jirama

1. lo ( 23/06/2005 04:29)
Re izao fa nahazo vola avy any am bank mondiale ny jirama, ary efa nalefa commande solika daholo io vola io (7 tapitrisa usd eo ho eo).
Araky ny hevitr'isika, moa ampy hanarenana ny jirama ve izany?
répondu par naej le 01/10/2005 10:22
2. ravatorano ( 23/06/2005 06:01)
raha fanarenana aloha tsy ampy izany satria aza hadino fa raha tsy voaloa daholo ireo trosa marobe ananan' ny jirama amin ireo mpanjifa fa indrindra ny fanjakana , ny commune , ny oniversité sy ny sisa dia tsy ho tafarina mihitsy ny jirama fa mbola resaka fitadiavana vaha olana maikamaika fotsiny bio ary izay ilay lazaina we vonjy tavan 'andro:twisted:.
Ary ny fanmpiakarana ho 40% ny vidin ny juiro sy rano v tsy hamono ny vahoaka sy ny orina majinika ? ? ? ? ? Aona koa io ny lebe no manao ny antaony ka nby majinika no potika tanteraka?
Mbola tao anatin ny fampanantenana nataon ny president ravalo ihany ny fampihenana ny vidin ny jiro sy rano nefa izao aiza tsy nakarina v .Ny an ny olona dia ny hitan ny maso no mibaiko ny ao antsainy izao ka manomboka hikamlenona ny vahoaka rehefa hahazo ny fakitiorany eo amin 'izay:evil::twisted:
3. lo ( 23/06/2005 06:58)
ka tsy ny olontsotra irery koa anie no voa amin'nizany e, ny orinasa, indrindra ny investisseur tonga eto amintsika d efa mahita fa ny vidin'ny jiro sy rano eto d lafo lotra aminjy zareo, nefa zao vao maika hampiakarina, ny efa eo zany hiala amzay, ny tokony ho avy vao maika hihemotra d ho aiza tsony isika? tsy misy asa miforona tsony, ny sasany lasa sômera????
4. HeryLo ( 23/06/2005 08:38)
Tsy ampy aloha fa tokony homena an'i glou lé vola dia ho ainy tsara ny mitantana azy !! hihihihihihi
Mais bon ny Misitra niteny fa hoé miverina @ laony ny Jiro sy rano apres 26 ka ho hita eo izay hapokany.
Efa tsy tanteraka aloha ny hoe : du semaine 21 au 27 tsy misy coupure"Dia ho hita eo ny valin'ity eh !!
Zay no essentiel fa zay alehany any halehany ny an'i Jirama!!:-D:-D:-D
5. Kintanakely ( 08/07/2005 14:34)
:-w:-w
6. naej ( 01/10/2005 10:22)
tsy hevitra ity fa mba mangataka hevitra @ namana ato @ serasera aho, efa t@ sept 2004 aho no nangataka jiro T@ jirama,efa voaloako ny vola 6 hetsy ariary 85% ny prix devis takiany. hatramin'izao anefa dia tsy mbola tafiditra ilay jiro, rehefa manontany any dia valiany fotsiny hoe MBOLA TSY TONGA NY FITAOVANA,ao @ porte 103 ao andrefan'AMBOHIJANAHARY ,dia io hatrany no valiny efa ho heritaona izao,ka inona no tokony hataoko, aiza no tokony haleha fa dia mijaly loatra efa t@ 2001 ny tranoko no tsy misy jiro hatramizao .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3941