Sakafo inona no tsara sy ratsy hitanao!

21. zoara ( 06/11/2007 13:26)
"samy mana gny raha teany,toy ny olo be nihina tain-delo" ohabolana sakalava
hafa ihany ny akoho gasy,na roti na @ anamalaho na sôsy.....zah tena mpakafy ahandro gasy,kreola, antillais indrindra fa ny dombré de fruit de mer(chatrou,lambi,crevette....)
22. boubounezy ( 08/11/2007 21:02)
za efa ninana bitro, saka, bibilava, sokatra, herisson, voay, ramanavy, gogo lé vorona b vava b reny... fa ny tena tsara d ny "sokatra".
23. dongadonga ( 08/11/2007 21:27)
24. soanja ( 09/11/2007 03:48)
niryna:

soanja:

Ny sakafo tena tsy mba namparisika ahy hitan'ny masoko sady nohanin'ny vavako dia ny sakafo sinoa tany Beijin. Ehe nohanina ka, iray volana hozy ianao fa te handoa foana isaky ny mijery azy aho.
Ny vary ihany no nasesiko dia nahafaly ahy nefa zara raha omeny fa kopy kely no fenoany de zay. Ny ambiny miodina isan-karazany eo tena tsy manaitra ahy mihitsy fa maleblebo hafafaha zany daholo sady mamy mandreraka zay. hafa ny sakafo sinoa any amintsika, ireny cantonais angamba ka.
Nefa ny sakafo tena tiako kosa dia sakafo japs. Mahalany be tokoa aho raha vao sushi sy ny rolls ary ny tampora.
Refa nodinihiko dia tia sakafo manta aho ka indrindra raha trondro manta. Weird be mihitsiny....



Fa inona no tena tsy namokatra tamin'izany sakafo izany?
Noentin'ity namako koreana nisakafo aho ary efa ho 13 no isan'ilay vilia baolina kely narosony teo anoloana,afaka manampy hoy ilay namako ary tsy nahalany ilay sakafo nafaranay izahay fa noentina nody.Legumes karazany ary misy izany karazana laisoa hafa izany izay lazainy fa manadio ny vatana iray manontolo hono.hafa ny fahandrony azy sady misy zavatra menamena toy ny sakay kanefa tsy masiaka.



Isankarazany tokoa aky le sakafo teo fa sady misy anle vilia goavana miodikondina iny de eo amboniny ny sakafo isankarazany hosafidiana fa izay teo tsy tiako avokoa fa tena malebolebo sy mamimamy be sady salelolelo be e. Miala tsiny indrindra. Vary de vary no tiako nefa iny kelibe no omeny.


25. ikaretsaka ( 09/11/2007 04:44)
niryna:


aleoko voalavo toy izay akoho le

ny akoho tsy fihinana fa fampiady
aza aeritreretina fotsiny hoe voalavo ny hoanina fa matsiro hoa..mba kozy e
tena resy lavitra ary tsy te hierika akoho intsony nareo

kely ny finoako amin'izany ry ika a



Raha rosoako i niryna ka tsy teneniko mihitsy raha tsary refa voatelina tsara sy efa andalan'ny levona iny hoe voalavo ilay nohanina teo.
dia hanakory? fa ngamba mbola hangataka..
tsy ny saina anie no misakafo fa ny vava sy ny kibo e e


26. ikaretsaka ( 09/11/2007 04:46)
[quote=dongadonga]
27. dongadonga ( 10/11/2007 14:40)
28. niryna ( 11/11/2007 23:46)
ikaretsaka:

niryna:


aleoko voalavo toy izay akoho le

ny akoho tsy fihinana fa fampiady
aza aeritreretina fotsiny hoe voalavo ny hoanina fa matsiro hoa..mba kozy e
tena resy lavitra ary tsy te hierika akoho intsony nareo

kely ny finoako amin'izany ry ika a



Raha rosoako i niryna ka tsy teneniko mihitsy raha tsary refa voatelina tsara sy efa andalan'ny levona iny hoe voalavo ilay nohanina teo.
dia hanakory? fa ngamba mbola hangataka..
tsy ny saina anie no misakafo fa ny vava sy ny kibo e e






Tonga aho dia mandoa ka,nasehon'ny naman'ny zanako aho tao anaty telecel-ny ilay sakafo voalavo andrahoin'ny sinoa azy.Atsobony ao anaty rano mafana,dia tapahany ny lohany ,dia tetehiny ary avy eo asiany saosy mena dia ataony eo ambony latabatra.:^)
29. dongadonga ( 12/11/2007 17:13)
:snif::snif:mankaloiloy be izany kle azaa
30. xxx ( 12/11/2007 19:18)
ary i dongangadonga mazoto manaraka sakafo ah!:°)
31. dongadonga ( 12/11/2007 20:31)
32. xxx ( 12/11/2007 20:42)
:-D:-D:-D:-Dka arosoy aza izay masaka e!
33. dongadonga ( 12/11/2007 21:25)
ronono sy menakely izao no masaka ooh:miam::miam:=D=D
34. ikaretsaka ( 13/11/2007 00:20)
io mifidifidy hanina io ihany...
hafa ny mifidy sy mifady!
35. xxx ( 13/11/2007 06:11)
ikaretsaka: izaho sady tsy mifidy no tsy mifady fa mbola tsy nanandrana ny ho mety azo atelina rehetra:wink::-D

dongaodnga: efa haiko tsianjery io sakafo nomenao io ny tsirony fa hafa koa haroso, ilay spesialy ireny:-P
36. fahamarinana ( 14/11/2007 20:06)
:arrow:efa betsaka ihany no nohaniko tany dago:fanihy,sokatra,saka,trandraka;valala,voangory,araignée fa voalavo kosa lahy tsa mbola nohaniko.Asa raha tsy fantatro angaha fa mampieritreritra ihany an.(l)
37. ikaretsaka ( 15/11/2007 01:02)
k'efa heo tsy voalavo le any @ dalle ireny ko
nenareo rehefa heo voalavo de reny avy hatrany no tonga an-tsaina
38. soanja ( 15/11/2007 01:13)
Zah alo ry IKA mino fa tsy ilay hevitra hoe zao no hanin;ireo biby resahinao ireo no olana tsy hahateleman'ny olona azy fa ny mombamomba ilay biby sy ny poziny defa tsy ao ny saina sy ny kibo. :-*:-*

Zah tia miompy Chinchila de azoko antsaina hoe tsy ho sakafo velively io na hofaty noana aza ty vatako!
39. ikaretsaka ( 15/11/2007 17:54)
za koa izao miompy akoho dia fantatro mihitsy hoe tsy sakafo velively ireo na hofaty noana aza zahako (ny secte-ko no manjara :tsy ara-pivavahana fa le 1!)
40. mangabe ( 25/11/2007 13:44)
steeeel:

ny sakafon'ny jamaikana indray andro no tena nahasarika ahy, indrindra ilay vary nandrahoina miaraka amin'ny tsaramaso mena iny, noheveriko ho tena vary gasy mena mihintsy. kanefa tsy dia mankaiza ny tsirony.



Any la-reunion koa manao tahak'izany ...tena mafilotra be mihintsiny ilay izy alohany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4101