Sakafo inona no tsara sy ratsy hitanao!
1. niryna
(
22/10/2007 04:07)
Asa aloha hianareo raha mba tia mihinana karazan-tsakafo eny amin'ireny hotely maro karazany ireny e.
Misy izy jerena toa matsiro sy toa mafilotra tsara ery kanefa rehefa anontaniana amin'ilay sary dia tena tsy ho tafatelina ilay izy.:oops:
Voalavo: toa efa misy toerana fasiany azy,dia votsorana amin'ny rano mafana dia endasiny ary asiany saosy ka mitovy ireny akoho niendasina ireny.Tsy ho tafateliko mihitsy aloha ilay izy raha mijery ilay fanamboarany azy aho e,raha tsy miteny angamba dia tsy ho fantatro hoe inona ity.
Nahita hiany koa aho scorpion ataony amin'ny hazokely toy ny masikita.Ny tsirony koa aloha dia asa e ? sa ahoana ny tsirony?

novalian'i niryna ny 01/12/2007 12:24
2. niryna
(
23/10/2007 03:49)
Ity misy recipes izay mazoto mamaky amin'ny teny anglisy.:D
http://www.eatingwell.com/recipes/collections.php

3. steeeel
(
23/10/2007 04:27)
ny sakafon'ny jamaikana indray andro no tena nahasarika ahy, indrindra ilay vary nandrahoina miaraka amin'ny tsaramaso mena iny, noheveriko ho tena vary gasy mena mihintsy. kanefa tsy dia mankaiza ny tsirony.
4. niryna
(
23/10/2007 05:04)
steeeel:
ny sakafon'ny jamaikana indray andro no tena nahasarika ahy, indrindra ilay vary nandrahoina miaraka amin'ny tsaramaso mena iny, noheveriko ho tena vary gasy mena mihintsy. kanefa tsy dia mankaiza ny tsirony.
Ny hitako koa dia mitovy amin'io fa mbola mifangaro ny akoho.Ahoana re no tsiron'ity e.
Ny mangahazo no tiako:hampangotrahina rehefa avy notetehina kely,dia rehefa masaka dia ariana ny ranony.Avy eo hendesany ,mitovy ny tsiron'ny french fries ilay izy,ary asiana ketchup kely.:miam:
5. ikaretsaka
(
26/10/2007 02:13)
tsara ny voalavo ka ,sady io fantatra fa voalavo tsy mihinankinam-poana fa voalavo nompiana sy zavatra fantatra no omena azy. Raha ny tsirony dia ohatran'ny hena kisoa tsy dia matavy loatra (henakisoa miendaka)
tsy fantatro ny tsiron'Akoho (za tsy mihinana/vokatry ny secte-ko) fa misy milaza fa ohatran'ny akoho io.
ny Nids d'hirondelles no tsa de voako loatra.. vao mihery le paoziny de efa :{,

6. niryna
(
26/10/2007 04:03)
ikaretsaka:

tena marina ve izany fa mihinana voalavo ika?
7. ikaretsaka
(
28/10/2007 01:45)
ie.. tena mihinana aho: fa tsy ilay voalavon'ny dalles ireny an..! fa le voalavo mihinana seeds sns.. na ompiana!
matsiro dia matsiro tokoa, hano fa hena!

8. Papoose
(
28/10/2007 13:37)
ika, voalavo?8O ewwwwwwwwwwwww!!Miala tsiny aho fa aleoko ihany akoho foreva n eva!
9. soanja
(
28/10/2007 16:46)
Ny sakafo tena tsy mba namparisika ahy hitan'ny masoko sady nohanin'ny vavako dia ny sakafo sinoa tany Beijin. Ehe nohanina ka, iray volana hozy ianao fa te handoa foana isaky ny mijery azy aho.
Ny vary ihany no nasesiko dia nahafaly ahy nefa zara raha omeny fa kopy kely no fenoany de zay. Ny ambiny miodina isan-karazany eo tena tsy manaitra ahy mihitsy fa maleblebo hafafaha zany daholo sady mamy mandreraka zay. hafa ny sakafo sinoa any amintsika, ireny cantonais angamba ka.
Nefa ny sakafo tena tiako kosa dia sakafo japs. Mahalany be tokoa aho raha vao sushi sy ny rolls ary ny tampora.
Refa nodinihiko dia tia sakafo manta aho ka indrindra raha trondro manta. Weird be mihitsiny....

10. hantakely
(
28/10/2007 19:12)
Salut daholo
Izany voalavo izany kosa aloha na ompiana manokana ary aza toa tsy lasa,aleoko ihany ny akoho roti miam....
mahita atao reto isika itony:-D:-D:-D

11. kallie
(
29/10/2007 12:44)
ifonako koa alo lé voalavo e, beurk beurk be
Fa ny beurk koa d tany afrika, lé mangahazo boledainy am tanana d afangarongaro zavajavatra tsy aiko aby, fa dain, ny fofony ôtran'ny fofona (azafady an) taina kisoa mifangaro fofon-kelika bevolo be tsemboka :{:{ fa dain, nefa zareo milela-tanana dôly niletra anle izy

12. tess
(
29/10/2007 12:58)
Papoose::-D:-D
ika, voalavo?8O ewwwwwwwwwwwww!!Miala tsiny aho fa aleoko ihany akoho foreva n eva!
13. ikaretsaka
(
02/11/2007 18:45)
aleoko voalavo toy izay akoho le
ny akoho tsy fihinana fa fampiady
aza aeritreretina fotsiny hoe voalavo ny hoanina fa matsiro hoa..mba kozy e
tena resy lavitra ary tsy te hierika akoho intsony nareo

15. niryna
(
04/11/2007 06:09)
ikaretsaka:
ie.. tena mihinana aho: fa tsy ilay voalavon'ny dalles ireny an..! fa le voalavo mihinana seeds sns.. na ompiana!
matsiro dia matsiro tokoa, hano fa hena!
:oops: asa aloha fa tena tsy teloko izany raha fantatro
16. niryna
(
04/11/2007 06:10)
Papoose:
ika, voalavo?8O ewwwwwwwwwwwww!!Miala tsiny aho fa aleoko ihany akoho foreva n eva!
izaho koa aky a.Efa nahita toerana mivavaka amin'ny voalavo ve hianareo? Feno hipoka ny tanana iray manontolo ary miara-mizotra ilay izy manao andiany maro
17. niryna
(
04/11/2007 06:14)
soanja:
Ny sakafo tena tsy mba namparisika ahy hitan'ny masoko sady nohanin'ny vavako dia ny sakafo sinoa tany Beijin. Ehe nohanina ka, iray volana hozy ianao fa te handoa foana isaky ny mijery azy aho.
Ny vary ihany no nasesiko dia nahafaly ahy nefa zara raha omeny fa kopy kely no fenoany de zay. Ny ambiny miodina isan-karazany eo tena tsy manaitra ahy mihitsy fa maleblebo hafafaha zany daholo sady mamy mandreraka zay. hafa ny sakafo sinoa any amintsika, ireny cantonais angamba ka.
Nefa ny sakafo tena tiako kosa dia sakafo japs. Mahalany be tokoa aho raha vao sushi sy ny rolls ary ny tampora.
Refa nodinihiko dia tia sakafo manta aho ka indrindra raha trondro manta. Weird be mihitsiny....
Fa inona no tena tsy namokatra tamin'izany sakafo izany?
Noentin'ity namako koreana nisakafo aho ary efa ho 13 no isan'ilay vilia baolina kely narosony teo anoloana,afaka manampy hoy ilay namako ary tsy nahalany ilay sakafo nafaranay izahay fa noentina nody.Legumes karazany ary misy izany karazana laisoa hafa izany izay lazainy fa manadio ny vatana iray manontolo hono.hafa ny fahandrony azy sady misy zavatra menamena toy ny sakay kanefa tsy masiaka.
18. niryna
(
04/11/2007 06:17)
hantakely:
Salut daholo
Izany voalavo izany kosa aloha na ompiana manokana ary aza toa tsy lasa,aleoko ihany ny akoho roti miam....
mahita atao reto isika itony:-D:-D:-D
Na ny akoho ompiana aza aky toa latsaka ato am-bava ihany satria maro sy efa mahazatra fa ilay trondro hopiana ao anaty fitoerany ngezabe ireny toa tsy tafateliko ka :lol:.
19. niryna
(
04/11/2007 06:18)
ikaretsaka:
aleoko voalavo toy izay akoho le
ny akoho tsy fihinana fa fampiady
aza aeritreretina fotsiny hoe voalavo ny hoanina fa matsiro hoa..mba kozy e
tena resy lavitra ary tsy te hierika akoho intsony nareo
kely ny finoako amin'izany ry ika a
20. keyoann
(
04/11/2007 22:58)
aoka ihany akoho fa ny voalavo anie ry reto d animal nuisible ary mitondra aretina betsaka noho ny akoho e!