mangataka toro hevitra

1. berrt18 ( 22/10/2007 09:12)

Manaohana daholo nareo et!!!!!!!

Hono oa mba mangataka toro hevitra @ nareo eto aho satria niheritreritra ny mba handeha any Dago ny teneako @ volana janvier izao. Ny olana anefa dia tsy ampy ny vola handehanako any. Dia izao no mba tiako hoe : mahafantatra compagnie aerienne ve nareo le frais d'avion payé en plusieurs fois? Nako hoe iza ny compagnie mora indrindra eto france? corsair no itako eto @ internet fa miakatra isan'andro ny vidin'ilay billet. Air mada lafo be, dia air france koa.
Raha mba manana toro hevitra ianareo dia mba valio ity hafantro ity
misaotra mialoha
novalian'i mignone ny 28/10/2007 21:29
2. jemimah ( 22/10/2007 09:45)
antsoy ty olona ty 0686678685 BALI no anarany ok
3. lemenakely ( 22/10/2007 09:45)
miandrasa @ janvier mihintsy any mantsy mora ny billet satria tsy misy mpandeha ! misy agence vao nisokatra ihany koa vanilla voyage ao @ 15é ! misy promo ao
4. mbaliana ( 22/10/2007 09:50)
ao paris ao toa misy agence de voyage toa ahafahana mandoa indroa ny vidin'ny billet.. toa corsair izy io.. Jacaranda ny anaran'ilay agence raha tsy diso aho...
5. sakaizakely ( 22/10/2007 10:06)
ny ankabeazan'ny agences de voyages rehetra manaiky paiements en plusieurs fois sans frais (par chèques) fa manontanintania ihany.

Azonao atao koa ny manatona ny Service voyage @ireny grandes surfaces ireny (Carouf, auchan...), na mankany @ Fnac voyages koa, fa manao paiements plusieurs fois koa ireny, saingy à crédit. Ka arakaraky ny halavan'ny fotoana hamerenanao ny vola no mahalafo ny taux d'intérêt. en moyenne mihoatra ny 10% ny teg ka anjaranao ny mampitaha.

aza hadino ny mba milaza hoe n'inn am reo no tena nety taminao satria sosokevitra ihany ny ahy fa tsy mbola nanandrana.


Tongava soa dia ho tsara mandroso ho tsara miverina ary ;-)
6. hery ( 22/10/2007 10:35)
Fa ohatrinona aloha ilay zakanao dia eo no hahitana azy
7. mirabela ( 22/10/2007 11:13)
comptoir de mada mety.essaye kan mêm
8. booboo ( 22/10/2007 11:17)
Nouvelles frontières ndraindray manao enchères destination Antananarivo. Jerijereo kounkou raha ohatra kah (200 euros ny mise à prix matetika)

Mila mivonona handeha @ ireo daty omeny fotsiny dia mila mahay manao enchères dia zay :wink:
9. berrt18 ( 24/10/2007 15:07)

Manahona daholo

Misotra betsaka anareo t@ ireo toro hrvitra ireo euh. Jemimimah, hono oa iza io BAli io? Ny oloa amin'ilay billet derniere mimute dia izao : izao tsy afaka mandeha any raha tsy ilay vacances satria manana zaza mianatra ny vadiko dia izy koa miasa. dia vacances zay vao afaka mandeha
10. simplex ( 28/10/2007 20:06)

@ le pub io ambony io otran'ny misy mora kle. :P
Fa zany hoe daty precise aloha e :)
11. mignone ( 28/10/2007 21:29)
raha vao vacances zany dia hafa mintsy ny prix !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0689