Liste des messages
Liste des messages, inserés par lo, par ordre de date
lo
(
27/03/2012 04:44)
misy mahatadidy ve?
Misy mahatadidy ny titre sy ny mpihira an'ity extrait ity ve ?,
"raha sedra hita fa matroka ny vodilanitra, rehefa hita fa sarotra ka mila ho fanina, atsikio ny molotrao, misy hery ivoaka avy ao, han...
suite
répondu par hery le 10/07/2014 17:57
lo
(
21/02/2012 15:28)
NSD : mbola misy ve?
nankaiza?...
suite
répondu par sipagasy le 06/11/2012 18:27
lo
(
29/02/2008 18:41)
mandra-pihaona elaela :-)
salama ee,
euuuh inona moa izany no hanombohako azy???
- voalohany indrindra dia misaotra ny namana rehetra niara-nitafa sy nifampizara hafaliana, alahelo, resaka tsotra koa e, teto amin'ity sehatr...
suite
répondu par avana le 28/05/2008 13:44
lo
(
10/02/2008 05:23)
fambolen-kazo namana dago 2008 : mankasitraka e
nahafinaritra...
fampianarana kely aloha mba hahavanona ireo hazo hovolena
[img]http://img502.imageshack.us/img502/4567/formationlf2.jpg[/img]
dia avy eo nianika an'i lovohitra :
[img]http:/...
suite
répondu par Darlin le 14/03/2008 20:01
lo
(
10/11/2007 14:37)
voavoly ireo hazo
Dia voavoly soa amantsara ireo zanaka hazo teny Ambatofotsy. Mahafinaritra ka. Aleo ny sary no hilaza
Nanainga :
[img]http://img229.imageshack.us/img229/9715/anatyvamho0.jpg[/img]
Tonga tany ...
suite
répondu par fijo le 29/11/2007 22:34
lo
(
20/10/2007 18:11)
fety tsingerintaona serasera dago : tanteraka tokoa
dia nataon'ireto namana bdb ny fety, tsy voaisako alo e, fa dia andramo hoe e
ny tiana homarihina fotsny dia anisan'ny nanotrona tao ny filoha amboninahitry ny namana serasera dago izay hisaorana man...
suite
répondu par badouda le 02/12/2007 22:51
lo
(
23/09/2007 05:25)
tafahaona indray
dia tafahaona indray ny namana avy any dilambato vitsivitsy sy ny namanadago tamin'ny sabotsy 22 sept 2007 ...iza avy izy ireo? fantaro ary eee :D
[img]http://img228.imageshack.us/img228/4037/fotog...
suite
répondu par fijo le 01/11/2007 20:21
lo
(
26/08/2007 17:37)
vacances Mahajanga Namana serasera - vaovao tapatapany
Miarahaba ny rehetra ee
tonga soa amantsara ny alakamisy alina teo tany mahajanga ny namana 30 eo ho eo. Nahafinaritra ny dia araky ny fahitan'ny tsirairay azy.
misy koa ireo efa tonga aloha tany ...
suite
répondu par fijo le 12/10/2007 19:48
lo
(
14/06/2007 02:01)
mampitandrina ny investisseurs hoe?
lasa resabe ilay hoe mampitandrina ny investisseurs ny filoha momba ny fitsabahana amin'ny raharaham-pirenena malagasy.
Marina tokoa fa manana ny fiandrianam-pireneny i Madagasikara, ary tsy tokony b...
suite
répondu par Jeankely le 18/06/2007 01:42
lo
(
10/08/2006 02:17)
Elia Ravelomanantsoa
Dia nilatsaka hofidiana ara-pomba ofisialy i ramatoa Elia Ravelomanantsoa. Ny hevitrao?...
suite
répondu par fijo le 27/09/2006 22:36
lo
(
23/06/2005 04:29)
jirama
Re izao fa nahazo vola avy any am bank mondiale ny jirama, ary efa nalefa commande solika daholo io vola io (7 tapitrisa usd eo ho eo).
Araky ny hevitr'isika, moa ampy hanarenana ny jirama ve izany?...
suite
répondu par naej le 01/10/2005 10:22
