NSD : mbola misy ve?

1. lo ( 21/02/2012 15:28)
nankaiza?
novalian'i sipagasy ny 06/11/2012 18:27
2. naritsimba ( 22/02/2012 09:50)

lo:

nankaiza?


Antsoy @ zay Num phone mbola tavela any ry Lo ah!
3. lo ( 23/02/2012 12:07)
velomy e
4. mirananirina ( 27/02/2012 16:19)
Mba alavao hoe azfd
5. hery ( 02/03/2012 17:43)
Raha ny association dia mety tsy misy intsony angamba satria mila fitantanana sy compte rendu am Fanjakana.
Fa Ny ankizy mihaona toa mbola misy matetika. Jjereo fa misy filazana ihany eto.
6. ari.malala ( 06/03/2012 14:56)
d aona fotsiny reny hetsika maro isankarazany reny?
7. sipagasy ( 10/03/2012 18:01)
mila taitairina izany
8. glou ( 12/03/2012 07:26)

sipagasy:

mila taitairina izany

ny assotiation efa vita arapanjakana kah efa ela be efa manana statut fa ny fihaonana mbola hisy asa angamba atsy ho atsy :)
9. hery ( 12/03/2012 09:17)
glou> Fa misy activités ihany ilay association ara-panjakana? Ireny ve moa tsy mila manao tatitra isan-taona amin'ny fanjakana?
10. naritsimba ( 16/03/2012 06:06)
Salama daholo ve e!
Ny Namana Serasera Dago (NSD) dia mbola misy dia misy tokoa, ny resaka hetsika raha ny eto Madagasikara, na misy na tsy misy dia toy ny fikambanana rehetra , ny lalàna no milaza fa tokony hanao tatitra amin'ny fanjakana ny fikambanana mijoro isan-taona, saingy indrisy fa lasa fitadiavana tombotsoa manokana noho ny antony politika.
Iza moa ireo milaza fa fikambanana, manana mpikambana firy, nefa dia miseho ho maha solontena ny Malagasy? sahy miteny fa FIARAHA-MONIM-PIRENENA????
Aoka tsy ho gaga ianareo raha toa ka tsy manao hetsika ny NSD, misy ihany ny fihaonana izay atao fa dia vitan'ny antso amin'ny finday ary tsy ankalazaina sao sanatria ka hisy hilaza hoe mpanao politika ireo mivorivory ireo, sanatria anie izany!!!!
Ny NSD dia manana fandaharan-asa fa saingy tsy entina hisehosehoana na ho tabatabaina etsy sy eroa. Eo ihany koa ny mbola fahasahiranan'ny tsirairay ka tsy hifanomezan-tsiny akory.
Araka ny voalazan'ny Filohan'ny NSD Andriamatoa Glou dia hoe : Asa angamba atsy ho atsy, satria na ny an-kafaliana(teraka, fanambadiana), na ny an-karatsiana(fahafatesana, marary ) dia samy tsy nisy tanteraka.
Tany @ FB no nahitana fa tera-bao(vavikely) i Nix, nahazo zafikely i Ravatorano, tokony ho tanterahina daholo izany.
Entanina isika izay mbola mahatsiaro tena na afaka na tsy afaka fa hisy ny fihaonana hanamafisana ny fikambanana tsy ho ela. Asa angamba atsy ho atsy.
Misaotra @ tsy fanadinoana ny NSD
11. lo ( 23/03/2012 05:46)
ary toa nisy groupe Serasera izay tany amin'ny FB..fa toa tsy misy communications mipoitra mihintsy..
12. hery ( 23/03/2012 05:52)
Raha communications officielles ve moa tsy eto no ametrahandry zareo azy mialoha?
13. ravatorano ( 23/03/2012 11:38)
mbola misy ny NSD ary vezlona be aza kle hihihihihi fa ra lo koa tsita tsony an ! hihihi
dia faly miarahaba antsika rehetra izay hita eto indray.Misaotra an i hery fa tonga soa eto indray ravato kle efa lasa rano teo ilay ps-ko fa tsy nety tafa teto aho ! Merci hery !
raha ny communicatrion officielle dia eto ami'nny sit
Maqrina voalazan i naritsimba io aryt isika rehetra no samy natory asa mety samy maka bahana kely angamba na kosa samy revo mila ato anatin ity krizy ty !
Ny fihaonana dia samy mangetaheta an io avokoa fa ny somary mapmé dia ity tsy misy mandefa sosokevitra mmomba izay satria aza adino fa ny fihaonana rehetra izay efa natao dia nohon'ny mpikambana rehetra fa tsy ny mpitarika sy mpiketrika ihany ka tsara raha mandefa izay hetahetany ny akama mlay rehetra mba hahafahana mijery sy mandinika izany indrindra ny fotoana hanaovana azy alahady sa sabotsy ? ny daty ? dia aiza ???????
ohatran izay nno ambangovangony fa isika ihany io eh
14. lo ( 26/03/2012 14:27)
ravato > lisany paps refa makaty otrany mandalo tanà-misy havana kle :p
15. ravatorano ( 27/03/2012 05:26)
lo < aoka less marna maf an saika tafapetraka aza ilay avy any touloz zay fa andro alll b koa ilay fandalovana kle ! nereo betsaka garidadekoro d tsy azo dodomina all hihihih
16. lo ( 27/03/2012 13:57)
Ravato > nareo ndray ve no tsy hosokafana na amfiry na amfiry e hihih
17. sipagasy ( 06/11/2012 18:27)
mahavità beh ry reto annn, dia mba tsipatsipazo vao² n'ny fihaonanareo eny ihany e!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1425