fotsiny sisa no hita) mividy dessous zareo an, sady amzay ts lé tsotsotra reny fa lé sexxxxxx be reny, fa gaga wa za oe "ay kay tony veta ihany fa mody mirakodrakotra eo fotsiny" :-D
29. xxx ( 11/12/2007 17:09)
ireny manao akanjo rebareba be ireny betsaka ny tsy mandany vola amin'ny fividianana kilaoty fa tsy mikilaoty ireny fa savy dia sarona be ao!
30. xxx ( 11/12/2007 17:11)
inona koa no hataon 'i ika sy simplex ato e! asi zustakaoro aza aloha hi hitanay:{
31. ikaretsaka ( 12/12/2007 03:23)
labine fepale moane
32. malalatinasoa ( 12/12/2007 06:22)
Dia mahagaga ndray izany. Za anefa mieritreritra hoe ity taona ity no tena mety amiko ny lamaody, ny vola no tsy misy ividiana. Fa mety arakaraky ny toerana hipetrahana ngamba.Ilay bottine kely io aloha tsy miady @ piesiko.
Fa ny jean sy pataloa wide leg, mmmmm.Ny escarpin talon aiguille sy bout rond, mmmmm, ny repetto mmmhhhhh. Bout carre sy pointu efa mankaleo. @ fety petit robe noir....
Ny robe ballon efa tsy misy mpanao intsony aty.
33. xxx ( 12/12/2007 06:41)
malalatianasoa: ny jean slim anie ao tsara fa ilay robe entina mandeha soirée na robe tsotra tsy ao mihitsy fa otran'ny akanjo bevohoka daholo
ny escarpin misy tsara mihintsy fa ny kiraro kiboribory koa tsy mamely mitsy hihihi
34. xxx ( 12/12/2007 07:32)
xxx33 aho, ny tena mahakamo dia tsy mahita hafa tsy gris sy mainty @ izao ririnina izao! ny zandriko atao soratra @ faran'ny volana izao, dia sahirana mihintsy fa dia gris sy mainty no betsaka. nahita robe kely mahafatifaty kely izay izahay mirahavavy tany @ morgan, fotsy le izy fa avy eo lasa misy nuance de gris ery ambany ery d ny ceinture en soie mainty :?

ilay bottines koa aloha dia tsy mba mety amiko e, tsy tiko no tena marina! aleoko ihany le bottes tsotra, dia ilay akanjo otran'ny akanjo de grossesse koa tsy mampaninona ahy nefa
35. sakaizakely ( 12/12/2007 13:42)
nareo ve klou mba misy manaraka La Matinale (Canal+) fa misy sipa zay hoe Daphné Burki mitana ny rubrique mode fa tena hafahafa e ! izy tena mpanao an'ireny blouzy ireny, ny coupe volony koa tsy hitahita be ihany, de zany hono no ché-bran aminy

ze afaka mijery de mba lazao kely hoe ny fahitanareo azy

Za kou de tia an'le somary blouzy kely ireny, mety tsara am le vao avy niteraka mandrampanao abdos ;-)

ny kiraro bouts ronds koa tena mety amiko satria za mandeha tongotra matetika dia tena confortables tsy mankarary tongotra io lohany boribory io

les goûts et les couleurs ouny, ça ne se discute pas ;-);-);-);-)

Any @ Caroll ve reto tsy misy couleur mba beige caramel na chocolat farafaharatsiny ? Sady mba classe raha toa hamonjy fety...
36. xxx ( 12/12/2007 15:57)
xxx33: ka ny kolera d'hiver ireny kolera maizina ireny e! maninona raha mampanjaitra ravidamba raha izany......?
37. ikaretsaka ( 12/12/2007 16:35)
azo atao koa ny manao robe sy mitanan'ivoho dia mitafy lamba... afaka manao lamaody tsara mihitsy @ le robe sy kapa fa tsy mila mivakl be!

xxx> oadray.. ianao angaha tsy mbola nahita an-dry armstrong sy ny mpanao biskleta manao zistankor rehefa ririnina ny andro ka mikotrana ry zareo?
38. xxx ( 12/12/2007 16:47)
ikaretsaka: marina izany...hay tokotrany moa, ny andry zareo anie matevina dia tsy de hita ny fahita rehetra e!:°)
39. xxx ( 12/12/2007 17:42)
ikaretsaka:

azo atao koa ny manao robe sy mitanan'ivoho dia mitafy lamba... afaka manao lamaody tsara mihitsy @ le robe sy kapa fa tsy mila mivakl be!

xxx> oadray.. ianao angaha tsy mbola nahita an-dry armstrong sy ny mpanao biskleta manao zistankor rehefa ririnina ny andro ka mikotrana ry zareo?


Azo atao fa tsy dia tiako koa , ça fait Ramama be sy dorkasy :lol:
40. Veloo ( 13/12/2007 01:49)
madehana any @ galleries lafayette fa any mbola misy ny akanjo izay tiana hanaovana (ao ny classika etc...)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.2836