Sakafo inona no tsara sy ratsy hitanao!

41. mangabe ( 25/11/2007 13:46)
niryna:

steeeel:

ny sakafon'ny jamaikana indray andro no tena nahasarika ahy, indrindra ilay vary nandrahoina miaraka amin'ny tsaramaso mena iny, noheveriko ho tena vary gasy mena mihintsy. kanefa tsy dia mankaiza ny tsirony.

Ny hitako koa dia mitovy amin'io fa mbola mifangaro ny akoho.Ahoana re no tsiron'ity e.
Ny mangahazo no tiako:hampangotrahina rehefa avy notetehina kely,dia rehefa masaka dia ariana ny ranony.Avy eo hendesany ,mitovy ny tsiron'ny french fries ilay izy,ary asiana ketchup kely.:miam:
O ry Niryna a! Manao anio koa anie ny gasy e! Indrindra any Mahajanga!!!!




42. mangabe ( 25/11/2007 13:53)
hantakely:

Salut daholo

Izany voalavo izany kosa aloha na ompiana manokana ary aza toa tsy lasa,aleoko ihany ny akoho roti miam....
mahita atao reto isika itony:-D:-D:-D

>>hantakely sy kallie: amin'ny teniny dia voalavo niopina ilay izy dia tsy maloto anie! Ny ahy kosa alohany di ny sakafo-dry zareo afrikanina noho tsy tantiko loatra!
Tsy izy rehetra fa ilay atao hoe sauce gombo...maditidity sady transparent otrany lelo izany ilay izy ewwwwwwwwww! Amin'izay ampiarahany koba mavomavo tena tsy tafateliko nefa mba no-invité dry 'zareo!!!! Menatra be aho tamin'io fotoana io!
43. mangabe ( 25/11/2007 13:55)
niryna:

soanja:

Ny sakafo tena tsy mba namparisika ahy hitan'ny masoko sady nohanin'ny vavako dia ny sakafo sinoa tany Beijin. Ehe nohanina ka, iray volana hozy ianao fa te handoa foana isaky ny mijery azy aho.
Ny vary ihany no nasesiko dia nahafaly ahy nefa zara raha omeny fa kopy kely no fenoany de zay. Ny ambiny miodina isan-karazany eo tena tsy manaitra ahy mihitsy fa maleblebo hafafaha zany daholo sady mamy mandreraka zay. hafa ny sakafo sinoa any amintsika, ireny cantonais angamba ka.
Nefa ny sakafo tena tiako kosa dia sakafo japs. Mahalany be tokoa aho raha vao sushi sy ny rolls ary ny tampora.
Refa nodinihiko dia tia sakafo manta aho ka indrindra raha trondro manta. Weird be mihitsiny....



Fa inona no tena tsy namokatra tamin'izany sakafo izany?
Noentin'ity namako koreana nisakafo aho ary efa ho 13 no isan'ilay vilia baolina kely narosony teo anoloana,afaka manampy hoy ilay namako ary tsy nahalany ilay sakafo nafaranay izahay fa noentina nody.Legumes karazany ary misy izany karazana laisoa hafa izany izay lazainy fa manadio ny vatana iray manontolo hono.hafa ny fahandrony azy sady misy zavatra menamena toy ny sakay kanefa tsy masiaka.




Kimchi no anaran'ilay laisoa..tena tsara tokoa ilay izy. Fihinan-dry 'zareo japonais koa izy io!
44. niryna ( 01/12/2007 12:11)
dongadonga:

:snif::snif:mankaloiloy be izany kle azaa

:D ny saina angamba no voa ka.Hitan'ny tena misitrika any anaty lavaka iny dia iny indray no samborina na ompiana.Hitanao izao fa eny amin'ny fako no misy azy sy mitondra aretina

45. niryna ( 01/12/2007 12:14)
[quote=dongadonga]
46. niryna ( 01/12/2007 12:17)
xxx:

ikaretsaka: izaho sady tsy mifidy no tsy mifady fa mbola tsy nanandrana ny ho mety azo atelina rehetra:wink::-D

dongaodnga: efa haiko tsianjery io sakafo nomenao io ny tsirony fa hafa koa haroso, ilay spesialy ireny:-P

izaho koa fa ity narosony ity aloha dia tena tsy ho voateliko e 8O

47. niryna ( 01/12/2007 12:21)
fahamarinana:

:arrow:efa betsaka ihany no nohaniko tany dago:fanihy,sokatra,saka,trandraka;valala,voangory,araignée fa voalavo kosa lahy tsa mbola nohaniko.Asa raha tsy fantatro angaha fa mampieritreritra ihany an.(l)



=))=))na saka koa aza aho tena kely ny finoako ka.Nahandro bitro aza ny olona dia nasiana divay angmba izy izay fa saika tsy voateliko ka.
Nasain'ny olona aho ary sikotra izay no nataony,hafahafa ny fahandrony azy,tena tsy tafa-teliko ilay izy,tsy fantatro fa ny saiko koa angamba no voa.Dia mifankaiza amin'ny huitre na sakafo hafa moa ilay izy fa dia tsy teliko e.:b
48. niryna ( 01/12/2007 12:24)
mangabe:

niryna:

soanja:

Ny sakafo tena tsy mba namparisika ahy hitan'ny masoko sady nohanin'ny vavako dia ny sakafo sinoa tany Beijin. Ehe nohanina ka, iray volana hozy ianao fa te handoa foana isaky ny mijery azy aho.
Ny vary ihany no nasesiko dia nahafaly ahy nefa zara raha omeny fa kopy kely no fenoany de zay. Ny ambiny miodina isan-karazany eo tena tsy manaitra ahy mihitsy fa maleblebo hafafaha zany daholo sady mamy mandreraka zay. hafa ny sakafo sinoa any amintsika, ireny cantonais angamba ka.
Nefa ny sakafo tena tiako kosa dia sakafo japs. Mahalany be tokoa aho raha vao sushi sy ny rolls ary ny tampora.
Refa nodinihiko dia tia sakafo manta aho ka indrindra raha trondro manta. Weird be mihitsiny....



Fa inona no tena tsy namokatra tamin'izany sakafo izany?
Noentin'ity namako koreana nisakafo aho ary efa ho 13 no isan'ilay vilia baolina kely narosony teo anoloana,afaka manampy hoy ilay namako ary tsy nahalany ilay sakafo nafaranay izahay fa noentina nody.Legumes karazany ary misy izany karazana laisoa hafa izany izay lazainy fa manadio ny vatana iray manontolo hono.hafa ny fahandrony azy sady misy zavatra menamena toy ny sakay kanefa tsy masiaka.




Kimchi no anaran'ilay laisoa..tena tsara tokoa ilay izy. Fihinan-dry 'zareo japonais koa izy io!



ie kimchi no anarany ary mamofona be ilay izy,nividy aho ka najanoko tao anaty fiara fa mangatsiaka moa ny andro,naka kely aho ka tsy nofatorako tsara ilay harona.Fofona re izany e. Fofona laisoa misy zezim-bazaha ireny ka simba sy lo ilay izy rehefa avela ela.Toy izany no fahenoko ny fofony.Na dia atao ao anaty bocal misarona tsara ary ilay izy toa lasa mivoaka ihany ny fofony?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2958