Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Kwasi ( 21/10/2007 13:36)
resaka virtuel
Lasalasa ny saiko hoa nandinika an'ireo suojet "vavolombelona x" sy ny tariny. Voalaza matetika tao moa ny resaka hoe virtuel, fiainana virtuel sns, dia nisy mihitsy moa passage mahatsikaiky niresaka ... tohiny
novalian'i sarobidy ny 25/10/2007 10:30
Kwasi ( 21/10/2007 13:31)
coup de foudre
Efa mba ela ihany ny niainanako sy nifaneraserako t@ vhv fa mbola tsy nahatsapa hoe voan'izany coups de foudre izany aho le.:) Misy milaza amiko hoe mbola tsy tena tia hono aho raha tsy mbola azon'iz... tohiny
novalian'i sarobidy ny 07/11/2007 13:20
xxx ( 21/10/2007 12:27)
Mpianatr'i CSFX
Nisy Bandy 'zay zany t@ 5ème nikôzy t@ namany iray hoe jereon'la moa ramose fa ôtran'ny Hyipopotame, dé avy eo notorin'io namany io tany amin'ilay mpampianatra hoe enao ramose lazindRa Sebastie... tohiny
novalian'i RyAnona ny 23/10/2007 08:13
Jeankely ( 21/10/2007 05:36)
Sekta Tsaramaso maka vadin'olona hono raha sahirana
Izany no mba torohevitry ny Sekta Tsaramaso hoe rehefa manahirana ny sipan'ny tena dia miatantehera @'ny vadin'olona ao ampiangonana. Fa inona no tena tian'izany sekta tsaramaso izany zahavina sy atao... tohiny
novalian'i fijo ny 31/10/2007 23:36
Lantoer ( 21/10/2007 05:21)
Hamparisika sy Hanatsara
Ho an'ny Admin, Faly ny tenako mampita ity hevitra vaovao ity izay niombonako tamin'ny mpilalao eseky vitsivitsy. Ny zava-misy tsikaritro hatramin'ny niatombohako nilalao tao dia misy Fihaonana efa ... tohiny
Belle ( 21/10/2007 03:33)
Fandevenana vs. Fandorana
Olona vitsivitsy izahay no tafaresaka ka nizarazara be ihany ny hevitra. Nisy aza moa dia tena nisafoaka mafy tamiko mihitsy satria tsy toe-tsaina Malagasy velively hono ny mandotra razana. Hitako ... tohiny
novalian'i Veloo ny 30/10/2007 17:35
lohabe ( 21/10/2007 02:45)
dinika mivantana
Raha tiana asiana dinika mivantana (chat) kay ny pejy iray dia inona no tokony ianarana? J2EE ve?... tohiny
novalian'i sarobidy ny 25/10/2007 14:23
salmo1 ( 20/10/2007 21:34)
Rugby
Eng 6 - 15 Surafrica [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Content/yahoo-supercontent.gif[/IMG] Zavatra namenatra naneran-tany: Ilay[b] amboara niala ny vodiny[/b].=)) ... tohiny
lo ( 20/10/2007 18:11)
fety tsingerintaona serasera dago : tanteraka tokoa
dia nataon'ireto namana bdb ny fety, tsy voaisako alo e, fa dia andramo hoe e ny tiana homarihina fotsny dia anisan'ny nanotrona tao ny filoha amboninahitry ny namana serasera dago izay hisaorana man... tohiny
novalian'i badouda ny 02/12/2007 22:51
vivi ( 20/10/2007 18:07)
tsy azoko mihintsy
ahoana no atao we vehivahy collante ?, vhv miantso lava foana vsa vhv tsy afa mihaina raha tsy eo lhl ....mba azavao kely we reto!... tohiny
novalian'i soanja ny 28/10/2007 16:30
soanja ( 20/10/2007 16:29)
Integrity
Miasa ny saiko hoe ahoana ny fomba hanamafisana ny integrity ao anaty ny sain'ny Kristianina marobe. Tsy ampy ve ny voalaza ao anaty baiboly hanorenana izany sa ny olombelona no mora rendrehan'ny haf... tohiny
novalian'i prime ny 07/11/2007 10:24
ikalabota ( 20/10/2007 14:53)
Mananjary
(l)mba azoonareo ampidirna ve ny tonon'io hiran'ny tarika Mahaleo io... tohiny
novalian'i eisy ny 24/10/2007 13:27
soanja ( 20/10/2007 14:13)
2008 Mankany
Hisy azy indray na hanana ny mahasamihafa azy ny taona 2008 mankany raha politika sy toekarena erantany no resahina. Betsaka ny zavatra mivaingana hiova loko nohon'ny: i Sarkozy indray no ao Fran... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 07/11/2007 23:45
Belle ( 20/10/2007 12:02)
Fanondroana: Marina sa Tsia?
Trangam-piainana mpiseho matetika no nisintonan’ny fiaraha-monina azy ireny. Ny an’ny gasy dia ireto ny sasantsasany tena malaza: - Lehilahy sy vehivavy mpinamana be = mpisipa; - Vehivavy mana... tohiny
novalian'i xxx ny 22/10/2007 15:49
RyAnona ( 20/10/2007 11:16)
Ny anglisy tany Antemoro
Nanao konferansy tany tany @ faritra antemoro tany ireto Anglisy vitsivitsy.Nanahirana azy ireo ny anarana gasy ka hoy izy ireo hoe andao omentsika nomerao ny olona tonga eto @ izay mora amintsika sy... tohiny
novalian'i sitlo ny 04/11/2007 16:01
RyAnona ( 20/10/2007 10:59)
Ela ela ela o! mihetsiketsika ny tapany ambany....
Mahalala ny titre misy an'io hira io ve ianareo ary ny tonony azafady: Ela ela ela ela orera?????, Mihetsiketsika ny tamba ny ambany, mihetsiketsika boribory????? Miala tsiny fa izay no fandrenesako ... tohiny
novalian'i Bita ny 21/10/2007 10:20
Jeankely ( 20/10/2007 02:52)
Tsy voavalin'i Tezitra ny fanontaniako ny Nobel Prize-ny
Rehefa sasatra ny tsy nahavaly ny fanontaniako ny Nobel Prize-ny nefa miseho ho mahay i Tezitra dia nangalatahaka ary any @'ny President-ny Malagasy indray no miresaka Prix Nobel. Iza no tena donto. R... tohiny
novalian'i Jeankely ny 23/11/2007 14:42
niryna ( 20/10/2007 02:15)
Efa nandinika ny lanitra ve hianao.. Ary ireo anjely....
Efa nandinika ny lanitra hianao?Inona avy no mety ho hitanao eny? Arak'izay rahona sy ny fomba fijerin'ny olona azy no ahitana sary eny.Efa nahita toy izany ve hianao.Mahita ranomasina manonja,mahita ... tohiny
novalian'i niryna ny 02/11/2007 17:44
bilakarenjy ( 19/10/2007 21:56)
LUCKY DUBE
Ho fanamafisana ny dinika nalefan'i ari-malala de nandefasan"ny namana hafatra avy any an-toerana ,ka asehoko anareo eto ,tsy misy novana sy tsy nadika koa : [b]africaine[/b] [i]:wrote today at ... tohiny
novalian'i xxx ny 28/10/2007 14:48
xxx ( 19/10/2007 21:03)
fiforonan'izao tontolo izao
ahoana indray ny fahitanareo an'ity reportazy momba ny fiforonan'ny tany ity? http://www.dailymotion.com/video/xj8op_la-creation-de-lunivers ... tohiny
novalian'i steeeel ny 20/10/2007 20:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.1332